Fivavahana, finoana
fijo
(
30/10/2007 23:34)
ô ry mpino isany an,
raha sanatria ka te ho lasa mpino aho.iza no hoarahiko aminareo?????ianareo aza ato toa mifanipaka toa drakaka anaty sobika.ny sasany toa hafa no lazainy fa inoany,nefa mifanohi...
tohiny
novalian'i Fody ny 10/11/2007 16:19
bosista
(
30/10/2007 16:41)
inona no mahatonga an'i satana(na koa ny devoly na ny demony) mihamaro,izay hita etsy sy eroa? hafa ny roahina androany hafa ny roahina ampitso?
immortel ve ny devoly sa ahoana?
manambady sy manarak...
tohiny
novalian'i Fody ny 15/11/2007 16:16
niryna
(
30/10/2007 06:23)
Maro ny fomba handraisan'ny tsirairay ny bokin'ny Apokalypsa
[b] ASA 17[/b]
20 Fa mampandre ny sofinay zavatra hafahafa izay tsy fantatray hianao; koa tianay ho fantatra izay hevitr'izany zavatra...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/11/2007 05:26
imaitsoanala
(
29/10/2007 21:19)
aona no faitanareo an i maiol e
toa manisy mafy ny FFKM mitsy ledala ankehitriny
akaton' i ra8 eo njay io d lasa resaka b eo
nareo v mino oe ataony fitadiavam bola ftsn ny fivavahana
za ry zareo m...
tohiny
novalian'i Mandefitra ny 13/11/2007 08:58
Kwasi
(
29/10/2007 17:36)
Mety hifanindran-dalana @ resaka Apokalipse ihany koa ve ny fahitanareo ilay 21/12/2012 voalazan\'ny kalandrie Maya?
Raha hazavaina tsotsotra dia @ io fotoana io dia hifanitsy ny tany sy ny masoand...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/10/2007 22:03
soanja
(
28/10/2007 18:23)
Mahavariana rehefa mamaky ny Apocalypse fa betsaka ny zavatra tsy azo nefa tian'ilay Mpanoratra hampitaina tamin'izay nanoratany azy. Dia i John of Patmos moa izany no nanoratra azy.
Inona no fihevi...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/10/2007 22:05
bosista
(
28/10/2007 18:03)
marina ve fa mahalasa adala na koa tsy mahavanombanona ,tsy mahazarizary ny mivadika finoana,sa menace fotsiny io? raha maharesy lahatra ahy ary ny fivavahana anakiray ary hitako fa mafonja kokoa ny h...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/11/2007 00:22
Fody
(
27/10/2007 13:44)
Tsy vao voalohany izao no [b]tratra tamin'ny lainga sy ny fanendrikendrehana nataony i fijo[/b]. Maro moa ny lainga sy endrikendrika nataony teto, saingy ninina tsy jerena ireny.
Ny tena nisonga...
tohiny
novalian'i Fody ny 10/11/2007 09:52
niryna
(
27/10/2007 01:19)
http://us.news2.yimg.com/us.yimg.com/p/fi/13/65/46.jpg
http://us.news2.yimg.com/us.yimg.com/p/fi/13/65/47.jpg
http://us.news2.yimg.com/us.yimg.com/p/fi/13/65/50.jpg
http://us.news2.yimg.com/us.yimg...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/11/2007 05:02
bosista
(
26/10/2007 18:26)
gaga zaho raha nilazan'ity namana anakaray hoe :raha misy vehivavy manao ody fitia azy de tiany be satria amin'ny tombotsoany,hono,mety ho tsara ve izany sa mety hisy fiatraikany ratsy ,sa ahoana ozy...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/11/2007 20:59
ari.malala
(
26/10/2007 14:07)
1 Isika katolika (aleo tonga d faritako) d mahalala fa 7 ny sakramenta, ary ny fampianarana azoko dia ny 6 amreo iany no azon'ny tsirairay raisina. Izany hoe tsy afaka sady manambady no mandray ny sak...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 09/11/2007 17:02
xxx
(
26/10/2007 12:21)
Ny Sabotsy 28 Aogostra 1999 dia nisy lozam-piara-kodia nahatsiravina tamin'iny lalana makany Fianaratsoa iny. Itony fiara 4X4 itony no nitondra pretra 2 sy frera 4, samy zezoita, avy nanao session tao...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/10/2007 22:52
salmo1
(
25/10/2007 20:57)
Hoy i Jesus: [i]Izaho no mofon'aina; izay manatona Ahy tsy mba ho noana, ary izay mino Ahy tsy mba hangetaheta intsony.[/i]
Teny tao anatiny Baiboly io, ka tsara ho an'izay noana sy mangetaheta.
...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/10/2007 04:21
niryna
(
25/10/2007 17:34)
Valo mirahavavy izahay no mpiray tampo.Nanao izay nampanaovin'ireo rahavaviko ahy aho ary taty aoriana aho nanda ka lasa tsy nifampiresaka tamiko ny rahavaviko.Marary izy izao,ary samy toerana iray ih...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/11/2007 05:29
todisoa2
(
25/10/2007 13:36)
Lasa resa-be ty hoe mahay midera an'ATra ty. Ny gadona rehetra dia saika ahitana fiderana avokoa. Efa misy hatr@ hoe kilalaka evanjelika aza.
Ny olana anefa dia lasa entin'ny olona maneho talenta f...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/11/2007 00:37
niryna
(
24/10/2007 05:36)
Mahavariana tokoa raha izany:Izany ve tsy hafahafa be ihany?
Toa be loatra ny 20 dollars raha atao rakotra na omena ny fiangonana ,kanefa toa kely loatra indray ilay izy rehefa hividianako zavatra?...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/10/2007 23:24
LazaDaddy
(
24/10/2007 00:09)
[u]Filozofian'olombelona:[/u]
"andriamanitra tsy manampy izay tsy manampy ny tenany"
Tsy ilay Andriamanitra inoan'ny Kristianina loatra angamba io resahina io satria izao:
- Ny fanampian'Andriamani...
tohiny
novalian'i JAOANJARA ny 06/07/2015 10:10
tsimiandravola
(
23/10/2007 21:15)
[quote=DMassé] L'idéal de l'Hellénisme, c'est le Sage qui s'élève à la contemplation de la
Vérité, s'aidant de la Science par l'exercice de la droite raison, et qui, désintéressé,
f...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/10/2007 23:27
fijo
(
23/10/2007 18:03)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 12-10-2007 22:15:58
Lohateny : Re : pretra syny heviny
marina ny an'i pissoa.
Voalaza teo :
ohatra io resaka pretra tokony avela hanambady io;nilaza izy fa momba,nefa...
tohiny
novalian'i Fody ny 10/11/2007 11:04
xxx
(
23/10/2007 15:34)
Fa hono ho'aho ry reto: tena ilaina ve ny miteny ny référence ny baiboy rehefa miresaka amin'ny olona e? Ohatra ny hafahafa be ny maheno ilay olona isaky ny miteny dia manao foana hoe: efa voalazan'...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/10/2007 23:22
