Fivavahana, finoana

Ylly ( 07/11/2007 14:23)
Ao isika mba handinika kely ny atao hoe >>fahotana... tohiny
novalian'i rapala ny 10/11/2007 17:55
fijo ( 07/11/2007 00:33)
hoanareo mpitsipaka ny kapoty.na ny fampiasana azy. mba misy fanontaniana kely ity. iaraha mahalala fa ao afrika ao,misy firenena ahitana olona iray tanana voan'ny sida. fantatra fa ireo olona ir... tohiny
novalian'i pissoa ny 10/11/2007 11:44
niryna ( 06/11/2007 17:36)
Nisy fivavahana iray izay raha tsy diso aho Hindou izy io.Misy tanana marobe ilay Atra vehivavy izay hinoany. Asa aloha raha fifandrifian-javatra na asehon'Atra amin'ilay firenena fa tsy mety ny mino... tohiny
prime ( 06/11/2007 11:04)
[i]"Fiadanana no avelako ho anareo, ny fiadanako no omeko anareo; tsy tahaka ny fanomen'izao tontolo izao no fanomeko anareo. Aza malahelo na matahotra ny fonareo."[/i] [b]Jaona 14:27[/b] [color=gr... tohiny
novalian'i prime ny 22/11/2007 08:10
meva2 ( 06/11/2007 09:07)
bjr daholo, Ity mba misy fanontaniana manitikitika ahy ka mba tiako hosokafana ny dinika: Iza no mendrika kokoa ny fanjakan'ny lanitra: - olona mino sy mahafantara an' Andriamanitra nefa dia ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/11/2007 21:50
niryna ( 05/11/2007 06:27)
Misy ala-maitso mavana eo an- tokontanin'ity rangahy iray.Faly sy finaritra ery izy mijery sy mitazana azy ireo isan'andro.Misy hazo iray izay hafa indrindra mijoalajoala anefa eo am-povoan'ilay ala.M... tohiny
novalian'i niryna ny 08/11/2007 06:00
tsimiandravola ( 04/11/2007 23:43)
[quote=1 Thess5,21]Mais examinez toutes choses; retenez ce qui est bon;... [/quote] Saint Irénée, évêque de Lyon IIème siècle [quote=Irenée]Unique et ascendante est la voie de tous ceux qui ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2007 00:01
xxx ( 03/11/2007 21:29)
-Misy vitsivitsy ato amin'ny forum ato(tsy lazaina ny solon'anarany...lava resaka be,azo lazaina fa basivava tokoa,...tsy inona nefa fa ny baiboly izay iaraha-mahalala fotsiny ihany ny ataony copie-co... tohiny
novalian'i fijo ny 07/11/2007 22:00
glady ( 03/11/2007 13:11)
Asa na efa nisy resaka ny momba an'io. Sekta vé ny franc-maçonnerie:roll: Misy afaka manomé fanazavana momba an'io fikambanana io vé ato, eto madagasikara hono toa misy ka asa na marina izany na ... tohiny
novalian'i zoab ny 27/11/2007 16:01
ikaretsaka ( 02/11/2007 19:32)
Misy resaka momban'i satana sns, abortions, sns Kiranil tatsy dia nahatonga ahy hahatadidy ity sobjektra ana teolojia ity: Is God a Creator of the Uncreated? Andriamanitra ve Mpahary ny zavatra ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/11/2007 01:09
niryna ( 02/11/2007 06:15)
Inona no ao an-tsainao rehefa miresaka izany hoe fahatsiarovana ny fetin'ny maty izany hianao? Maka olona iray izay tena tianao indrindra ka efa maty izy :cry::cry: Ny zavatra hitako aloha dia misy ... tohiny
novalian'i niryna ny 11/11/2007 05:55
fijo ( 01/11/2007 21:24)
ny finoana sasany dia aleony manamasina izay matin'ny sida toa izay mamporisika ny tanora hiaro ny tenany. asa raha mbolamahatsiaro tena ho eto an tany izany na efa mihevitena fa any an danitra ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/11/2007 23:54
piste ( 01/11/2007 11:59)
Tato ho ato dia nahoraka ilay resaka momba ireo Farmaciste katolika izay tsy manaiky ny hivarotra ny médicaments abortifs, satria karazana fandraisana anjara sahady @ famonoan'olona(na fanalan-jaza) ... tohiny
novalian'i arnaud14 ny 23/11/2014 16:45
niryna ( 01/11/2007 05:27)
Mba lasa ihany ny saiko mandinika ny tenin'Atra satria misy milaza fa tsy misy Satana,izay no fahafantarany azy,tsy maninona izany. Misy anarana maro aloha hiantsoana an'ilay Satana e,izay avy no aha... tohiny
novalian'i niryna ny 12/11/2007 21:10
LazaDaddy ( 31/10/2007 11:06)
Gaga ianao t@ ilay lohateny? :) Ara-Baiboly dia [b]ny fisarahana[/b] no natao fitandrovana ny "firaisana @ fahamarinana", fa tsy tambitamby na fifanarahana @ tsy fahamarinana sanatria rehefa mafy sof... tohiny
Jeankely ( 31/10/2007 09:29)
Mba misy tia handalina ny Rabilabilakisme raha afaka mamaritra Rabilabila. Toa tsy MPAHANA hono izany Rabilaka izany?=))=))=))Rabilabila vs Andriamanitra... tohiny
novalian'i fijo ny 07/11/2007 00:09
niryna ( 31/10/2007 05:03)
Satana dia misy toy ny fisian'Atra.Mitady izay haripany andro aman'alina izy ka izay tsy miambina dia mora ho azy ny hamandrika ilay olona. 16 Ary inona no ikambanan'ny tempolin'Andriamanitra amin'... tohiny
novalian'i niryna ny 13/11/2007 05:54
fijo ( 30/10/2007 23:34)
ô ry mpino isany an, raha sanatria ka te ho lasa mpino aho.iza no hoarahiko aminareo?????ianareo aza ato toa mifanipaka toa drakaka anaty sobika.ny sasany toa hafa no lazainy fa inoany,nefa mifanohi... tohiny
novalian'i Fody ny 10/11/2007 16:19
bosista ( 30/10/2007 16:41)
inona no mahatonga an'i satana(na koa ny devoly na ny demony) mihamaro,izay hita etsy sy eroa? hafa ny roahina androany hafa ny roahina ampitso? immortel ve ny devoly sa ahoana? manambady sy manarak... tohiny
novalian'i Fody ny 15/11/2007 16:16
niryna ( 30/10/2007 06:23)
Maro ny fomba handraisan'ny tsirairay ny bokin'ny Apokalypsa [b] ASA 17[/b] 20 Fa mampandre ny sofinay zavatra hafahafa izay tsy fantatray hianao; koa tianay ho fantatra izay hevitr'izany zavatra... tohiny
novalian'i niryna ny 04/11/2007 05:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7177