Fivavahana, finoana
salmo1
(
25/09/2007 14:23)
Iza no tokony tena hinoana mba havonjy antsika:
- I Pasteur, i Môpera, i Papa any Italy, ny vato vita sarin'i Jesosy, ny vato vita sarin'i Maria verijin, i Maria verjin niterakany Jesosy sa i Jeso...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2007 20:28
patrick2002
(
25/09/2007 12:11)
Raha mandinika isika ,ny pasitera alohan'ny hatongavana amin'izany dia tsy maintsy manana [b]masters en Theologie[/b] .Ny matieres hianarana ao dia maro ,civilisation antique, histoire de la religion ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 06/10/2007 11:57
xxx
(
25/09/2007 07:05)
Saika hotazomiko ho ahy samy irery ihany nefa toa tsy zaka ilay izy ka aleo zaraina aminareo namana.
Izaho (Bakoly)dia mangataka vavaka aminareo sy izay fitondran'Atra.
Toy izao ny zava-miseho:
...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/10/2007 09:49
todisoa2
(
25/09/2007 06:07)
Fahotana ve ny ''masturbation'', théologiquement parlé....
tohiny
novalian'i fredkwel ny 02/06/2016 10:19
niryna
(
25/09/2007 05:34)
Ny teny izay aloakan'ny vavantsika dia avy ao anatin'ny fo daholo na teny madio izany na teny mamy ary na teny maloto.
Ny vava mantsy dia afaka manome tsodrano olona ary afaka manozona sy miteny rat...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/10/2007 05:26
tsaramaso
(
24/09/2007 09:54)
http://fr.news.yahoo.com/afp/20070921/tod-suede-religion-societe-mariage-egali-7f81b96_2.html
Hahahaahaha !!!!! Efa mitapy ilay pasitera [b]VAVY[/b] le !!!! tssssss
Fa nga moa Andriamanitra manavaka...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/09/2007 20:12
ikaretsaka
(
23/09/2007 19:32)
Misy resaka moa atsy ambadika atsy momban'ny hoe hanaovana saple ny tsaramaso ka ireto santionany vitsy @ saple vita amin'ny tsaramaso
[u][b]TSARAMASO MENA[/b][/u]
[img]http://img409.imageshack...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2007 20:48
niryna
(
23/09/2007 06:25)
Raha mivoha ny varavarana dia tsy afaka hisy hanidy na iray aza,raha hidin'Atra kosa ny varavarana dia tsy misy afaka hamoha izany.
Kristy no varavarana .
5 Izay maharesy dia hitafy lamba fotsy taha...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/10/2007 05:42
gasynamana
(
22/09/2007 20:39)
Malagasy isika rehetra eto, ary kristiana no ankamaroany. Tsy azo atao ny mijery harina an-tava, koa mba inona no toro-hevitra na soso-kevitra azontsika omana hanampiana io namantsika iray io?
Misao...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2007 20:58
bosista
(
22/09/2007 14:03)
manao ahoana daholy,
mba manontany izaho amin-tsika mpino namana eto amin'ny serasera,fa nipetraka tamiko ity fanontaniana ity fa tsy hitako izay havaly azy,hoy ny SM ao amin'ny 1tantara21/1: ary sa...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2007 21:55
kalina80
(
22/09/2007 13:59)
Ity misy vavaka izay nataon'olona iray.Nahalatsaka ny ranomasoko ny namaky ity:
"SEIGNEUR,je n'ai jamais refusé ta grâce dans ma vie. Merci parce que TU T'occupes de moi et merci parce que TU me ...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 29/09/2007 06:23
Papoose
(
22/09/2007 05:39)
[b]What if you spent one year following every rule in the Bible?[/b]
Ahoana tokoa moa raha ianareo ireo manana addiction @ Baiboly ireo no tena manaraka ny isam-bolon-dalana voalaza ao anaty baibol...
tohiny
novalian'i Papoose ny 29/09/2007 14:51
niryna
(
22/09/2007 05:30)
Manoratra tantara ve hianao ry dadabe hoy ity zafikeliny mahita azy.
-Mihoatra lavitra noho ny manoratra no fampiasako ity pensily ity hoy izy.
Jereo fa miankina amin'ity daholo no fijery ny zavat...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/10/2007 05:44
gasynamana
(
22/09/2007 00:47)
Ny taona 325 (nanaovana ny Co0ncile de Nicée) sy ny taona 381 (nanaovana ny Concile de Constantinople) dia mbola iray ny Fiangonana Kristiana rehetra, ary niara-nanaiky fa:
- [b]I Jesoa Kristy dia ...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2007 21:57
niryna
(
21/09/2007 21:15)
Ny soratra masina ao amin'ny Joba 15:20-25 manambara fa ireo izay ratsy fanahy manohatra an'Atra dia hijaly,aheno feo mampatahotra,mamely azy ny mpandroba,tsy manana fanantenana,miandry sabatra,mireni...
tohiny
novalian'i niryna ny 06/10/2007 03:17
fijo
(
21/09/2007 21:02)
tompoko,
noho ny famporisiana sy fiangavian'ny maro,dia nijoro ny antokom pinoana vovao"firaisana hiombonana"
ny hevidehibe sy tanjona,dia notsoahina avy ao anaty baiboly masina mana hoe:"miteraha k...
tohiny
novalian'i Papoose ny 06/10/2007 04:42
tsaramaso
(
21/09/2007 19:42)
tantara pedophile ndray !!!!!!
http://uk.reuters.com/article/topNews/idUKL2185061620070921
Firy millions ndray hono ny jackpot any ??!!!! tsssssss !!!!
Sô de mba mopera contrefaçon kanefa aloh...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/09/2007 20:49
nirinkosoa
(
21/09/2007 07:58)
Inona no anony ivavahanao?
Ny ahy?
Ny hamonjen'Andriamanitra ny fanahiko satria tsapako fa tena ratsy zao fiainana izao ka aleo ny ho avy sy ny rahatrizay no ho atsaraina,^:^...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2007 21:19
hery
(
20/09/2007 22:52)
Hitako manjary miitatra be ilay resaka fivavahana sy fiangonana eto amin'ny serasera. Tsara izany fa be tokoa ny liana. Ezahina averimberina ihany anefa ilay fitsipi-dalao. Olona samy nahita fianarana...
tohiny
novalian'i ragany ny 08/10/2007 06:59
fijo
(
20/09/2007 21:59)
misy ny namana kritianina ato,izany hoe mino an'i jesoa ho mesia,nefa tsy manaiky an'i jesoa ho andriamanitra fa zanany.
aminareo kristiania,ekenareo ve fa kristianina ireo sa ahoana???...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 07/10/2007 11:19
