Iza moa io Zaza io?
22. niryna
(
20/12/2007 05:34)
Ylly:
indro zazakely zana'i Maria
Tompon'ny anjely nefa nankatia
Indro zazalahy , zanakin'ny Ray
tongamba htahy , izy no (tena tsy tadidiko tampoka ny tohiny)
mihirà ry tany,sy ny mponina eo
hafaliana tsy lany,manandrata-feo
:D
23. niryna
(
20/12/2007 05:35)
rabilabila:
Fahatsiarovana:
Iza moa io zazakely?
Ao betlehema x2
Ankalazain'ny anjely
misasak'alimbe
........
Dia manaova fety soa ianareo kristianina .
Dia toneo ny fo ry Niryna
Dia mba mahaiza mifona rehefa mba misy fahadisoana ,tsy fahamelohana akory no diso fa ny olombelona dia tratran'io aby:lol::lol::lol:
:D
28. rabilabila
(
20/12/2007 22:55)
'za ary efa manambatra All(ah)El(ohim)hoy aho dia ry zalahy tsy mety manaiky fa KRIS(t)pé daholo knou.:-D:-D:-D
35. rabilabila
(
21/12/2007 21:59)
fijo:
tsy azo hafangaro mihintsy iny fa mandeha tokana ihany
Tokana ahoana ary !!! F"angaha tsy nahazo kil ny secte "krispijo"??
