taizao @ fomba kristianina ny zanantsika
41. ikaretsaka
(
02/03/2008 01:28)
nga fampiady fanaovana defi ary le tenin'Atra e
na fiara ka fandahatra
na akoholahy
na atlethe no ampiadiana?
io no tsy azoko
na fiara ka fandahatra
na akoholahy
na atlethe no ampiadiana?
io no tsy azoko
42. rijadolly
(
02/03/2008 04:03)
Zaro amin'izay làlana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany.
Obolana 22: 6
Zany ary ny tenin'Tompo
Dera anie ho Anao ry Kristy,^:^^:^^:^
43. Rasiligaoma
(
02/03/2008 07:32)
rijadolly:
Zaro amin'izay làlana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany.
Obolana 22: 6
Zany ary ny tenin'Tompo
Dera anie ho Anao ry Kristy,^:^^:^^:^
Isaorana anie andriamanina ny fiteny rehefa bokin'ny ohabolana no vakiana fa tsy evanjely ka;-)
45. ravakamalala
(
02/03/2008 21:17)
amiko manokana raha resaka fitaizana zaza dia zavatra telo no tsy anomezana safidy ny ankizy fa tokony "anerena" azy dia :
1/ ny fianarana
2/ ny fahasalamana
3/ ny fivavahana
eritreretiko hoe ilainy daholo ireo satria fitaizana ny mahaolona azy daholo ireo, ny voalohany dia ny fitaizana ny saina, ny faharoa ny fitaizana ny vatana ny fahatelo ny fitaizana ny fanahy
ohatra hoe ny fianarana ve dia omeko fahalalahana ve izy hoe afaka tsy mianatra ianao raha tsy te hianatra fa rehefa lehibe ho hitanao eny ihany izay mampetimpety anao? na koa hoe aleo ianao tsy atao vaksiny rehefa mbola kely fa hitanao eo ihany rehefa lehibe ianao hoe ilainao ve izany sa tsia? toy izany ihany koa ny fivavahana , izay noheveriko fa mety amiko no atoroko azy satria izay ilay finoako hoe io no lalana mankany amin Andriamanitra.
Saingy tsy azo adinoina ihany koa fa amin ny zava-drehetra dia tsy maintsy hainao ihany koa ny manisy fetra fa ratsy ny diso tafahoatra!

46. ikaretsaka
(
02/03/2008 21:55)
Saingy tsy azo adinoina ihany koa fa amin ny zava-drehetra dia tsy maintsy hainao ihany koa ny manisy fetra fa ratsy ny diso tafahoatra!
marina tena marina!
1) Ilay momban'ny fianarana: ahoana indray raha ilay ohatra hoe efa tsy mety aminy ohatra ny serie scientifique na tena tsy andrian'ny sainy ny ho dokotera dia forcena ho iznay ilay zaza ---> lasa rebelle izy satria na lasa echec ny fianarany na lasa tsy izy amin'ny maha izy azy izy fa olona notefena ho izy!
2) Ilay fahasalamana: Raha resaka vakisiny dia ekeko, fa raha misy hoe tsy mety @ toe pahasalamany ny miara miaina amin'ny mpifoka sigara ohatra, nareo mpifoka be aby... dia ahoana??
Amiko dia tsotra ihany ilay izy, exposena amin'ilay milieu rehetra izy, ohatran'ny cas hoe ampianarina @ katolika ohatra ilay zaza satria ianao tany no nianatra taloha, dia ao izy no mahita hoe tiany ve ny hanohy hianatra ao sa mety aminy kokoa ny ary @ ilay sekolim-panjakana atsy na ilay privee atsy.
na kao hoe ampianarina Piano, ilay zaza ohatra, nefa tsy tiany fa mety gitara na violon no tiany ohatra rehefa ela ny ela
na ampianarina foot izy dia tsy tiany fa mety basket sy resaka haiady sy lomano no tiany ohatra
Dia amiko tokony ohatran'izany koa ny fiavahana: mandeha ampiangonana, ampianarina katesizy, sekoly alahady sns... fa aleo izy ihany no hahita hoe hanao mompera izy na hivadika ho rabbi na tsy haiko aby
47. pissoa
(
02/03/2008 21:58)
ravakamalala:
amiko manokana raha resaka fitaizana zaza dia zavatra telo no tsy anomezana safidy ny ankizy fa tokony "anerena" azy dia :
1/ ny fianarana
2/ ny fahasalamana
3/ ny fivavahana
eritreretiko hoe ilainy daholo ireo satria fitaizana ny mahaolona azy daholo ireo, ny voalohany dia ny fitaizana ny saina, ny faharoa ny fitaizana ny vatana ny fahatelo ny fitaizana ny fanahy
ohatra hoe ny fianarana ve dia omeko fahalalahana ve izy hoe afaka tsy mianatra ianao raha tsy te hianatra fa rehefa lehibe ho hitanao eny ihany izay mampetimpety anao? na koa hoe aleo ianao tsy atao vaksiny rehefa mbola kely fa hitanao eo ihany rehefa lehibe ianao hoe ilainao ve izany sa tsia? toy izany ihany koa ny fivavahana , izay noheveriko fa mety amiko no atoroko azy satria izay ilay finoako hoe io no lalana mankany amin Andriamanitra.
Saingy tsy azo adinoina ihany koa fa amin ny zava-drehetra dia tsy maintsy hainao ihany koa ny manisy fetra fa ratsy ny diso tafahoatra!
=D=D=D=D=D=D=D
48. rakaroka
(
03/03/2008 08:03)
Ny ahy aloha dia ny niainako no lazaiko: Mahita olana aho amin'ny fiatrehako ny fiainako izao satria
tsapako hoe be loatra ny fotoana lany tao amin'ilay fitaizana kristiana tsy nanomana ahy akory amin'ny fahalalana ahafahana mi-affronté ny monde iainako izao.Zary miafiafy mitaha amin'ireo nomanina iaina ilay monde noho ny tsy fahafantarana izany tsara: dia manao rattrapage aho hiatrehana ny misy réelle fa tsy ny imaginairen'ny baiboly.
Zaro amin'ny lalana tokony alehany hoy 'nareo...
Ny zandriko kristiana be toa an'ny sasany ato , naniny ahy toa ny fitsara maro ato koa hoe fa maninona indry no miasa alahady?...Tsy fanaonay hatramin'izay izany faha fitaizana kristiana

50. ravakamalala
(
03/03/2008 11:25)
1) Ilay momban'ny fianarana: ahoana indray raha ilay ohatra hoe efa tsy mety aminy ohatra ny serie scientifique na tena tsy andrian'ny sainy ny ho dokotera dia forcena ho iznay ilay zaza ---> lasa rebelle izy satria na lasa echec ny fianarany na lasa tsy izy amin'ny maha izy azy izy fa olona notefena ho izy!
2) Ilay fahasalamana: Raha resaka vakisiny dia ekeko, fa raha misy hoe tsy mety @ toe pahasalamany ny miara miaina amin'ny mpifoka sigara ohatra, nareo mpifoka be aby... dia ahoana??
za tsy miditra détail be ka!! fa ilay foto dresaka dia hoe "taizao amin ny fomba kristianina ny ankizy" dia misy miteny hoe tsy voatery kristianina e, tsy azo terena e,.. katsaka tsaramaso e... dia za nanome ny hevitro hoe ny ahy ny zanako dia taizako amin ny fomba kristianina, ary inona moa amiko ny atao hoe fomba kristianina? tsy inona fa izay finoana iainako ary hitako fa hoe marina!
51. ikaretsaka
(
03/03/2008 14:03)
dia ahoana hoa raha tsy manaraka an'io ilay zaza rehefa any andro any volana?
52. yonikafopl
(
03/03/2008 14:48)
De lasa amzay le we, ty de tena zaza ratsy taiza, zaza maditra:-D:-D
54. pissoa
(
03/03/2008 20:01)
ikaretsaka:
dia ahoana hoa raha tsy manaraka an'io ilay zaza rehefa any andro any volana?
Ary raha darohany i Ika satria izy tsy te hianatra dia ahoana ?
55. rabilabila
(
04/03/2008 01:02)
Ny tena tsy azoko ange dia izao e:
Ny zaza dia olombelona ,misy atidoha ,manana saina hieritreritra ,ka inona no manakana ny ray aman-dreny tsy hiady hevitra aminy ? Mifampizara aminy ? Manoro làlana azy ? Mizaha ny hetahetany mba ahafahana manampy azy ho tody amin'izany hetahetany izany .Ka raha te-handrafitra izy fa izay no mahafinaritra azy dia atoro azy ny làlana tsara indrindra mankany ,fa tsy terena ho dokotera izy nefa tsy izay no mampangetaheta azy .................Ny diplaoma ange moyen fa tsy fin akory e!(raha resaka fianarana).Mety halahelo ianareo amin'ny voalohany (normal be ) ,fa ho faly ianareo amin'ny farany fa manana hazon-damosina ny zanakareo ary mijoro amin'ny maha-izy azy.
Rehefa misy hezaka tokony ataony dia ampiana tosika izany hezaka izany.
Ary nataonareo aiza ny instinct-nareo ?
Hoy i Pissoa ary ambadika ary :"Ny finoako an'Andriamanitra dia vokatry ny fitiavana fa tsy resaka interet ....."
Ka inona no tsy hanaovana izany amin'ny zanaka ? Omeo fitiavana izy dia hino anareo ray aman-dreny ..............ary rehefa mino anareo izy ka mahay mamaky ny hetahetany ianareo dia tsy hidaroka izy satria mahatoky ny "objectivité"-nareo sy ilay fitiavana hifampizarana.

56. ikaretsaka
(
04/03/2008 02:37)
pissoa:
ikaretsaka:
dia ahoana hoa raha tsy manaraka an'io ilay zaza rehefa any andro any volana?
Ary raha darohany i Ika satria izy tsy te hianatra dia ahoana ?
:roll:iny ve hahadaroka ahy:-D:-D:-D
58. pissoa
(
04/03/2008 10:17)
Ika : Aza mamaly bontana :-D:-D:-D
Fanontaniana ho an'i Ikaretsaka aza e : Tokony atao Batemy mbola kely ve ny zaza ?! :lol:

59. pissoa
(
04/03/2008 10:22)
rabilabila:
Ka inona no tsy hanaovana izany amin'ny zanaka ? Omeo fitiavana izy dia hino anareo ray aman-dreny ..............ary rehefa mino anareo izy ka mahay mamaky ny hetahetany ianareo dia tsy hidaroka izy satria mahatoky ny "objectivité"-nareo sy ilay fitiavana hifampizarana.
Hi hi hi - fa tsy fitiavana angaha ny "mitaiza" azy araka ilay lalana efa hitako fa tsara arahiko ?!
60. ravakamalala
(
04/03/2008 11:51)
an an an, afangaronareo kosa ilay izy e! efa hoe za tsy miditra détail! tsy hi impose aho hoe dokotera hatao raha te hanao mpampianatra izy fa ilay fototra no teneniko!
ny fanontaniana nipetraka dia hoe :
"omena fitaizana kristiana ve ny zaza?"
dia hoy aho hoe
ENY DIA ENY TOKOA SATRIA IO NO HITAKO FA TSARA SY MAHASOA.
za ve izao kristianina dia omeko fitaizana bouddhiste indray izany ny zanako, noho ny atao hoe fahalalahana?