Iza moa io Zaza io?

41. cutie ( 21/12/2007 22:33)
malalaka ny safidn'ny tsirairay ny @ iny :-D
42. niryna ( 23/12/2007 06:14)
http://baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=2&andininy=1-5&dika=

20 Fa raha mbola nisaina izany izy, indro, nisy anjelin'ny Tompo niseho taminy tamin'ny nofy ka nanao hoe : Ry Josefa, zanak'i Davida, aza matahotra hampakatra an'i Maria vadinao ; fa ny Zaza ao an-kibony dia avy amin'ny Fanahy Masina,

21 ka hiteraka Zazalahy izy, ary ny anarany hataonao hoe JESOSY ; fa Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin'ny fahotany.


23 "Indro, ny virijina hitoe-jaza ka hiteraka zazalahy ; Ary ny anarany hataon'ny olona hoe Imanoela " ( Isa . 7.14 ), izany hoe, raha adika : " Amintsika Andriamanitra . "Mat 1:20-23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.997