taizao @ fomba kristianina ny zanantsika
21. Veloo
(
29/02/2008 17:11)
ikaretsaka [ Valio ] 29-02-2008 03:37:49
Lohateny : Re : taizao @ fomba kristianina ny zanantsika
Hoy i Veloo:
Voalaza teo :
Zaro amin'izay làlana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany.
Obolana 22: 6
ela ve andresy ny baiboly e
dray.... io koa porofo 1 manao sampy baiboly le
aza dia mirediredy re ry Ika:roll:
22. fijo
(
29/02/2008 21:09)
Ny fomba tsara indrindra hitaizana ny zaza dia tsy misy afa tsy ny manome azy ireny ny maximumn'ny initiation de la vie tokony ho fantany mba hananany safidy tsara izay lalan-kizorany, dieny mbola eo anatrehanao izy amin'izay dia afaka mifanakalo hevitra aminao, ny antony mahatonga azy mivily indrindra matetika dia ny fanerena mivantana na an-kolaka ny safidin'ireo ray aman-dreny anefa mety
mamery ny fahitany ny vrai personnalité-ny."
io dia ekeko tanteraka,ary ampiako hoe ny fitaizana azy ,dia ny fampianarana azy ho lasa olombelona hafaka ahay hisafidy izay tiany
mamery ny fahitany ny vrai personnalité-ny."
io dia ekeko tanteraka,ary ampiako hoe ny fitaizana azy ,dia ny fampianarana azy ho lasa olombelona hafaka ahay hisafidy izay tiany
23. ikaretsaka
(
29/02/2008 22:31)
Veloo:
[
ela ve andresy ny baiboly e
aza dia mirediredy re ry Ika:roll:
ko iza ny olona hiady aman-javatra kosa?
lasa sanatria ohatran'ny biby ilay baiboly na equipe na foot na sampy ...
azo ampiadiana
nareo anie io tsy mba franc io ihany e... lavinareo ilay izy nefa ataonareo
24. niryna
(
01/03/2008 01:52)
ikaretsaka::roll::roll: Oh my Gody in Heaven :roll:
dray.... io koa porofo 1 manao sampy baiboly le
mamadika tenin'Atra ika ary miha-mivoaka tsikelikely eny daholo tokoa ilay izy :cry: ,tandremo fa sao mifototra any aminao ny teninao(blasphemy io ary tena zava-doza)
ROMANA 8
9 Fa hianareo tsy ao amin'ny nofo, fa ao amin'ny Fanahy, raha ny Fanahin'Andriamanitra no mitoetra ao anatinareo. Fa raha misy kosa tsy manana ny Fanahin'i Kristy, dia tsy Azy izy.
http://baiboly.org/toko.asp?boky=EKSODOSY&toko=20&andininy=3-6&dika=web
Ny sampy dia izay rehetra zavatra natao ho solon'Atra ka omena voninahitra ambony noho ilay Ray ,Zanaka ary Fanahy Masina dia Atra iray izany.
Na inona io na inona na firavaka,na la croix na sampy-let na sarisary na dada rabe na hazokely fiarovana,na cristal,na horoscope na famakiana tanana ,na inona koa re e,:wink: na sarivongana ka hiankohana na anaovana amin'ny anaran'ny ray sy ny zanaka ary ny fanahy masina kanefa tsy Atra akory na olona heverina fa hisolo an'Atra ireo dia manao an'Atra ho tsinontsina ary tsy misy ,sy tsy azo ,ary tsy avelan'Atra ny hanao an'ireo isika kristiana na iza izany na iza.Efa im-betsaka io no resahina eto foana ary tsy te hiresaka an'izany intsony aho saingy voatery miresaka nohofamadihanao ny tenin'Atra ho sampy.Miha-mivoaka tsikelikely ny zavatra hinoanao.
http://baiboly.org/toko.asp?boky=ROMANA&toko=16&andininy=17-18&dika=web
*** Ny fanahy masina anie hitarika anao andeha amin'ny fahamarinana ary mangataha aminy mba ho fantatrao sy ho hitanao tokoa ny tena atao hoe finoana kristiana:arrow:
***Mino ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina (trinity )na telo izay iray
***Mino fa noho ny fitiavan'Atra dia nomeny antsika ny Zanany Malalany( Kristy Tompo)mba hamonjy antsika rehetra izay mino Azyfa nitsangana tamin'ny maty ary mbola hiverina indray haka ireo olony.
*** Mino fa Fanahy Atra ary ny fanahintsika no manatona Azy fa tsy mampiasa na inona na inona na fitaovana na olona na mpanelanelana antsika na iray aza.
***Mino fa Kristy irery ihany no mpanelanelana antsika amin'Atra ary any aminy irery ihany no misy ny famonjena,izay handrandrain'ny kristiana rehetra izay mino Azy Irery
*** Mino fa Kristy dia Atra ka izy no lalana mankany amin'ny Ray,ary tsy misy na olona ,na dada rabe ,na ireo kely malaza na ny maty na iza na iza mankany amin'ny Ray raha tsy avy amin'ny Zanany Irery ihany
Fa ny fahasoavan'Atra noho nahatoa izao anao.^:^
25. Rasiligaoma
(
01/03/2008 05:35)
inona no maha samihafa ny hoe ialahy ve haharesy ity akoholahimenako ity sy ny hoe ialahy ve haharesy baiboly?
ko raha tsy ilay baiboly no ampiadiana ko
ko raha tsy ilay baiboly no ampiadiana ko
26. rijadolly
(
01/03/2008 07:49)
Veloo:Ny ao anatin'fo tsirairay marina dia mivoaka ao amin'vavany,
ela ve andresy ny baiboly e
Samy hafa daholo ny fandraisana io teny io,araka ny tsirairay.Arao tsara daholo anie ny hevitry ny tsirairay mikasika io é!fantatra avy eo ny ao anatin'fony.=))=))=))=))Ny ao anatin'fo tsirairay marina dia mivoaka ao amin'vavany,
Veloo >>> izao re no tokony tenen'sé a!dia mangina daholo ireo an!
Zaro amin'izay làlana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany."ianao ve andresy ny tenin'Andriamanitra ao anaty Baiboly é!"
Obolana 22: 6
27. yonikafopl
(
01/03/2008 09:57)
Ny ao anatin'fo tsirairay marina dia mivoaka ao amin'vavany
IO mihintsy ilay teny tiako hivoaka.Izany hoe raha ny fandraisako azy dia miseho ety ivelany foana izay hanananao ao anatinao.
Ny zaza maranitsaina noho isika lehibe,mandinika ny ataon'ny tsirairay izy.Ka na taizanao amin'ny fomba kristiana toy inona aza izy, rehefa ny ataonao no tsy mamely dia eh eh eh ,mivoana foana io.Satria na ianao milaza ho kristiana aza anarany fotsiny fa ilay toetra avoakan'ilay ao anaty mampiveri-mandeha ny mpitazana.
Ka isan'ny fomba fitaizana ny zanaka ny fanehoanao ny tenanao ho modely na amin'ny fomba fiteny,famindra,ny toetra asehonao amin'ny mpiara-belona sns....Izay ataonao no kopien'ny zanakao.
28. fahamarinana
(
01/03/2008 10:10)
yonikafopl:
Ka isan'ny fomba fitaizana ny zanaka ny fanehoanao ny tenanao ho modely na amin'ny fomba fiteny,famindra,ny toetra asehonao amin'ny mpiara-belona sns....Izay ataonao no kopien'ny zanakao.
:arrow:mitovy hevitra aminao aho eto,marina tanteraka e.(l)
29. rijadolly
(
01/03/2008 11:13)
IO mihintsy ilay teny tiako hivoaka.Izany hoe raha ny fandraisako azy dia miseho ety ivelany foana izay hanananao ao anatinao.=D=D=DMarina izany,ny fanampiny dia ilaina ny Fanetretena sy fanekena fa diso ianao(ra diso) mba tsy ho Mpanamaritena ianao
Ny zaza maranitsaina noho isika lehibe,mandinika ny ataon'ny tsirairay izy.Ka na taizanao amin'ny fomba kristiana toy inona aza izy, rehefa ny ataonao no tsy mamely dia eh eh eh ,mivoana foana io.Satria na ianao milaza ho kristiana aza anarany fotsiny fa ilay toetra avoakan'ilay ao anaty mampiveri-mandeha ny mpitazana.
Ka isan'ny fomba fitaizana ny zanaka ny fanehoanao ny tenanao ho modely na amin'ny fomba fiteny,famindra,ny toetra asehonao amin'ny mpiara-belona sns....Izay ataonao no kopien'ny zanakao.Tena marina koa dia
Zaro amin'izay làlana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany.
Obolana 22: 6
30. yonikafopl
(
01/03/2008 11:16)
rijadolly, ka efa we ny fanazaranao azy amin'ny tokony alehany dia ny fanehoanao ny tenanao ho modely harahiny kouuu, fa raha zarinao amin'ny teny sy fampianarana, fananarana izy nefa ny ataonao mifandika be am le izy de tena mandeha any am lalana hafa mihintsy le zaza.
31. fahamarinana
(
01/03/2008 11:55)
:arrow: Samy marina daholo ny anareo :zany hoe atao izay maha-modely ny tena dia en meme temps koa zarina amin'ny lalana tokony halehany ny zaza fa afaka miaraka izy roa ireo .(l)
32. rijadolly
(
01/03/2008 13:09)
Misaotra an'Fahamarinana nanazava fa tariky be za (amin'connexionay tsy mamely mihitsy,tsy haiko ny anareo na ahoana.)Action anie zany hoe "zaro" zany fa tsy miteny hoe ery no lalana nefa za mivily mamely 1/2 bota rehefa lasa any izy é.
Ny tato an-tsaiko zao dia hoe ilay teny mihitsy ve no tsy tian'yonikafopl.misaotra Fahamarinana nanazava a!:-*:-*
Ny tato an-tsaiko zao dia hoe ilay teny mihitsy ve no tsy tian'yonikafopl.misaotra Fahamarinana nanazava a!:-*:-*
33. fahamarinana
(
01/03/2008 18:16)
:arrow:HS kely :tratran'ny delestage angaha rijadolly:cry:,:-*:-*(l)
34. rabingogilabanga
(
01/03/2008 22:21)
katsaka:
raha vao zavatra imposena hoa no atao anaty olona dia karazan'ny miforce izany.
tadidio fa zaza no resahina, ary tsy choix entre pizza sy McDo akory no atao, fa ny avenir-ny no en jeux.
donc:à 12 ans raha tsy imposer-nao, hahazaka ny fanodikodinana ny saina izay hataon'ny olondehibe sasany eny andalana, na any ampianarana, na ny namany eny @ quartier ve izy?ny integriste islamiste ohatra, ny sectes isankarazany?zaza à 12 ans, na 14an, na 18 ans?
bila:
Pistes daholo no hita any amin'ny baiboly ,ny coran,ny bokin'ny pédo-psychiatre,ny philosophes ,ny Rig Veda , ........ fa ny zaza dia tokana (unique),ary izay mitaiza ihany no mahalàla ny fomba hitondrana azy .
Donky zo-n'olona tanteraka ny hitaiza azy amin'izay tiany fa ny zavatra fantatra dia "rien n'est sûre".
mety ho marina , saingy indro kely:
sehatra vitsivitsy no mitaiza ny zaza:
-NY SEKOLY: eto de y'a pas photo, esca, st michel, paul Minault, st antoine, na rasalama koa aza, izany no mendrika. ny any senegal, tunisie, etc, izay tany musulman à 90% aza, dia mampianatra zaza any @ sekoly kristianina
-NY FIARAHA-MONINA: eto indray dia tsy voafehy ny ray amandreny, ny fantatra dia ny secte, ny temoin de jehovah, ny integristes, isankarazany no ho hihaona @ le zaza eny rehetra eny, ary samy hanka ny fony; zaza 12ans na 14 ans no resahina
-NY FAMILLE: raha tsy mino ny famille (AT) dia
ny risque hahazahoan'ny secte azy de tena grand
na ny islam:izay mametraka ny lahy ho ambony ny vavy, ny hindou izay mametraka ny fiaraha_monina par caste;
de toute façon ny christianisme @ izao 2008 izao, dia liberté tanteraka, azonao ialana raha toa ka tsy resy lahatra ianao,
izay liberté izay no maha avo ny kristianisme( i fijo sy rabila izao niala)
35. ikaretsaka
(
01/03/2008 22:29)
RBGB:
tadidio fa zaza no resahina, ary tsy choix entre pizza sy McDo akory no atao, fa ny avenir-ny no en jeux.
izay indrindra no antony tsy hi imposer-na azy
RBGB:
donc:à 12 ans raha tsy imposer-nao, hahazaka ny fanodikodinana ny saina izay hataon'ny olondehibe sasany eny andalana, na any ampianarana, na ny namany eny @ quartier ve izy?ny integriste islamiste ohatra, ny sectes isankarazany?zaza à 12 ans, na 14an, na 18 ans?
ka ny ahazakany sy afahantarany izay indrindra no ampianarana azy hahafantatra ny hoe ity manimba ny valeurs fondamentaux r'ianona ah!
fa tsy hoe any amtsekoly izy efa integristes no hihaona aminy, any antrano izy mbola sendra izay ray amandreny integriste, any @ fiaraha monina izy mbola omena ny integriste
azon'ianona?
36. rabingogilabanga
(
01/03/2008 22:45)
imposer-na ny fomba fitaizana kristianina
fa tsy hoe finoana kristianina:
grandes nuances
jereo ny any @ esca, st antoine, st gabriel, ny ecole catholique senegalais , tunisien, egyptien d'alexandrie...
fa tsy hoe finoana kristianina:
grandes nuances
jereo ny any @ esca, st antoine, st gabriel, ny ecole catholique senegalais , tunisien, egyptien d'alexandrie...
37. ikaretsaka
(
01/03/2008 23:26)
ary kato aby izy mianakavy izany ..
sao hoe fitaizana katolika indray ary o tiana imposer-na ? mba tsetsatsetra iny
sao hoe fitaizana katolika indray ary o tiana imposer-na ? mba tsetsatsetra iny
38. rabilabila
(
02/03/2008 01:08)
hi!hi!hi!
Misy milalao taotao-katsaka , tanim-parihy
Aiza ho any i Ikaretsaka a!!
Vazivazy izany fa:
- Izahay sady tsy mihinana pizza no tsy miditra makido.:)
-Efa nosoratako tetsy ambony tetsy fa tsy hita angamba :Ny zaza dia miaina ao anatin\'ny environnement social ( sekoly ,association , voisins ,......)iray fa tsy azo gejaina ao an-trano (fianakaviana )==> Ny apports dia avy eny rehetra eny fa ny \"fondamentaux\" no avy any amin\'ilay mpitaiza (mpampianatra ,ray aman-dreny ,mpiandry zaza.......), ary ny fondamentaux dia betsaka no azo hanovozana azy ( efa ireo notanisaiko ireo ) .
Ka raha fondamentaux kristianina no tianao hitaizana azy dia zo tokoa izany ;saingy raha ohatra izy ka nahita zavatra hafa kanefa tsy mivoana amin\'ilay \"fondamentaux\" dia aza atao hoe: mitsipa-doha laka-nitana ,fa manjary tsy ilay fondamentaux no importants fa ilay dénomination hoe :kristianina.
-hi!hi!hi! Izahay mianakavy (7 mianadahy) izao sekolim-panjakana jiaby dia ahoana ? Ny zanakay à 90% tany daholo koa (ilay 10% ambony choix religieux no nandefasany ny zanany tany ) , kanefa toa mitovy lenta aby na ny niveau scolaire ,na ny toetoetra amin\'ny ankapobeny fa tsy misy hoe tsara na ratsy taiza akory.
- Noir be ny fijerin\'i RBGB fa toa raha vao mivoaka ny trano ireto ankizy dia ohatran\'ny misy misambotra aby (sectes sy ny integristes de tout bord ).
-Caricatural be ilay hoe \"betsaka ny risque azahoan\'ny secte ny zanaka AT \"satria raha jerena ny statistique dia ireo olona voataiza tao anatin\'ny fivavahana conventionnel no tena mirona any amin\'ny sectes satria tsy afapo amin\'ilay izy ( ny ohatra nolazain\'i Yonikafopl dia tena mitombona tanteraka sy ny ohatra nataon\'ilay mpitondra faratay milaza ny hamerina ny moral nefa izy indray no manao hoe \"casse-toi pôv\'c...).
Ary tandremo ,indrindra indrindra fa ny fanaovana \"forcing\" no tena mahatonga ny ankizy mivaralila.
Ny zanaka no nateraka dia tsy ny hijanonany ao an-trano akory ,na atao fiandrasana valim-babena ,fa nateraka hiatrika ny any ivelany .Ka ataovy ny vaksiny ,kolokoloy tsara ,omeo vitamines tsara izy , ampinonoy tsara mba hananany défenses ....fa rehefa hary elatra izy dia hanidina .
Farany: Tsy ny christianisme no manome ny liberté fa ny laicité = libre pratique ou non d\'une réligion ao anatiny .

39. ikaretsaka
(
02/03/2008 01:15)
hi!hi!hi!
Misy milalao taotao-katsaka , tanim-parihy
Aiza ho any i Ikaretsaka a!!
aleo izy anao taotaonkatsaka atanintseraseta fa pokatsaka e
40. Veloo
(
02/03/2008 01:23)
Voalaza teo :
Zaro amin'izay làlana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany.
Obolana 22: 6
"ianao ve andresy ny tenin'Andriamanitra ao anaty Baiboly é!"
misaotra rija a:-*