Fivavahana, finoana

nirinkosoa ( 21/09/2007 07:58)
Inona no anony ivavahanao? Ny ahy? Ny hamonjen'Andriamanitra ny fanahiko satria tsapako fa tena ratsy zao fiainana izao ka aleo ny ho avy sy ny rahatrizay no ho atsaraina,^:^... tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2007 21:19
hery ( 20/09/2007 22:52)
Hitako manjary miitatra be ilay resaka fivavahana sy fiangonana eto amin'ny serasera. Tsara izany fa be tokoa ny liana. Ezahina averimberina ihany anefa ilay fitsipi-dalao. Olona samy nahita fianarana... tohiny
novalian'i ragany ny 08/10/2007 06:59
fijo ( 20/09/2007 21:59)
misy ny namana kritianina ato,izany hoe mino an'i jesoa ho mesia,nefa tsy manaiky an'i jesoa ho andriamanitra fa zanany. aminareo kristiania,ekenareo ve fa kristianina ireo sa ahoana???... tohiny
patrick2002 ( 20/09/2007 14:16)
Eto ampanomboana dia tsy sanatria akory fanambaniana ny finoana katolika sanatria no hanaovana ity loha-hevitra ity fa ,fisainana te hahalala, noho ny amaroan'i mpino katolika ato amin'ity forum ity ... tohiny
novalian'i fijo ny 26/09/2007 21:03
tsaramaso ( 20/09/2007 13:06)
Mba ilazao ange ilay zaodahinao izay fa torian-dry zalahy any Zamerika e !!!! ilay Rain'ilay zana-drahavavinao an !!! Oay !!!! tandremo fa tsy ilay mpandrafitra an !!!! izy iny manko toa efa ampam... tohiny
novalian'i fijo ny 28/09/2007 21:32
vavolombel ( 20/09/2007 10:02)
tsy manana reny Jehovah A/TRA ary tsy nivoaka avy amin'ny valahan'iza! -inty aho ankizivavin'ny Tompo aoka anie ho tanteraka amiko araka ny teninao,io no voalaza ao amin'ny baiboly(lioka1:38),fa tsy... tohiny
novalian'i piton ny 08/11/2007 09:07
tsaramaso ( 20/09/2007 09:22)
http://fr.news.yahoo.com/afp/20070919/tod-allemagne-baviere-politique-csu-7f81b96_1.html fa hataonareo aiza ny lamban'akoho ??!!!!! hahahaaaaaa!!!! ... tohiny
novalian'i fijo ny 26/09/2007 21:11
LazaDaddy ( 20/09/2007 07:07)
http://uk.news.yahoo.com/afp/20070919/tod-us-justice-religion-offbeat-f62056d_1.html =)) =)) =)) =)) =))... tohiny
novalian'i fijo ny 26/09/2007 21:12
niryna ( 20/09/2007 06:04)
Tezitra ity olona iray fa isaky ny miangona hono izy dia kapohin'ilay rangahy eo akaikiny foana ny lamosiny.Tsy mba moramora hoy izy fa tena marary be.Inona no antony hoy izahay? Indraindray aho hoy i... tohiny
boubounezy ( 19/09/2007 10:56)
inn mou zareo lé vavaka otrany tsenjery iny wé Raina zay any andanitra?... efa tena adinoko. ary iza kou ny mahay vavaka slamo lé bisimilah rouaman rouahim....? tsy tadidiko trony kou. misô... tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2007 20:43
diamondra27 ( 19/09/2007 07:25)
PPS
http://dravard.net/vpjc/ Mazotoa mamaky sy maka ny sahaza azy avy. :-*:-* Raha misy manana site hafa moa dia mba angatahina hizara raha misy PPS hafa any ho any tokony mba hojerenay.... tohiny
kalina80 ( 19/09/2007 06:47)
Nisy mpanompon'Atra iray izay niteny tamiko indray andro hoe : Miadry ny sonian'Atra anie isika vao afaka mifoha sy miaina isan'andro e !!! izany hoe manao sonia eo ambany ny Tompo fa ho velona indray... tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2007 20:47
yah ( 19/09/2007 05:03)
salama daholo tompoko ô! mahita ireo hevitra maro eto aho dia hitako fa samy tena mitana ny finoany avy ny tsirairay fa ny fahitako ity resaka fivavahana sy fiangonana ity , dia lasa ohatran'ny soci... tohiny
novalian'i yah ny 02/10/2007 04:45
salmo1 ( 18/09/2007 13:57)
Tadidiko t@ zah nanao fanadinana sekoly alahady dia somary nangalatahaka kely tamin'ny namana anakiray teo akaikiko. Vao aingana kely teo indray, ny Alahady. Nisy fifaninanana fanadiadihana ny ao a... tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2007 20:53
xxx ( 18/09/2007 13:30)
Ohatra ny hitako miha-maditra isan'andro isan'andro izany aho. Lasa ohatra ny tsy mino an'Andriamanitra izany. Nefa tamin'izaho niala tany Madagasikara tena mba olon-kendry kely ery. Tamin'ity taona i... tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2007 20:55
gasynamana ( 18/09/2007 12:55)
http://br.youtube.com/watch?v=ZSnQqbCY_tI Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany, hoy ilay mopera namako tany Andrenjato izay!!! ... tohiny
novalian'i fijo ny 26/09/2007 21:30
xxx ( 18/09/2007 12:42)
Ahoana no ahafantarana fa mamela heloka Andriamanitra? Zany hoe ahoana no ahafantarana raha refa mifona enao de voavela ny helokao?... tohiny
novalian'i fijo ny 26/09/2007 21:32
niryna ( 18/09/2007 11:49)
http://www.youtube.com/watch?v=iOhqydiL_ak 27[i] Ny zavatra rehetra natolotry ny Raiko Ahy; ary tsy misy mahalala tsara ny Zanaka, afa-tsy ny Ray; ary tsy misy mahalala tsara ny Ray, afa-tsy ny Zan... tohiny
novalian'i niryna ny 22/09/2007 02:25
niryna ( 18/09/2007 05:37)
[b] Ary tsy izany ihany koa, fa mifaly amin'Andriamanitra isika amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay nahazoantsika ny fihavanana ankehitriny.[/b] Rom 5:11 [b][i][u]14 Hianareo no fahaza... tohiny
novalian'i niryna ny 20/09/2007 04:37
gasynamana ( 17/09/2007 20:26)
Ny rozery dia fiaraha-mivavaka amin'i Masina Maria. Izany hoe handinihana sy hibanjinana ny misterin'i Kristy miaraka amin'ilay reniny izay tsy nisaraka taminy mihitsy nandritra ny fiainany. Ireto ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2007 21:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.5908