baiboly ihany dia ampy.coran ihany dia ampy

21. cutie ( 15/02/2008 03:55)
iza no mahalala ny finoan'ny silamo any :-D
22. LazaDaddy ( 15/02/2008 03:56)
ikaretsaka:

de silamo nareo izany!
misaotra :)


23. ikaretsaka ( 15/02/2008 03:58)
ko io efa hazavain'i fijo io ko
mitovy fisainana..
24. cutie ( 15/02/2008 04:02)
ka zay no nolazaiko we sarotra le fanontaniana satria za tsy afaka ny hiteny mitsy we ampy satria tsy haiko ny momba ny coran:)
25. ikaretsaka ( 15/02/2008 04:08)
ka tsary ny momban'ny coran ny sobjektra sy atribotra fa ny momba ny mampitovy ny fisainana @ samy fanaovana "boky de ampy":wink:
26. cutie ( 15/02/2008 04:09)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
27. cutie ( 15/02/2008 04:11)
ka tsy met wa zany:-D
28. ikaretsaka ( 15/02/2008 04:19)
mitovy le fisainana ko:-D
samy "boky de ampy"
29. rakapy ( 15/02/2008 04:26)
Ampy anaovana inona aloha no tian'i Fijo anotaniana? Satria somary mivelatra ihany ilay fanotaniana.
30. LazaDaddy ( 15/02/2008 04:27)
ampy portos =))=))=))
31. ikaretsaka ( 15/02/2008 04:31)
ampy pour tous hono
32. LazaDaddy ( 15/02/2008 04:33)
ampy pour inona?
33. ikaretsaka ( 15/02/2008 04:35)
pour tous les mpanao "ihany de ampy"
34. rakapy ( 15/02/2008 04:45)
Ralaza:-D:-D:-D
35. LazaDaddy ( 15/02/2008 04:48)
ahoana rakapy?
36. rakaroka ( 15/02/2008 06:41)
:-D:-D:-D Mampgné =))=))=))manapatsinay ny manaraka ny resakareo:-D:-D:-D:-D
ilay "sujet"n'ilay fijo koa aloha dia mampanao an'izao mihitsy an :8O:oops::{:{:{:P
Tsy hitako izay lazaina koh!...:@:@:@
37. ikaretsaka ( 15/02/2008 13:30)
rakaroka> ireo concernes amin'ilay fanontanian'i fijo anie ry rakaroka tsy mety mitsotra e..
izay no mahatapa-tsinay i@ ilay raha
38. todisoa2 ( 15/02/2008 15:21)
fijo:

azafady ry namana isany fa mankarary sofina le loahevitra saingy apetrako ihany.

ny silamo mantsy,(ny jiosy koa angamba)dia manizingizina fa io coran io ihany dia ampy azy.ary izay voalaza ao dia mila arahana sy tanterahana.izay mivoana amin'izay dia very.

dia hialako tsiny ,fa raha mandinika ny mpilaza aho fa ny baiboly ihany dia ampy;sy ny fomba firesaky ny sasany eto,dia toa mitovitovy le fomba.

ka manaiky ve hianareo ireo(baiboly dia ampy)fa mitovy "fomba"fisainana amin'ireo silamo izay milaza koa fa coran dia ampy????


samy manana ny finoany ka samia mihazona ny azy. Aoka samy hitana ny azy hatr@ farany mba tsy hohesorina eny aminy n satroboninahiny. Na coran na baiboly dia samy olombelona avokoa no nanoratra azy. Samy nisy fanahy niasa tao matoa samy lalina ny foto-kvt iorenany. Tsy afaka hilaza isika fa diso na marina iza na iza. Izao no izy e: rehefa ny baiboly n inoanao dia aoka hjoro @zay finoana izay, rf coran kou d torak'izany.
39. ikaretsaka ( 15/02/2008 15:24)

ka manaiky ve hianareo ireo(baiboly dia ampy)fa mitovy "fomba"fisainana amin'ireo silamo izay milaza koa fa coran dia ampy????


ekena fa samy manana ny finoany anie ry todisoa e... fa le fanontanian'i fijo no tokony mba valiana ihany
40. todisoa2 ( 15/02/2008 15:28)
iaia. andraso fa hianatra coran za d valiko n fantaniany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.198