taizao @ fomba kristianina ny zanantsika

61. ravakamalala ( 04/03/2008 11:59)
Aza imposer na wa le izy


mi eduquer aho fa tsy mi imposer.

izany hoe manabe aho fa tsy manery. ny zaza dia mila repère rehefa mitombo, ireo repère ireo no hanampy azy handrafitra ny toetrany sy ny fomba fisainany ary ny fomba fiainany. Anjaran ny RAD ny ny manome azy ny repère izay heverin ny RAD fa tsara (indrindra raha resaka fivavahana)

iza indray ary no andrasako hitaiza azy ara pivavahana? ilay voisin nay tavaratra sa ilay namany sinoa any ampianarana sa ilay tamoul mpiara milalao aminy ao antokotany?
62. ravakamalala ( 04/03/2008 12:00)
dia ahoana hoa raha tsy manaraka an'io ilay zaza rehefa any andro any volana?


ny trano tsara fototra tsy hirodana na hisy rivo doza tahak ny inona aza eo! :wink:
63. rabilabila ( 04/03/2008 12:08)
Koa tsara ange izany e!! Fa i Pissoa tonga dia efa any amin'ilay "midaroka" sahady koa :-D .Izay no nanampiako hoe :"......ka mahay mamaky ny hetahetany ianareo dia tsy hidaroka izy satria mahatoky ny "objectivité"-nareo sy ilay fitiavana hifampizarana".

Fitiavana tokoa ny mitaiza ,fa raha tsy manao an'io lazaiko io dia heveriko fa tsy hifampizarana ilay fitiavana dia handeha ila :)

Tsy ho an'ny mpampianatra intsony no hanaovany ny asany fa ho an'ny ankizy ampianariny.
Tsy ho an'ny ray aman-dreny intsony no hitaizany ( amin'izay làlana tiany) fa ho an'ny zanany.
==> ny mahasoa an'ilay mpianatra ,zaza no kinendry fa tsy fikajiana "points de retraites" ho an'ny mpampianatra ,na valim-babena ho an'ny ray aman-dreny.


Aza adino koa fa ny zavatra nandaitra tamintsika tsy voatery handaitra amin'ny zanantsika (indrindra raha monina any amin'ny tany mandroso izy ), ny "fondamentaux" tsy miova fa ny environnement miova==> tsy maintsy atao izay fandanjalanjana tokony atao mba tsy ahatongavana any amin'ilay "midaroka".:)
64. yonikafopl ( 04/03/2008 12:26)
ravakamalala

Ty ny titre taizao @ fomba kristianina ny zanantsika

mi eduquer enao= mitaiza

Fa ilay fomba fitaizana no imposer-nareo,izany hoe ilay fomba kristiana no imposer-nareo amin'ilay education
65. rabilabila ( 04/03/2008 12:49)
iza indray ary no andrasako hitaiza azy ara pivavahana? ilay voisin nay tavaratra sa ilay namany sinoa any ampianarana sa ilay tamoul mpiara milalao aminy ao antokotany?


Tsy misy mandà an'izany nge e!! fa tokony ho fantany koa hoe inona no atao hoe bouddhisme mba ahafahany hifandray ara-po amin'ilay namana sinoa , na koa ny atao hoe islam mba tsy hanambaniany an'ilay voisin ,inona no atao hoe religion tamoul mba tsy ho gaga izy rehefa inviter-n'ilay namany rehefa misy fety iny ..........Izay ilay izy !!!!:wink:
66. ravakamalala ( 04/03/2008 12:53)
rabilabila >

Aza adino koa fa ny zavatra nandaitra tamintsika tsy voatery handaitra amin'ny zanantsika (indrindra raha monina any amin'ny tany mandroso izy ), ny "fondamentaux" tsy miova fa ny environnement miova==>


mba velabelaro hoe ny tiano ambara fa tsy azoko tsara!

Yonikafopl > ka io ilay efa teneniko hatram voalohany hoe ny fitaizana tsisy ady hevitra fa rehefa zay dia izay!
Rankizy , henoy : Ilaina ny mianatra, lasa mianatra, ilaina ny manao vaksiny, lasa manao vaksiny, ilaina ny mivavaka, lasa mivavaka (ary rehefa tsy faly ...mibontsina :°) )

Za izao tena ohatran izay mihitsy no nitaizana anay, tezitra mihitsy zahay tam mbola kely (fa tsy nandaroka :-P ) fa nony efa lehibe dia misaotra ny RAD ko aho ary nankasitraka ny nataony, satria raha tsy nanery izy dia betsaka ny zavatra tsy haiko ary tsy ho fantako.
67. yonikafopl ( 04/03/2008 13:03)
ravakamalala, oooppsss dikitatora be izy zany8O
68. ravakamalala ( 04/03/2008 13:41)
aiza kosa e! fantatro anie ireo fa mahasoa azy e! raha ohatra ka hoe izay tiako ihany na tsara io na ratsy dia manaiky aho hoe diktatiora fa efa fantatra hatramin ny fahagola tany fa tsara sy mahasoa ireo zavatra ireo dia zaraiko amin ny zanako koa! :D

69. ikaretsaka ( 04/03/2008 14:28)
yonikafopl:

Aza imposer na wa le izy :wink:


ko izy ary zaza ry yonika koa hahadaroka olona lehibe ahoana?
70. pissoa ( 04/03/2008 15:04)
Misy zavatra tsy mazava ato izany !

Ny zavatra nolazain'i Ika dia hoe :

Ikaretsaka:
dia ahoana hoa raha tsy manaraka an'io ilay zaza rehefa any andro any volana?

ka ny resaka daroka tiako notenenina dia hoe raha any aoriana any koa ve mety hilany vaniny aminao ny nampianaranao azy ?!

Rabilabila : tsy ilay zaza no darohana ka ... fa ilay zaza izany no tsy mankasitraka sns rehefa any aoriana ! :-D:-D:-D

Dia misy fanontaniana io ambony io ry Ikaretsaka a !

Fa maninona moa no tsy misy miteny hoe imposer-na ny fianarana amin'ilay zaza e ? na ny fandefasana azy any amin'ny creche, na ny fanaovana vaksiny ... araka ny efa nolazain'i ravakamalala !

71. lapino ( 04/03/2008 15:37)
ravakamalala:

amiko manokana raha resaka fitaizana zaza dia zavatra telo no tsy anomezana safidy ny ankizy fa tokony "anerena" azy dia :

1/ ny fianarana
2/ ny fahasalamana
3/ ny fivavahana

eritreretiko hoe ilainy daholo ireo satria fitaizana ny mahaolona azy daholo ireo, ny voalohany dia ny fitaizana ny saina, ny faharoa ny fitaizana ny vatana ny fahatelo ny fitaizana ny fanahy

ohatra hoe ny fianarana ve dia omeko fahalalahana ve izy hoe afaka tsy mianatra ianao raha tsy te hianatra fa rehefa lehibe ho hitanao eny ihany izay mampetimpety anao? na koa hoe aleo ianao tsy atao vaksiny rehefa mbola kely fa hitanao eo ihany rehefa lehibe ianao hoe ilainao ve izany sa tsia? toy izany ihany koa ny fivavahana , izay noheveriko fa mety amiko no atoroko azy satria izay ilay finoako hoe io no lalana mankany amin Andriamanitra.

Saingy tsy azo adinoina ihany koa fa amin ny zava-drehetra dia tsy maintsy hainao ihany koa ny manisy fetra fa ratsy ny diso tafahoatra!

Mitombina tanteraka, sady voazava tsara. Misaotra e :-*

Re- =D=D=D=D=D=D=D=D=D=D

72. rabilabila ( 04/03/2008 16:02)
hi!hi! Fa \'za nga niteny hoe \"darohana\" ny zaza?

Ouzy aho hoe :
-Omeo fitiavana izy dia hino anareo ray aman-dreny ..............ary rehefa mino anareo izy ka mahay mamaky ny hetahetany ianareo dia tsy hidaroka izy satria mahatoky ny \"objectivité\"-nareo sy ilay fitiavana hifampizarana.
-tsy maintsy atao izay fandanjalanjana tokony atao mba tsy ahatongavan(a)y any amin\'ilay \"midaroka\". ( diso frappe fotsiny io ka!!:))

Ekena tanteraka fa manao izay tokony ho-afany foana ny ray aman-dreny (na iza izy na iza ),miezaka mitsilo ny làlany ,sy manao izay adidy rehetra tokony atao aminy ,miezaka manala ny lesoka oharina amin\'ny fomba nitaizana antsika ;fa làlany iny fa tsy antsika intsony .

Raha ny fijeriko azy dia ny \"safidin\'ny ray aman-dreny \" no tsy imposer-na ,fa ny \"fondamentaux\" mijanona foana ary matetika aza par instincts daholo izany (depuis la nuit des temps ).

Ny \"fondamentaux\" dia ny fianarana ( an-tsekoly raha misy izany ary miampy ny fandinihina ny natiora koa )satria ny mpampianatra mpitaiza ,i Dadabe any ambanivohitra koa torak\'izany ,ny fanaovana seklalady na katesizy (ho an\'izay manao izany ).
Ao anatin\'ny \"fondamentaux \" koa ny mampahalàla azy ny fahasamihafany amin\'ny manodidina (mba tsy ankahalàny na hatahorany ireo manodidina ) ;sy ireo zavatra efa nolazaiko tetsy ambony :Ny zanaka no nateraka dia tsy ny hijanonany ao an-trano akory ,na atao fiandrasana valim-babena ,fa nateraka hiatrika ny any ivelany .Ka ataovy ny vaksiny ,kolokoloy tsara ,omeo vitamines tsara izy , ampinonoy tsara mba hananany défenses ....fa rehefa hary elatra izy dia hanidina .


Ary indrindra indrindra tsy tokony atao ambanin-javatra ny firesahana ( ny rehetra rehetra ) ,ary io resaka io dia tsy asiana \"kokoa\" satria ny fomba fiainantsika sy ny fitondran-tenantsika dia efa \"kokoa\" ho azy raha ahitany fizarana fitiavana sy fifanajàna ,ny fahatokisana izany hoe ny fandraisana azy ho olona \"à part entière\" mahavita manome ny arguments-ny ary mi-defendre azy ( eo ny ray aman-dreny no manome koa ny arguments-ny raha toa ilay fanapahan-kevitr\'ilay zaza tonga aloha loatra ary tsy sarotra ny manao izany satria misy ilay fifampatokisana ).


Hanome ohatra iray aho amin\'io hevitro farany io :
Raha resaka \"sexe\",possible mihitsy ny manazava amin\'ny ankizy 8 na 9 na 10 taona (miankina amin\'ny environnement-ny )ny fisafotofotoana ara-batana (physiologiquement na physiquement )sy ara-tsaina ary takany tsara izany satria izy any am-pianarana mbola kely dia efa mianatra ny reproductions sexuées ( fahatokisana azy no handraisany azy na dia fampitandremana aza no ao an-tsain\'ireo ray aman-dreny ); ny zava-dehibe dia hoe : tafita ny hafatra ;fa tsy ohatran\'ny tamin\'ny andron-dry Dada sy Neny hoe \"vetaveta\" izany............
73. ikaretsaka ( 04/03/2008 16:26)
Raha ny fijeriko azy dia ny "safidin'ny ray aman-dreny " no tsy imposer-na ,fa ny "fondamentaux" mijanona foana ary matetika aza par instincts daholo izany (depuis la nuit des temps ).

Ny "fondamentaux" dia ny fianarana ( an-tsekoly raha misy izany ary miampy ny fandinihina ny natiora koa )satria ny mpampianatra mpitaiza ,i Dadabe any ambanivohitra koa torak'izany ,ny fanaovana seklalady na katesizy (ho an'izay manao izany ).
Ao anatin'ny "fondamentaux " koa ny mampahalàla azy ny fahasamihafany amin'ny manodidina (mba tsy ankahalàny na hatahorany ireo manodidina ) ;sy ireo zavatra efa nolazaiko tetsy ambony :Ny zanaka no nateraka dia tsy ny hijanonany ao an-trano akory ,na atao fiandrasana valim-babena ,fa nateraka hiatrika ny any ivelany .Ka ataovy ny vaksiny ,kolokoloy tsara ,omeo vitamines tsara izy , ampinonoy tsara mba hananany défenses ....fa rehefa hary elatra izy dia hanidina .


Ary indrindra indrindra tsy tokony atao ambanin-javatra ny firesahana ( ny rehetra rehetra ) ,ary io resaka io dia tsy asiana "kokoa" satria ny fomba fiainantsika sy ny fitondran-tenantsika dia efa "kokoa" ho azy raha ahitany fizarana fitiavana sy fifanajàna ,ny fahatokisana izany hoe ny fandraisana azy ho olona "à part entière" mahavita manome ny arguments-ny ary mi-defendre azy ( eo ny ray aman-dreny no manome koa ny arguments-ny raha toa ilay fanapahan-kevitr'ilay zaza tonga aloha loatra ary tsy sarotra ny manao izany satria misy ilay fifampatokisana ).


Hanome ohatra iray aho amin'io hevitro farany io :
Raha resaka "sexe",possible mihitsy ny manazava amin'ny ankizy 8 na 9 na 10 taona (miankina amin'ny environnement-ny )ny fisafotofotoana ara-batana (physiologiquement na physiquement )sy ara-tsaina ary takany tsara izany satria izy any am-pianarana mbola kely dia efa mianatra ny reproductions sexuées ( fahatokisana azy no handraisany azy na dia fampitandremana aza no ao an-tsain'ireo ray aman-dreny ); ny zava-dehibe dia hoe : tafita ny hafatra ;fa tsy ohatran'ny tamin'ny andron-dry Dada sy Neny hoe vetaveta izany


namaste
74. pissoa ( 04/03/2008 16:56)
Fa ny fanontaniako aloha toa tsy valian'i Ikaretsaka e :oops::oops::oops::-D:-D:-D
75. yonikafopl ( 04/03/2008 22:04)
mba valio hono i pissoa ry ika fa jere ty izy efa boramena kely mintsy aaaa:wink:
76. fijo ( 04/03/2008 23:49)
ampianaro ny zaza ahay hisafidy,fa izay no zavadehibe.azy no mijery izay hotsara aminy avy eo
77. ikaretsaka ( 05/03/2008 00:48)
ka ny resaka daroka tiako notenenina dia hoe raha any aoriana any koa ve mety hilany vaniny aminao ny nampianaranao azy ?!

dia izay efa samy resaky ny samy olondehibe de azo hifandaminana tsara ..
eo le hoe agen'ny misafidy amin'izay ... atao ny carte sur table


78. pissoa ( 05/03/2008 07:57)
Ika, tsy io noteneniko hoe valio fa ito :

pissoa:

Fanontaniana ho an'i Ikaretsaka aza e : Tokony atao Batemy mbola kely ve ny zaza ?! :lol:


:-D:-D:-D

79. pissoa ( 05/03/2008 08:07)
Anyway, fantan'Ika tsara angamba engagement eken'ny olona hivady amin'ny resaka fitaizana ny zanaka rehefa atao mariazy Katolika izy ireo ! Misy fanontaniana izay apetraky ny mpanamasina ny fanambadiana alohan'ny fanamasinana :)
80. fijo ( 05/03/2008 22:41)
za aloh atsy momba ilay batemy ny zaza mbola kely.amiko fanerena izay ka ratsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.101