taizao @ fomba kristianina ny zanantsika

81. pissoa ( 06/03/2008 07:37)
nanontany an'i fijo angaha moa za :-D:-D:-D
82. yonikafopl ( 06/03/2008 10:26)
pissoa nga kosa tsy mba mahazo milaza ny heviny izy eeeee????

za kou kalou raha ny hevitro de aleo endrasana ho lehibe izy ee, dia omena azy ny safidy , ka izay tiany io.

" Aza rarana ny zaza raha te hanatona Ahy"

raha ny fahazoako io tsy midika hoe ento aty amiko ny zaza, fa hoe raha misafidy ny hanatona izy dia aza rarana.
83. Mandefitra ( 06/03/2008 12:33)
Hadinon i yonika, fa ny reniny no nitondra azy ho eo @ Jesosy, ary ny mpianatra no nandrara ka nahatonga Azy hiteny an'io hoe aza rarana ...
Sady na natao Batisa aza anie ra fijo, io zao nisintaka, azon 'iza atao ahoana moa?
Saingy ny tsy tsapany de hoe, mbola ao ilay fitiavan'Andriamanitra, nandray an'i fijo ho zanany t@ Batisa Masina, ka mbola mitantana sy miaro azy mandrak ty ny androany ... sady mbola tsy kivy fa miantso hoe "Miverena"
84. yonikafopl ( 06/03/2008 14:24)
mandefitra, tsy hadinoko ka, fa raha araka ny sary hita an de toa tsy zaza menavava no nentindreniny fa zaza efa mandeha sy miteny, milalao doly. Mety ohatran'ny fomban'ny zaza amzao fotoana zao,rehefa mahita zavatra de mitaritarika andreniny nde hijery.
Dia mety koa we mitabataba le zaza de noroahin'ny mpianatra fa madilo ny sofiny,hihihihih:-D

85. rabingogilabanga ( 06/03/2008 20:30)
rabialabila:
Ny zaza dia olombelona ,misy atidoha ,manana saina hieritreritra ,ka inona no manakana ny ray aman-dreny tsy hiady hevitra aminy ? Mifampizara aminy ? Manoro làlana azy ? Mizaha ny hetahetany mba ahafahana manampy azy ho tody amin'izany hetahetany izany.


tsy marina, exemple ny internet, raha tsy imposer-na ohatra ny logiciel contrôle parentale, dia ny pedophile, mody gentil mankafanahy ny ankizy, sy ny porno no ho jereny

rabila:
Tsy misy mandà an'izany nge e!! fa tokony ho fantany koa hoe inona no atao hoe bouddhisme mba ahafahany hifandray ara-po amin'ilay namana sinoa , na koa ny atao hoe islam mba tsy hanambaniany an'ilay voisin ,inona no atao hoe religion tamoul mba tsy ho

ny tokony ho fantany, sy hoe fitaizana samy hafa, atoro azy ny zava-misy, fa ny fitaizana kosa dia kristianina, satria ny olana dia izao:
fitaizana silamo: ny vavy ambany nohon'ny lahy, io ihany no misongadina eo @ ankizy adolescent
musulman
fitaizana hidouiste:ny fiaraha-monina dia misy castes, na saranga, izany no misongadin ho an'ny zaza adolescent;
86. rabilabila ( 06/03/2008 21:36)
F\'angaha moa tsy ao anatin\'ny fitaizana ny fiarovana ny intégrité-n\'ny zaza (physique sy morale )?Tsy manakana mihitsy izany ny hiresahana aminy ny atao hoe pédophile ,pornographie .....tsy voatery manisy contrôle parentale akory raha mahatoky ,fa tsy manahy koa ny hanaovana azy raha toa ka heverina ho fiarovana supplémentaire izany .
Azavaina amin\'ny zaza ny anton\'ny tsy hampisehoana ny vatany ,tsy hametrahana ny finday-ny ,ny adiresy mailaka ,ny anaran-tsekoly , rehefa manao bilaogy na resaka mivantana amin\'ny alalan\'ny aterineto izy .

F\'angaha tsy ao anatin\'ny fitaizana ny fampahalalàna izay tokony ho fantatra ?
Izao tsy miteny mihitsy ,na indray mandeha aza,hoe ampahalalao azy ny fitaizana silamo na hindou ,d\'ailleurs inona moa no fantantsika amin\'ireo fitaizana ireo ? ny zavatra hany fantatra dia mitomany ny ray amandrenin\'ireo ankizy ireo rehefa marary na maratra ny zanany ,mipenipenina koa izireo hitady ny heveriny fa mety ho an\'ny zanany ;hoy aho hoe ampahalalao azy ny atao hoe bouddhisme,islam,religion tamoul.

Hoy aho koa hoe :

Ary indrindra indrindra tsy tokony atao ambanin-javatra ny firesahana ( ny rehetra rehetra ) ,ary io resaka io dia tsy asiana \"kokoa\" satria ny fomba fiainantsika sy ny fitondran-tenantsika dia efa \"kokoa\" ho azy raha ahitany fizarana fitiavana sy fifanajàna ,ny fahatokisana izany hoe ny fandraisana azy ho olona \"à part entière\" mahavita manome ny arguments-ny ary mi-defendre azy ( eo ny ray aman-dreny no manome koa ny arguments-ny raha toa ilay fanapahan-kevitr\'ilay zaza tonga aloha loatra ary tsy sarotra ny manao izany satria misy ilay fifampatokisana ).

Inona no dikan\'izany ?
-Raha toa ny zaza mahita ny rainy manasa lovia , mipasoka , mahandro sakafo ,maka sy manatitra azy any an-tsekoly....dia tsy handaitra aminy mihitsy ilay lazainao hoe misongadina amin\'ny fitaizana silamo ( na dia caricatural sy reducteur aza ny filazanao ).
-Toa izany koa ilay lazainao hoe fitondrana hindou ( caricatural sy reducteur ihany koa ):Raha toa hitany fa amim-panajana tanteraka ny hifandraisanao amin\' ireo izay miasa ao aminao ,raha toa ka hitany ,na reny ny hetsika na resaka ataonao fa mandala hatrany ny zo-n\'olombelona .....dia tsy handaitra aminy koa izany .

87. fijo ( 06/03/2008 23:38)
pissoa an,tsy ndry anie no valiako eo e,fa hevitra ny ahy iny.

mandefitra,ka efa tsapako fa lany andro fotsiny aho rah aeo ,ko hiverina haninona

rabilabila,izay mihintsy.tsy voatery hoe hisy anaran'i ralavavolo vao hoe fahendrena,fa izay mety dia efa fahendrena daholo.
88. Rasiligaoma ( 07/03/2008 04:57)
Ary indrindra indrindra tsy tokony atao ambanin-javatra ny firesahana ( ny rehetra rehetra ) ,ary io resaka io dia tsy asiana "kokoa" satria ny fomba fiainantsika sy ny fitondran-tenantsika dia efa "kokoa" ho azy raha ahitany fizarana fitiavana sy fifanajàna ,ny fahatokisana izany hoe ny fandraisana azy ho olona "à part entière" mahavita manome ny arguments-ny ary mi-defendre azy ( eo ny ray aman-dreny no manome koa ny arguments-ny raha toa ilay fanapahan-kevitr'ilay zaza tonga aloha loatra ary tsy sarotra ny manao izany satria misy ilay fifampatokisana ).

Inona no dikan'izany ?
-Raha toa ny zaza mahita ny rainy manasa lovia , mipasoka , mahandro sakafo ,maka sy manatitra azy any an-tsekoly....dia tsy handaitra aminy mihitsy ilay lazainao hoe misongadina amin'ny fitaizana silamo ( na dia caricatural sy reducteur aza ny filazanao ).
-Toa izany koa ilay lazainao hoe fitondrana hindou ( caricatural sy reducteur ihany koa ):Raha toa hitany fa amim-panajana tanteraka ny hifandraisanao amin' ireo izay miasa ao aminao ,raha toa ka hitany ,na reny ny hetsika na resaka ataonao fa mandala hatrany ny zo-n'olombelona .....dia tsy handaitra aminy koa izany .

Izay mihitsy !
89. yonikafopl ( 07/03/2008 06:01)
tsy marina, exemple ny internet, raha tsy imposer-na ohatra ny logiciel contrôle parentale, dia ny pedophile, mody gentil mankafanahy ny ankizy, sy ny porno no ho jereny


Ka io indrindra no ilana ilay firesahana sy fampahafantarana ny ankizy ny zava-misy ange eee, tsy mila controler na izy amzay rehefa fantany daholo fa misy anzany pedophile zany, de misy koa ny porno sy ny sisa.
90. Rasiligaoma ( 07/03/2008 06:05)
izay mihitsy indray mandeha koa!
91. fijo ( 07/03/2008 21:55)
marina ny an'i yonika
92. Rasiligaoma ( 13/03/2008 06:32)
ny zavatra rarana sy forcena nefa tsy hazavaina ny antony handrarana azy fa tapenana amin'ny hoe "tu es trop (. . . ) pour comprendre" dia tsy mety mihitsy fa vao mainka aza mitarika ireo te hahafantatra sy hanohitra !
na ilay hoe Trop (. . . ) an'ilay ty amin'ny ahoana!

Fa rehefa hazavaina hoe izaho avy no antony , araka izay hahatakaran'ilay olona horarana azy! dia mora kokoa ho azy ny manaiky avy hatrany
93. fijo ( 13/03/2008 23:02)
izay koa dia tena marina hoan'ny ray amandreny taloha
94. ikaretsaka ( 14/03/2008 02:14)
izya ilay hoe rehefa manao zavatra dia hazavaina foana hoe inona no antony.. fa mampivelatra aza izay! eny na amin'ny biby aza!

ny alika aza rehefa baikoina dia tenenina an'izay hoe tsy mankany fa zao... dia kopy izy..

raha mitaiza alika tsy hipipi ao an-trano ohatra izao dia ny fitaizana mandaitra aminy dia tsy ny fibedesana azy ho tsy maintsy izao mihitsy , fa ny fanapiana azy ahatsapany hoe masiso sy maloto ny zavatra nipipizany nefa hatoriany!
Principe fi dresser-na alika voalohany indrindra izany!

jereo fa raha zarina hoe bedy amin'a pas ny biby toy ireny dia rehefa tsy bedesina sy tsy hitanao izy dia mbola hamely eo foana .. satria tsy fantany ny antony

fa raha navelanao niosona kely tao izy sy ny malotony aloha de hitany hoe izoa no antony dia fay izy dia izy ihany dia mahatsapa ny tenany ho azy


dia olona ve ambaka nohon'ny alika ???
95. ikaretsaka ( 14/03/2008 02:31)
pissoa:
Anyway, fantan'Ika tsara angamba engagement eken'ny olona hivady amin'ny resaka fitaizana ny zanaka rehefa atao mariazy Katolika izy ireo ! Misy fanontaniana izay apetraky ny mpanamasina ny fanambadiana alohan'ny fanamasinana


pissoa> azafady fa tsy hitako raha tsy izao fa takon';ny sermonina :oops::oops::oops:...

samihafa kosa ny imposer sy ny faire comprendre
ny ahy raha resaka fitaizana izany dia ny important dia hoe ataoko azony fa tsy hoe tsy maintsy izao!
@ izy kely iny dia ie.. fa avy eo iny toky nomena t@ batemy iny de tte facon havaozina amin'ny kato...

Ny ahy manokana ny hitako no nahatonga ahy nino, za nandray 2 fony kely
dadabeanay pasitera Propesta, fa ny reniko no katolika. ary nandeha 2 foana ny fiainako!

dia avy ao aho no nisafidy hoe aleoko manaraka ny reniko ! tsy imposer fa hitako t@ fihetsika nataony sy ny manodidina azy ho'azy teny ilay izy, mi se documenter momba ilay finoana sns , teo @ manodidina sy ny fiainana andavanandrohitako fa milay bebe kokoa ry masera noho ry dapasy indrindra teo @ fanasoavana .. dia nikozy t@ dadabeanay za (izay somary ni imposer ahy hanao double finoana t@ izany.. conservative be koa moa lery fa heo za hono zafikelina dadapasy )_hoe non..ity no mety amiko!
Dia ity izaho eto
lagy moa Ingahirainy ary .... nentiny mandra maty le izy... fa atao akory!
96. yonikafopl ( 14/03/2008 10:12)
marina mihints zay:)
97. fijo ( 14/03/2008 22:07)
hoy ika:"samihafa kosa ny imposer sy ny faire comprendre"

ie ary io no mila tena havahana tsara
98. Rasiligaoma ( 15/03/2008 04:00)
ekena
99. ikaretsaka ( 20/03/2008 05:35)
:wink: indrisy fa misy manafangaro ireo anefa ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089