Fivavahana, finoana
fijo
(
22/11/2007 23:23)
nisy fandaharana momba ny katolika tamin'ny la 2 ny alahady teo,dia ny asa ataon'i soeur sara ao egypta.voalaza fa kopte ry zareo,ka karazana katolika ahoana io ry zalahy????
marihiko fa dia tena mia...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2007 22:48
diamondra27
(
22/11/2007 12:50)
tsy mahay mihira ny tenanay fa mpihaino sy mpankasitraka foana ka mba zaraina aminareo e!
http://www.acidplanet.com/artist.asp?songs=506812&T=5218
mazotoa mihaino daholo ô!...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2007 21:47
LazaDaddy
(
22/11/2007 12:44)
voalaza matetika ny hoe "ny finoana tsy arahina asa dia naman'ny maty". Tandremo sao misy mamitaka anareo ka mandika vilana an'io.
Sanatria tsy hoe tsy ampy akory ny finoana ka mila arahina asa, ts...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2007 22:21
xxx
(
22/11/2007 11:48)
Anisan'ny adihevitra tany amin'ny forum hafa io resaka io ka i Pasitera Tolotra no nanomboka azy fa Jiosy ny Gasy.
Be dia be anefa ny fanoherana nirarakompana avy eo fa hoe tsy Jiosy hono ny Gasy.
...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 09/12/2007 20:34
prime
(
22/11/2007 11:31)
Ahoana ny fahitanareo ny amin'ny fanomezam-pahasoavana? (araka ny hita ao amin'ny IKorintiana 12)
Inona no mahasamihafa na mampitovy ny talenta sy ny fanomezam-pahasoavana? (hita fanoharana ao amin...
tohiny
novalian'i prime ny 07/12/2007 12:39
fijo
(
21/11/2007 22:45)
tamin'ny alahady teo,izay nijery la 2,dia nahita ilay fandaharana "jour du seigneur"nahaliana io,satria
protes iray,jiosy iray"rabin" silamo iray"mpitarikafivavahana" koa,ary kato iray no teo.
resa...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/11/2007 00:29
niryna
(
21/11/2007 18:43)
Raha tsy ateraka indray hoy i Kristy isika dia tsy mahazo ny fanjakan'ny lanitra. Jaona 3:3
Ahoana ny hevitr'izany hoe ateraka indray?(new born again)
Misy afaka manazava ve ny hoe fanjakan'ny lanit...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/11/2007 06:21
xxx
(
21/11/2007 16:17)
Manitikitika hatrany io fanontaniana io ankehitriny noho ireo zava-mitranga marobe mahazo ny olombelona ankehitriny. Efa mielipatrana ireo fitaovana marobe (electronique ohatra) izay lasa andrian'ny f...
tohiny
novalian'i prime ny 29/11/2007 09:42
dokotany
(
21/11/2007 09:26)
Fanontaniana mahakitikitika ahy hatrin'ny ela izy ity :
- tongatonga ho azy ve ny teny ratsy rehefa tezitra na sosotra ny olona iray ?
dia ity koa :
- inona avy ny teny azo kilasina fa ratsy ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2007 22:33
fijo
(
20/11/2007 23:38)
ianareo mpino kristianina rehetra,na kato na protes ato,dia milaza daholo fa ny jiosy no vahoaka voafidin'andriamanitra.nefa ny jiosy dia tsy manaraka ilay finoanareo,fa manana ny azy.ka maninona no e...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 02/12/2007 14:12
salmo1
(
20/11/2007 23:11)
Tsy ny mahampiangona anareo na ny anarany fiangonanareo akory no tena zava-dehibe hanavotra anareo.. fa ny fanekenareo any Jesus maty teo ambony hazo fijaliana sy ny finoanareo azy. Rehefa matahotra a...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/11/2007 00:35
niryna
(
20/11/2007 14:02)
Mba afaka manka sary an-tsaina ve hoe iza no hitsara ny tsirairay rehefa tonga ilay fotoana?
...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/11/2007 04:57
ari.malala
(
20/11/2007 13:59)
Hoantsika Katôlika (kopatanana kely hoan'i salmo1, zay ndray ny katolika sy ny fandaharany;)) rehefa avy mamaky ny vakiteny dia faranana @ hoe "Izany àry ny tenin'ny Tompo", isaorana anie Andriamani...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 05/12/2007 23:57
endrika01
(
20/11/2007 11:39)
Manao ahoana daholo,
zao ry zareo a,zaho dia kristianina nefa tsy mino.
Tsy fantatro miitsy hoe inona no mahatonga zany?
Mitady hamily lalana ahy ve Satana?????Tena mila fanampiana fa sao dia...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 03/02/2008 13:14
bosista
(
19/11/2007 17:04)
araka ny fomba malagasy dia anisan'ny andro lehibe ivorian'ny fianakaviana ny andro fanalana volon-jaza, ary izany dia rehefa miditra ny volana fahatelo taorian'ny nahaterahany ny zaza,araka ny fomba ...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/11/2007 22:24
diamondra27
(
19/11/2007 09:41)
Efa ela ihany izay ny nahitako ireny auto collant poisson ireny na ilay apetaka ao afaran'ny fiara.
Ny nahalasa ny eritreritro dia hoe: tena inona tokoa moa no dikan'izay io?
Ny fahalalako azy dia h...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 21/11/2007 23:26
soanja
(
18/11/2007 20:45)
Matetika dia mahatsapa aho fa ny fahafahantsika mahafantatra ilay mpametraka hevitra na ps no mahatonga antsika hasiaka na halefaka. Miangatra tokoa izany raha amin'ny fihevitra madio fotsiny.
Ndao...
tohiny
novalian'i prime ny 03/12/2007 08:33
niryna
(
18/11/2007 13:05)
Samy namafy voa hono Kristy sy Satana fa hijery izay mahazo sy mahavonjy olona maro.
Namafy voa aloha Satana ary dia izao no nitranga:
Nafafy ny teny,niroborobo ilay izy,nanantena ny olona ary nahaz...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/11/2007 06:22
bosista
(
18/11/2007 09:17)
manaona daoly,
mba manontany aho we :mba aiza ho aiza ao amin'ny bible( ho an'izay mahalala)no misy ny resaka mikasika ny olona fady aminao tsy azonao vadiana?
ary raha mifanipaka izany amin'ny fadi...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/11/2007 23:40
