Fivavahana, finoana
100tinl
(
10/10/2007 08:43)
Azon'ny mpino KRISTIANA antoka tokoa ny fandovana ny fiainana mandrakizay na dia tsy maintsy ho tonga aza ny fahafatesana, saintsaino mandrakariva izany dia mifampahereza fa manana izany finoana sarob...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/10/2007 20:11
prime
(
10/10/2007 07:30)
Mampalahelo nefa indrisy... mampandinin-tena lalina ny toy izao ny amin'ny fanompoana an'Andriamanitra...
http://www.moov.mg/actualite.php?articleId=330157...
tohiny
novalian'i prime ny 22/10/2007 09:02
lovanivaina
(
10/10/2007 06:37)
Mety ve ny mitehaka am-piangonana. Ary raha izany, dia ahoanano fipetraky ny fomba fihira am-piangonana. Azo atao ve hira mihetsiketsika. Ny hira am-piangonana, hoy ity Pastora, tsy tokony hampihetsi-...
tohiny
novalian'i prime ny 17/10/2007 12:39
niryna
(
10/10/2007 05:13)
Efa nomen'Atra ho antsika ny teniny ary efa nohazavainy ny lafy tsarany sy ny lafy ratsiny ka anjarantsika no misafidy.
Deot 30:14-19
14[i] Fa eo akaikinao indrindra ny teny, dia eo am-bavanao sy ao...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/10/2007 06:05
LazaDaddy
(
10/10/2007 00:41)
mampihorikoditra ny namerenan'i George Bush ilay hafany mampitovy laharana an'i Kelimalaza sy i Boudha, i Jehovah Andriamanitra, i Dagona, i Baal, sns... satria iray ihany hono ireo.
http://www.int...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2007 20:38
fijo
(
09/10/2007 21:01)
ao amin'ny RMC ao,dia misy pretra iray antsoina hoe "pere gourion"izy dia pretra mpitarika fiangonana katolika,sangy izy dia momba ny fampiasana kapoty ,ary milaza mivantana fa ilaina ny "mpivarotena"...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/10/2007 19:24
ratonga
(
09/10/2007 13:58)
Efa misimisy ihany angamba ny mahafantatra ny position-ko momba ity fivavahana sy finoana ity eto amin’ny sera², izaho aloa dia notaizaina tamin’ny fiainana kristiana fony kely, fianarana, katesi...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2007 20:45
hery
(
09/10/2007 13:32)
Marina fa ny baiboly dia misy pejy anjatony... ny an'ny katolika aza moa mahery ny arivo...
Marina fa Andriamanitra dia lehibe tsy hita pesimpesenina...
Marina fa nomena hafatra ny kristianina hoe A...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/10/2007 20:40
bosista
(
09/10/2007 10:13)
misy ilay hira hoe:
tsy renao va ny feon'ny Ray o ,ry malahelo fo
miantso hoe avia avia ,modia ianao!
Raha toa ka nisy feo ary niantso anao marina serieux hoe :anio no androm-piainanao farany ,anio...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/10/2007 20:53
LazaDaddy
(
08/10/2007 23:51)
Betsaka ny olona fantatro miresaka momba ny Fanahy Masina. Rehefa henoina anefa ny resany dia tena tsy fantany mihitsy ilay Fanahy Masina resahiny fa fahazarana tonga ao am-bavany fotsiny.
Misy koa...
tohiny
novalian'i prime ny 15/10/2007 13:03
vavolombel
(
08/10/2007 18:40)
rehefa atao ny analyse dia hita fa faible kokoa ny pretra eo anatrehan'ny rapasy, satria tsy mahazaka mampirafy asa amin'ny fiangonana ny pretra,tsy am-panambadiana izy fa sao de tsy ahazaka sy tsy ah...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/10/2007 03:37
Mandefitra
(
08/10/2007 12:33)
Ty misy tantara marina:
Narary neny,niditra hopitaly,saika natao dialyse... le cousin dokotera kay efa nahafantatra fa cancer efa le etat farany tsy ho avotra ntsony izy, saingy tsy niteny noho io se...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2007 21:08
ari.malala
(
08/10/2007 05:54)
Nanohina ahy manokana io Evnajely androany io, satria araka ny homelie dia hoe tokony ho namnan'y olona rehetra isika, toa an'ilay Samaritana tsara fanahy namonjy ilay olona naratra. Ny tiako anontani...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/10/2007 20:39
LazaDaddy
(
08/10/2007 00:18)
[quote=Galatiana5:19-21]Fa miharihary ny asan'ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijefojejoana, fanompoan-tsampy, fanaovana ody ratsy, fandrafiana, fifandirana, adi-lahy, fiafonafonana, f...
tohiny
novalian'i prime ny 17/10/2007 10:25
tsimiandravola
(
07/10/2007 21:33)
-Misaotra an'i Diamondra 27 nanolotra ity lien ity:
http://www.dailymotion.com/relevance/tag/malagasy/search/jesosy/video/x34sxx_ambarako-aminao-ny-fanilo
Tena nampentanentana sy tena nampihetsi-pan...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/10/2007 21:19
soanja
(
07/10/2007 15:20)
Amiko dia very aho raha hikatsaka amin'ny fahamarinana amin'ny saiko.
Ny fomba hikatsahako ny Fahamarinana dia amin'ny lalan'ny fitaritan'ny fanahy.
Satria efa nomen'Andriamniatra torolalana isika ...
tohiny
novalian'i prime ny 17/10/2007 10:11
diamondra27
(
07/10/2007 11:06)
Raha naheno ity hira aho dia tena faly sady tena misy fahamarinany tokoa ny paroles lazainy.
Koa mahereza daholo isika rehetra mba haharitra hatramin'ny farany ary izay mbola tsy tafiditra dia mana...
tohiny
novalian'i niryna ny 10/10/2007 04:38
Belle
(
06/10/2007 21:35)
Nomarihako tato ho ato fa namerimberina ny fanaporofoany ny tsy fisian'Andriamanitra, Jesoa, sy ny sisa inoan'ny mpino, ireo namana mitonona ho tsy mpino. Etsy an-daniny, dia mbola tsy nahita mihitsy ...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/10/2007 20:55
niryna
(
04/10/2007 17:49)
Maninona no fanoharana foana no nataon'i Jeso ho an'izay nihaino ny toriteniny sy fony izy nampianatra ny mpianany?
...
tohiny
novalian'i niryna ny 10/10/2007 04:30
