Iza moa io Zaza io?
1. niryna
(
19/12/2007 08:08)
Misomebiseby daholo ny olona amin'izao andro fety izao,misy aza ny tsena dia misokatra foana.Mizara fanomezana,mifankahita ny havana,malahelo ny fankalazana ny andro krismasy any amin'ny tanana raha ohatra ka lavi-kavana,mitsidika fianankaviana.Isaky ny mahita olona dia miarahaba "Tratry ny krismasy"
Fahatsiarovana daholo izany ary ny tena zava-dehibe dia ny "fitiavan'Atra antsika ka nanomezany ny Zanany hamonjy izao tontolo izao Jaona 3:16
Iza moa io Zaza io?
Izy no Zanak'Andriamanitra: Mat 3:17
Iza moa io Zaza io ?
Izy no Andriamanitra: Mat 1 :21
Iza moa io Zaza io?
.Izy dia voahombo ,ny fahafatesany teo amin'ny hazofijaliana no nanafahany fahotantsika rehetra : 1 Kor 1:23
Iza moa io Zaza io?
Izy dia maty ka nalevina ary nitsangana indray ary dia nipetraka teo an-tananan'ny Ray : Rom 8:34
Iza moa io Zaza io ?
Nanolotra ny Tenany ho antsika Izy : Titosy 2:14
FANOMEZANA SAROBIDY
Kristy dia tia antsika ary nomeny ny ainy ho fanavotana antsika ary mba hananantsika fiainana vaovao indray .
Aminy amin'izao fotoana ahatsiarovana ny andro nahaterahany izao indray ,raha vonona hianao ny hanome ny fonao sy ny fiainanao ho Azy dia aza misalasala ny manao ity vavaka ity.
[color=green] KRISTY TOMPO,HIFONAKO NY ZAVATRA REHETRA NATAOKO IZAY TSY NIFANARAKA NY SITRAPONAO,NANANDRANA NY FIAINAKO TSY MIARAKA AMINAO AHO ARY TSAPAKO FA TSY METY IZANY.ESORY NY FAHOTAKO EO AMBONY HAZO FIJALIANAO ARY ATAOVY HO TONGA ZANAKAO AHO MANOMBOKA ANIO. AMENA.
Tsy mila zavatra na vola na harena na tamby isika,rehefa nametraka ny fiainantsika ho tantanany isika dia izay ihany ary dia tonga zanany manomboka anio.
Mivavaha,mamaky ny tenin'Atra ary mitadiava fiangonana izay mitory an'i kristy,izay zavatra fantatrao fa tsy mifanaraka ny sitrapon'Atra dia ario na esory manomboka anio.Tsy mora fa raha mahatoky Azy dia ny hafany atao ao an-tsaina"Moa misy zavatra tsy vitako va hoy Izy"
Ho antsika rehetra hatrany anie ny fahasoavan'ilay Tompo mahery ary ny voninahitra ho Azy Irery.
Amena

novalian'i niryna ny 23/12/2007 06:14
2. Ylly
(
19/12/2007 09:35)
indro zazakely zana'i Maria
Tompon'ny anjely nefa nankatia
Indro zazalahy , zanakin'ny Ray
tongamba htahy , izy no (tena tsy tadidiko tampoka ny tohiny)
mihirà ry tany,sy ny mponina eo
hafaliana tsy lany,manandrata-feo
Tompon'ny anjely nefa nankatia
Indro zazalahy , zanakin'ny Ray
tongamba htahy , izy no (tena tsy tadidiko tampoka ny tohiny)
mihirà ry tany,sy ny mponina eo
hafaliana tsy lany,manandrata-feo
3. xxx
(
19/12/2007 09:38)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47643067b4822#m4768c3d763bdc
4. rabilabila
(
19/12/2007 09:46)
Fahatsiarovana:
Iza moa io zazakely?
Ao betlehema x2
Ankalazain'ny anjely
misasak'alimbe
........
Dia manaova fety soa ianareo kristianina .
Dia toneo ny fo ry Niryna
Dia mba mahaiza mifona rehefa mba misy fahadisoana ,tsy fahamelohana akory no diso fa ny olombelona dia tratran'io aby:lol::lol::lol:

5. ikaretsaka
(
19/12/2007 18:43)
Niryna> adino ilay hoe nanova ny mofo sy ny divay ho vatany sy rany koa io zaza io!
bethlehema= teny Hebrio sy arameanina-> Beit Lehem, lit "House of Bread" ...Efa teraka ao "betlehema"....
Efa teraka ao anaty mofo (a.k.a Sakramenta Masina)
bethlehema= teny Hebrio sy arameanina-> Beit Lehem, lit "House of Bread" ...Efa teraka ao "betlehema"....
Efa teraka ao anaty mofo (a.k.a Sakramenta Masina)
7. rabilabila
(
19/12/2007 21:51)
fijo:
rabila isika ko amifety ka,hoadray fety ioooo ko
:-D:-D:-D
tsssss!!Nareo kounkou ry Fijo an! 'za nge efa nomeko ny méni tary ambadika tary e!K'efa hoe gisa ho'aho miaraka amin'ny finoana matavy dia arahin-divay .:wink:
8. fijo
(
19/12/2007 21:55)
ahhhh izay ahay ka tena mahay mivavaka.tsy hadino ny ran'i lery an;
ny ahy hoanoko ny nofony sotriko ny rany de avelako eo lery
ny ahy hoanoko ny nofony sotriko ny rany de avelako eo lery
9. rabilabila
(
19/12/2007 22:00)
fijo:
ahhhh izay ahay ka tena mahay mivavaka.tsy hadino ny ran'i lery an;
ny ahy hoanoko ny nofony sotriko ny rany de avelako eo lery
Ka ataovy ny multiplication dia alefaso ny anjaranay e!! Ouups kay moa ny mofo ! e!e!e! vary ihany ny anay Malagasy ka!:-D:-D:-D
10. fijo
(
19/12/2007 22:07)
nofo wa fa tsy mofo e,ndry ko tssssss ny mofony tsy tiako fa ny ahy koa vary ihany ka
12. ikaretsaka
(
19/12/2007 22:09)
iza tokoa ary io zaza io no lery no ankalazaina fety dia izao tontolo izao mandany vola..
eny hatr@ ndry fijo aza mamono gisa
eny hatr@ ndry fijo aza mamono gisa
13. fijo
(
19/12/2007 22:14)
za tsy namono ka,nividy fotsiny,za tsy mba mamono biby.
ny ahy koa le fety no mahaliana ahy fa le zaza tsy dia asiako tantara firy
ny ahy koa le fety no mahaliana ahy fa le zaza tsy dia asiako tantara firy
14. rabilabila
(
19/12/2007 22:19)
ikaretsaka:
iza tokoa ary io zaza io no lery no ankalazaina fety dia izao tontolo izao mandany vola..
eny hatr@ ndry fijo aza mamono gisa
Io nge lé resaka tary ambadika tary ry Ika e!
Androany izao ny Aid el kebir dia souksouk no méni ,dia niaraka nanao youyou !!!! tamin'ny ray aman-drenin'ny mpianatra (hors cadre fianarana an!!). , dé am 25 sady verséran'i Mamanay kounkou.
Mba manararao-pety e!!
15. ikaretsaka
(
19/12/2007 22:21)
tsara aloha ny manararao-pety e! fa ne petez pli o ke son "afara" fotsiny e:wink:
16. fijo
(
19/12/2007 22:22)
hay ndry koa nanao aid?za nihinana godrogodro sy mokary androany.de nisy nanatitra souksouk be mihintsy,fa nahery loatra le kary.