baiboly ihany dia ampy.coran ihany dia ampy
41. ikaretsaka
(
15/02/2008 15:29)
ts misy fianarana coran anie izany
ka tsary ny momban'ny coran ny sobjektra sy atribotra fa ny momba ny mampitovy ny fisainana @ samy fanaovana "boky de ampy"
44. cutie
(
15/02/2008 20:29)
HS kely
Ika sao de manana gregorian music:
ohatra: Alleluia, o virga mediatrix
sy Gaude Maria virgo
Ika sao de manana gregorian music:
ohatra: Alleluia, o virga mediatrix
sy Gaude Maria virgo
47. ikaretsaka
(
15/02/2008 20:43)
Gaude Maria virgo: cunctas haereses sola interemisti in universo mundo. Alleluia.:wink:
48. cutie
(
15/02/2008 20:46)
alefaso aty haingana moa ry Ika raha misy any :)
alefako hafatra ny adiresy :)
alefako hafatra ny adiresy :)
49. ikaretsaka
(
15/02/2008 20:47)
haiko ny mihira azy fa tsy manana aho.
ao @ itunes ao ve tsary hisy
ao @ itunes ao ve tsary hisy
55. ravakamalala
(
15/02/2008 21:12)
tsy azoko hoe maninona ilay olona mpiteny hoe "baiboly ihany dia ampy" no tsy mamaly, tsy hitako hoe inona no tokony hanahirana amin izany?
Na dia tsy isan ireo mpiteny izany aza aho dia hiezaka hamaly :
raha toa moa ka miteny izany tokoa ny silamo hoe coran ihany dia ampy, dia marina fa mitovy izany, fa ny filazana hoe mitovy ny fomba fanao amin izay lafiny izay tsy midika mihitsy hoe mitovy ny protestant sy ny silamo, amiko dia tsy azo itarina ny application an ilay fitoviana satria tsy mitovy ny ao anatin ny baiboly sy ny ao anatiny ny coran, ka inona moa ny olana? tsy azoko hoe maninona ny olona sasany no tsy sahy mijoro amin ny heviny?
version hafa mitovitovy amin io ihany, ny silamo misy fotoana manao ramadan (fotoana fifadiana hanina, fotoana ihany koa iezahana anaovana acte de piété misimisy noho ny andavanandro) ny katolika koa misy fotoana manao karemy (izay mifototra amin ny fifadian kanina, vavaka, ary "aumône") . Dia hanitatra ve isika hoe mitovy izany ny katôlika sy ny silamo, dans l'absolu?
asa raha mitombina ilay ohatra!!!!

56. ravakamalala
(
15/02/2008 21:15)
Fijo > fantatro ny kilalao tena ankafizinao tam mbola kely : ....mampiady angelikary!!!!!! :-P
57. ikaretsaka
(
15/02/2008 21:16)
le sens piete sns @ le sens an'ny karemy sy ramadan de ie,,, pietiquement partlant de mitovy ny fisainana @ iny
59. ravakamalala
(
15/02/2008 22:07)
U.S only hono e! ttsss mpanavakavam- bolontongotra tsssss!!!:°)