taizao @ fomba kristianina ny zanantsika
1. rabingogilabanga
(
28/02/2008 19:25)
Tsy zanakay sy rabilabila, na i niryna no resahako an!
voaresaky niryna, atsy ambadika ny ampahan'ity(kristianina sy tsy mpino) sujet ity, saingy ho generaliser-ko eto:
-andaniny ny zaza entre 12ans ka h@ fahatanorana 25 ans manko no olana, satria à 12 ans ny zaza dia pages blanche, no sady manomboka sarotiny @ safidiny
-ankilany, ho tonga hanka fanahy azy daholo eto ny finoana isankarazany,ny sectes, ny fomba gasy, ny islam, sns...sy ny AT koa, nefa ny sainy mbola tsy matotra (marefo)
-ary indrindra indrndra ny fahamatorana mbola tanora, ary ny fananana liberté hisafidy, rehefa matotra, no but eto, donc
cadrage:
-raha tezain'ny tsy mpino izy(AT, ): dia ny hoe tsy mino dia tsy misy finoana, à 12 ans hanana tanjaka ara-tsaina hanohitra ny secte, sy ny integristes isankarazany, islamisme, boudhisme ve izy? tsy sur!
-raha tezain'ny islamisme, sy boudhisme, sy ny integrisme secte izy, hanana fahalalahana hiala @ izany ve izy @ faha 25ans na 30 ans, taona maha-matotra? tsy sûr!
-ny tsara dia tezao @ fomba kristianina tsotra izy(catholique, loterana, evanjelika), ho matotra tsy voarebireby izy raha mbola tanora, ary ho libre hisafidy ny finoany izay rehefa lehibe: porofo? jereo i fijo, rabilabila, mpitsipa-doha laka-nitana,sy ny mponina ao eoropa sy amerika i katsaka koa
sa ahoana?

novalian'i ikaretsaka ny 20/03/2008 05:35
2. Veloo
(
28/02/2008 19:31)
Zaro amin'izay làlana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany.
Obolana 22: 6
Obolana 22: 6
3. rabilabila
(
28/02/2008 21:32)
Tsy misy sûre ny fitaizana na iray aza :miankina amin'ny environnement ,miankina amin'ny culture-n'ilay mitaiza , miankina amin'ny but-n'ny fitaizana ,miankina amin'ilay zaza...........
Pistes daholo no hita any amin'ny baiboly ,ny coran,ny bokin'ny pédo-psychiatre,ny philosophes ,ny Rig Veda , ........ fa ny zaza dia tokana (unique),ary izay mitaiza ihany no mahalàla ny fomba hitondrana azy .
Donky zo-n'olona tanteraka ny hitaiza azy amin'izay tiany fa ny zavatra fantatra dia "rien n'est sûre".
Raha hitanisa ny didy folo ianao dia marihiko fa hita any amin'ny "fahendrena" rehetra izany ,ny sasany toa ny Rig Veda aza mbola manampy ny fitiavam-biby ,avy any @ filosofy grika koa toa an'i Annicéris de Cyrène (-470,-356) koa mbola niampy hoe fitiavana namana hatramin'ny famoizana ny ain'ny tena aza sy ny fankasitrahana ny soa nataon'ny hafa ho an'ny tena....,raha manopy maso any amin'ny Ntaolo malagasy dia mbola misy ny hoe :Aleo very tsikalakalam-bola toa izay very tsikalakalam-pihavanana .......betsaka ny ohatra azo raisina .
Raha ny hoe "mpitsipa-doha laka-nitana" indray dia ahoana moa no ahalalanao an'izany ?

4. rabilabila
(
28/02/2008 21:41)
Adinoko kely:
Ny zaza dia miaina ao anatin'ny environnement social iray fa tsy azo gejaina ao an-trano ==> Ny apports dia avy eny rehetra eny fa ny "fondamentaux" no avy any amin'ilay mpitaiza , ary ny fondamentaux dia betsaka no azo hanovozana azy ( efa ireo notanisaiko ireo ) ,ka raha fondamentaux kristianina no tianao hitaizana azy dia zo tokoa izany ;saingy raha ohatra izy ka nahita zavatra hafa kanefa tsy mivoana amin'ilay "fondamentaux" dia aza atao hoe: mitsipa-doha laka-nitana ,fa manjary tsy ilay fondamentaux no importants fa ilay dénomination hoe :kristianina.

5. ikaretsaka
(
28/02/2008 21:41)
raha vao zavatra imposena hoa no atao anaty olona dia karazan'ny miforce izany.
Veloo: ilay lalana tokony halehany tsy ho voatery ho ilay nalehanao lalandava anie e:wink:

6. rakaroka
(
28/02/2008 23:09)
Ny fomba tsara indrindra hitaizana ny zaza dia tsy misy afa tsy ny manome azy ireny ny maximumn'ny initiation de la vie tokony ho fantany mba hananany safidy tsara izay lalan-kizorany, dieny mbola eo anatrehanao izy amin'izay dia afaka mifanakalo hevitra aminao, ny antony mahatonga azy mivily indrindra matetika dia ny fanerena mivantana na an-kolaka ny safidin'ireo ray aman-dreny anefa mety
mamery ny fahitany ny vrai personnalité-ny.
Misaotra aloha amin'ilay sosonkevitra saingy ny ahy
aleo dia ampahafantariko ny "marina" ny zanako dieny mbola kely hoe misy karazany maro ny "réligion" mba
ahaizany mitondra tena au moins tsy ho voafetran'ny "ihany" fotsiny tahaka izay miseho izao.

7. ikaretsaka
(
28/02/2008 23:20)
miombonkevitra @ rabila sy rakaroka
Ny zaza dia miaina ao anatin'ny environnement social iray fa tsy azo gejaina ao an-trano ==> Ny apports dia avy eny rehetra eny fa ny "fondamentaux" no avy any amin'ilay mpitaiza , ary ny fondamentaux dia betsaka no azo hanovozana azy ( efa ireo notanisaiko ireo )
indro ny tena principes sy fondements an'ny fitaizana raha ny fijeriko azy

Principes Jesuites:
L'homme est créé pour louer,
respecter et servir Dieu notre Seigneur
et par là sauver son âme,
et les autres choses sur la face de la terre
sont créées pour l'homme,
et pour l'aider dans la poursuite de la fin
pour laquelle il est créé.
D'où il suit que l'homme doit user de ces choses
dans la mesure où elles l'aident pour sa fin
et qu'il doit s'en dégager
dans la mesure où elles sont, pour lui, un obstacle à cette fin.
Pour cela il est nécessaire de nous rendre indifférents
à toutes les choses créées,
en tout ce qui est laissé à la liberté de notre libre-arbitre
et qui ne lui est pas défendu ;
de telle manière que nous ne voulions pas, pour notre part, davantage la santé que la maladie, la richesse que la pauvreté, l'honneur que le déshonneur, une vie longue qu'une vie courte et ainsi de suite pour tout le reste,
mais que nous désirions et choisissions uniquement ce qui nous conduit davantage à la fin pour laquelle nous sommes créés.
8. Veloo
(
29/02/2008 01:09)
Veloo: ilay lalana tokony halehany tsy ho voatery ho ilay nalehanao lalandava anie e
tsssssssss aiza ny finonareo amin;io e??????
na dia manao fahaditrana aza izy lety rehefa vobomtra hatram'ny volohany miverina foana a.
otrany ny hazo ambolena raha voa tsy kolokoloina ilay izy lasa miolakolana otran;izany ko lety ny zaza ....
Zaro amin'izay làlana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany.
Obolana 22: 6
ela ve andresy ny baiboly e:roll:
9. rakapy
(
29/02/2008 01:49)
Tsy voatery ho ny fitaizana kristiana ihany no mety hahasoa olona iray. Ataoko angamba fa maro ireo olona tsara efa nandalo teto an-tany na mbola eto na mbola ho avy koa nefa tsy nobeazina ho xana.
Ny zavatra tokony hataon'ny RAD sy ny mpitaiza dia ny mampahalala azy ny zava-misy eto an-tany.

10. ikaretsaka
(
29/02/2008 02:37)
Veloo:
Zaro amin'izay làlana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany.
Obolana 22: 6
ela ve andresy ny baiboly e:roll:
dray.... io koa porofo 1 manao sampy baiboly le
11. soanja
(
29/02/2008 03:37)
rabingogilabanga:
Tsy zanakay sy rabilabila, na i niryna no resahako an!
voaresaky niryna, atsy ambadika ny ampahan'ity(kristianina sy tsy mpino) sujet ity, saingy ho generaliser-ko eto:
-andaniny ny zaza entre 12ans ka h@ fahatanorana 25 ans manko no olana, satria à 12 ans ny zaza dia pages blanche, no sady manomboka sarotiny @ safidiny
-ankilany, ho tonga hanka fanahy azy daholo eto ny finoana isankarazany,ny sectes, ny fomba gasy, ny islam, sns...sy ny AT koa, nefa ny sainy mbola tsy matotra (marefo)
-ary indrindra indrndra ny fahamatorana mbola tanora, ary ny fananana liberté hisafidy, rehefa matotra, no but eto, donc
cadrage:
-raha tezain'ny tsy mpino izy(AT, ): dia ny hoe tsy mino dia tsy misy finoana, à 12 ans hanana tanjaka ara-tsaina hanohitra ny secte, sy ny integristes isankarazany, islamisme, boudhisme ve izy? tsy sur!
-raha tezain'ny islamisme, sy boudhisme, sy ny integrisme secte izy, hanana fahalalahana hiala @ izany ve izy @ faha 25ans na 30 ans, taona maha-matotra? tsy sûr!
-ny tsara dia tezao @ fomba kristianina tsotra izy(catholique, loterana, evanjelika), ho matotra tsy voarebireby izy raha mbola tanora, ary ho libre hisafidy ny finoany izay rehefa lehibe: porofo? jereo i fijo, rabilabila, mpitsipa-doha laka-nitana,sy ny mponina ao eoropa sy amerika i katsaka koa
sa ahoana?
Ka amiko aloha tsy hotaizako hifanandrina na hifanohitra na hitady na hila ady amin'ny hafa na finoana hafa ny zanako, fa tiako hotaizana ahita ny zava-misy eto an-tany izy ka hahalala ny tandrify azy sy ny mety aminy.
Zavadehibe amiko ny mahita ny zanako sambatra eto an-tany.
Raha toa moa ka misafisy ny hanaraka ny diako izy dia ho faly tokoa aho , fa raha kosa naka safidy ny hamonjy lalan-kafa izy dia tsy hankahala azy aho fa izay izany no safidiny.
Ny tenantsika ihany no afaka hamonjy ny tenantsika fa Andriamanitra efa nanome ny safidy eo amin'ny tsirairay avy.
Ny anjarantsika amin'ny mahaMpanabe dia ny milaza sy manoro azy ny tsara sy ny ratsy eo amin'ny fiainana ary indrindra inona avy no fiantraikan'izany na amin'izao fiainana izao na amin'ny ho avy mandrakizay.
Atomboy eto an-tany ny fifankatiavana! Soanja
13. niryna
(
29/02/2008 08:52)
Veloo:
Zaro amin'izay làlana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany.
Obolana 22: 6
=D=D mitovy hevitra. Raha tiana ho kristiana ny zaza.Tadidio fa na enintaona aza ny zaza dia efa afaka miditra ny devoly na ny fanahy ratsy ao aminy.Dia ireny zaza miteny hoe tsy fantatro aho na lahy na vavy fa ny vatako lahy kanefa aho maniry ny ho vavy ;-),santionany io a.
Anjaran'ny rar amandreny no mivavaka ny vady aman-janany izay tsy kristiana ary anjaran'ny rar kristiana ihany koa no manakolokolo ny zanany mba ho voataiza alam-pilazantsara ny zanany.
Nisy ankizy 12 taona ,maity hoditra ary manampahaiza tokoa saingy ankizy vavy daholo no miara mianatra aminy.Tsy fantatra izay nahazo azy fa toa tsy faly izy ary dia nianjera tany amin'ny etage faha sivy ,namono tena ka asa na ho velona ilay izy fa mbola any amin'ny hopitaly izao.
Izay ilay izy,satana dia tena misomebiseby mihitsy izao satria kely sisa no fotoana ahafahany mandripaka,ka izay azony dia ataony mahalala azy avokoa,raha mbola kely ny zaza no mahalala ny soratra masina hoe aza mamono olona ,dia mety rehefa tonga saina izy tsy eritreritra ny hamono ny tenany izany satria efa mahalala ny atao hoe afobe,sa ahoana?
14. Rasiligaoma
(
29/02/2008 09:12)
Ny tenantsika ihany no afaka hamonjy ny tenantsika fa Andriamanitra efa nanome ny safidy eo amin'ny tsirairay avy.
Ny anjarantsika amin'ny mahaMpanabe dia ny milaza sy manoro azy ny tsara sy ny ratsy eo amin'ny fiainana ary indrindra inona avy no fiantraikan'izany na amin'izao fiainana izao na amin'ny ho avy mandrakizay.
namaste
15. yonikafopl
(
29/02/2008 10:30)
Ny olana tena hitako mahavoa anareo mitonona sy miseho ho kristiana de izao, terenareo na ankolaka na direkta le zaza hanao izay tianareo, ho kristiana toa anareo, matetika anefa ny toetra asehonareo ny zanakareo mifanohitra tanteraka amin'izay lazainareo aminy, dia io baiboly sy ny teny ao anatiny io foana no entinareo hanaronana sy handresena lahatra azy.
Tsy mila terena ny zaza, fa raha tianareo hanaraka ny maha kristiana anareo izy dia asehoy aminy amin'ny toetranareo isanandro fa raha hitany fa tsara dia hanaraka anareo tsy terena tsy vononana izy.
Za miombonkevitra am Soanja tanteraka, ambarao amin'ny ankizy ny zavamisy, dia omeo safidy malalaka izy fa aza imposer-na aminy izay tianao .

16. Mandefitra
(
29/02/2008 12:26)
Ianao ve nahita hoe nahazo fahasoavana, de tsy ampitainao @ zanakao iny?
Hoy ilay hira zay hoe:
Tsy nambaranao ahy Izy,
tsy nasehonao ahy ny Mazava
hitanao isan'andro aho,
fantatrao fa very aho
nefa tsy nambaranao Jeso ...
Tsy antery zany fa ampitiavana.Tiako ny zanako, tiako ho voavonjy izy, entiko hatao Batisa, mianatra ny Soratra Masina, ary raha tiany de manamafy ny fanekana masina vita t@ Batisa izy rehefa lehibe ...
Ary mivavaka mandrakariva aho mba Ilay Ray ao ambony zay nandray azy ho zanany t@ Batisa no hitantana ny fiainany ...

18. yonikafopl
(
29/02/2008 13:06)
mandefitra, ka we lazaina amin'ilay zaza doly nge ny zavatra rehetra ee, na tsara na ratsy,ambara ny zavamisy,isan'ny zavamisy ny fahasoavana lazainao io.Fa tsy terena izy fa omena safidy.
19. rakaroka
(
29/02/2008 14:46)
Mandefitra:
Ianao ve nahita hoe nahazo fahasoavana, de tsy ampitainao @ zanakao iny?
Hoy ilay hira zay hoe:
Tsy nambaranao ahy Izy,
tsy nasehonao ahy ny Mazava
hitanao isan'andro aho,
fantatrao fa very aho
nefa tsy nambaranao Jeso ...
Tsy antery zany fa ampitiavana.Tiako ny zanako, tiako ho voavonjy izy, entiko hatao Batisa, mianatra ny Soratra Masina, ary raha tiany de manamafy ny fanekana masina vita t@ Batisa izy rehefa lehibe ...
Ary mivavaka mandrakariva aho mba Ilay Ray ao ambony zay nandray azy ho zanany t@ Batisa no hitantana ny fiainany ...
'Ty hira ty mihitsy ilay nasiako setriny satria tsapako hoe karazana lavage de cerveau Beee izany e:
Soa aloha fa tsy voarato tao anatiny tahaka ny maro.
Ilay mpihira aloha mbola zaza dia efa nabosesika taminy io hira io: raha amin'ny sehatra misy hafa dia
tsy ampidirina na politika na antokom-pinoana na manao meditation ny ankizy raha mbola tsy matotra.
2)Setrin'ilay hira:
"Efa" no lohantenin'ny kalo nasetry io hira io:
Impiry ho toriana
Impiry ho zovian'
ireo nanana finoana
Ny fisian'ilay tsy to
Atra tokoa
Impiry torinteny
nasesika ombieny ombieny
Izy anefa dia nitaiza
N'iza n'iza n'aiza n'aiza
nisehoany tsy an-kiteny
Fa tsy nampoizin'izy ireny;
Nisehoany avokoa
F'isika no tsy nanam-po:-P
20. ikaretsaka
(
29/02/2008 15:11)
yonikafopl:
Ny olana tena hitako mahavoa anareo mitonona sy miseho ho kristiana de izao, terenareo na ankolaka na direkta le zaza hanao izay tianareo, ho kristiana toa anareo, matetika anefa ny toetra asehonareo ny zanakareo mifanohitra tanteraka amin'izay lazainareo aminy, dia io baiboly sy ny teny ao anatiny io foana no entinareo hanaronana sy handresena lahatra azy.
Tsy mila terena ny zaza, fa raha tianareo hanaraka ny maha kristiana anareo izy dia asehoy aminy amin'ny toetranareo isanandro fa raha hitany fa tsara dia hanaraka anareo tsy terena tsy vononana izy.
Za miombonkevitra am Soanja tanteraka, ambarao amin'ny ankizy ny zavamisy, dia omeo safidy malalaka izy fa aza imposer-na aminy izay tianao .
namaste koa izany hevitra izany