pierre etienne
1. fijo
(
14/02/2008 21:19)
izany ka mendrika,
io rangahy io dia pretra eto frantsa.niresaka tao amin'ny radio RMC izy androany satria voahantso any amin'ny fitsarana.
ny maha samy hafa azy amin'ny sasany dia izy no nanao izay hiantsoan'ny fitsarana azy.
araka ny filazany dia hotsaraina noho ny "fametavetana zaza "izy;ary noekeny rahateo izany rehetra izany.
ny tanjoko hoy izy dia ny mba hanekena fa niharan'ny fametavetana tokoa ireo zaza ireo ary mba tsy hoadino fa nisy izany.ary koa ny mba hitsaboana ahy.
ny tena nahafinaritra ahy tamin'ity rangahy ity dia izao.
efa tamin'ny 1981 aho hoy izy no nampandre ny lehibeako fa ,za dia nametaveta ankizy,ary nangataka mba hotsaboina,saingy dia tsy nanaiky ny lehibeany.ary dia nanantona polisy hono izy ary di aniakatra tribunaly ny raharaha saingy"nilaza ny fitsarana fa tsy mahefa "ilay raharaha.io moa dia vokatry ny fitsipika hoe "tsy misy hafaka mitory noho ny ratsy nataony"dia nitohy teny ihan ny zavtra ratsy nataony.saingy nanejika azy foana ny heritreriny.dia farany nisy vehivavy mpivavaka mba nihaino azy ary nanoro hevitra azy mba hampiditra indray ny raharaha any amin'i tribunaly,ka di aizao izy voahantso izao.nanomboka tamin'ny 2001 aho hoy izy dia tsy nanao ny fitafiana pretra intsony satria manalabaraka ny asako izany.
firy re no mba sahy sy mihaiky toa ity rangahy ity?????

novalian'i fijo ny 15/02/2008 22:59
3. ikaretsaka
(
14/02/2008 21:44)
mahafinaritra
rehefa hidiran'ny fanahy masina letsy ka conscient tampoka t@ ny natao ra fijo de mihaiky foana a..
fa le fiaikena (acceptance) no misy karazany maro
-Misy izao ohatra hoe mahalala fa nanao ny tsy mety ny tenany ... fa izy perso aza dia tsy mety mihaiky ..
psychologique io na socio amiko
ilay ambom-po sy henatra no facteurs
(le mitaintaina hoe tena hihaiky tokoa ve.. ngo de.. de ahoana ny fiaraha monina ets, eo aby le soucis isankarazany)
-Misy ilay mahalala ny nataony de miaiky... fa le fiaraha monina indray no miteny hoe de ianao ve de.. an an an ka... aza mihaiky izany.. dia izy indray no bedy
izay izay no cas an'dra etienne

4. LazaDaddy
(
14/02/2008 21:55)
fijo> iza na inona no lazainao ho mendrika? Mendrika inona?
1) Ilay fametavetana zaza?
2) Ny lehibeny tsy nanaiky ny hitsabo azy?
3) Ilay fitsarana nialangalana ho "tsy mahefa"?
4) Izy tsy nanao fitafiana pretra intsony?
5) Izy nitono-tena?

5. ikaretsaka
(
14/02/2008 22:02)
le toetra mibaboka no mendrika... nanaiky ny nataony
mamakia tsara aloha hoafa aza mandray an-tendrony :wink:

6. fijo
(
14/02/2008 22:12)
รด ry laza an,firy no olombelona,na dia ny tenako aza sahy andeha hiteny amin'ny fitsarana hoe tsarao aho,fa nahavita izao?????
ika ,lery tena io faharoa io no nihatra taminy.ny fiarahamonina indray no niezaka nanafina araka ny filazany.ary tsapako hoe marina ilay lazainy satria izy dia tsy niambahamba mihintsy raha niresaka tao.efa nataoko aby hoy izy ny lisitry ny ankizy niharan'izany ary efa nomeko ny fitsarana.
amiko ry laza ny marary mihaiky ny mahazo azy dia efa manomboka sitrana

8. fijo
(
14/02/2008 22:21)
ny tay azoko anie e,manafina ry pretra ,maika isika mikotaba hoe maninona no tsy sahy.izao io misy sahy,inona indray no tadiavina?
fa tena gaga ary zendana aho aloha hoe misy olona sahy hanome lisitra ny ankizy nanaovany ratsy any amin'ny fitsarana.tena manontany tena aho hoe,za ve sahy hanao izany????

9. LazaDaddy
(
14/02/2008 22:33)
fijo> manafina ry pretra, mikotaba ny olona, mibaboka ry pretra, manafina ny lehibeny? =))=))
10. fijo
(
14/02/2008 22:37)
izay aloha dia marina,ary izay dia tena nahakivy an'io rangahy io.za hozy tsy hitsara ny lehibeako,nefa kosa tsy mankasitraka ny fanapahankeviny.
fa hoan'izay eto frantsa sy mahazo La2.
amin'ny alahady amin'ny 16h misy fandaharana momba ny evanjilin'i jodasy,ka manasa hijery izay liana

15. ravatorano
(
15/02/2008 10:04)
za klou raha sanatria an'izany ka nanao an'izany dia tsary hibaboka amin lah zany miitsy kle :-D:-D:-D
tsa mampino anah zany nefa moa matoa ra fijo mihitsy no milaza an'izay d ekeko fa marina fa lery mantsy tsy mbo mpitantara angano toa anay izay :-P

16. rakaroka
(
15/02/2008 10:16)
fijo:
dia asaina izay tia mandray anjara eto mba hijery koa fa milay io.
Misaotra fa hijery koa aho!
17. fijo
(
15/02/2008 22:59)
ravato an,na za izao aza mbola manontany tena hoe raha za ve no toa io rangahy io,dia ho sahy hibaboka any amin'ny polisy???