secret medical
1. Mandefitra
(
08/10/2007 12:33)
Ty misy tantara marina:
Narary neny,niditra hopitaly,saika natao dialyse... le cousin dokotera kay efa nahafantatra fa cancer efa le etat farany tsy ho avotra ntsony izy, saingy tsy niteny noho io secret medical io.Maty moa neny avy eo.
- @ maha Kristianina, tsy tsara ve ny nampahafantatra, farafaharatsiny anay zanany hoe tsy maintsy ho faty neny fa zao ny aretiny, sitrany ahay mba nibebaka izy?
Mba nety nifamela t@ ireo nanana alahelo taminy ra nisy zany? mba niantoraka bebe kokoa t@ ilay Nahary mba tsy sady fahoriana no nilaozana no mbola fahoriana koa no hovantanina (any ankoatra ...) sanatria?
Mba niandry @ fanantenana ilay ora hanakaikaiziny ny Tompo ...

novalian'i fijo ny 12/10/2007 21:08
2. prime
(
08/10/2007 12:52)
mandefitra> ka raha mino i neny tsy misy ahianao loatra fa ho hitan'Andriamanitra hatrany izany... aza manahy... sa misy fisalasalàna tamin'ny finoany ianao...
mahereza r'ise a... tsy misy fahadisoan'ilay dokotera mihitsy izany fa sady fanajàny ny asany nefa ihany koa fanajàny ny fandaharan'Andriamanitra... raha niteny izy hoe hihatsara i neny dia izay vao misy olana kely angamba fa raha nihazona ny marina ho azy izy dia misy antony maro ao... mety tsy resaka secret médical ihany fa na ny tsy anomezany fanakiviana anareo mialoha aza... asa re... fa mahereza e...

3. diamondra27
(
08/10/2007 12:59)
tena mampalahelo tokoa ny nahazo anareo izany.
Izaho manokana aloha dia tsy mahay we: inona ny tokony atao fa raha za no teo @ toeran'ilay mpitsabo dia tsy ni devoiler ilay secret koa za satria zay no asako sy efa nianianako fa kosa mba nanipy teny kely za we: manao ahoana ny relation-ny @ havany sns
raha mivoaka ange ny secret professionnel de licencié enao e
fa tokony t@ fomba hafa no nilazàny anareo, tokony nitory izy fa tsy le aretiny no natao sujet de discussion, asa na azonareo le tiako lazaina
Marina fa hoe: tokony hovonjena ny fanahiny, fa izy zany ve tena mbola tsy nahare ny filazantsara mihintsy sa ahoana?
Tena ho avy tampoka ange ny andron'i Tompo e! de zay azonao atao dia ataovy daholo aloha fa aza miandry ampitso.
Mandefitra a! aza mi-culpabiliser ianao fa na dia velona aza izy raha mbola tsy nanaiky ny Tompo dia tsy misy azonao atao ny aminy.
Ianao ange tsy mahalala izay tena ora farany sy izay tao an'eritreriny tao fa mety nibebaka ihany koa izy satria efa fantany fa mafy ny aretiny fa tsy nambarany anareo zany.
dia mivavaka ho anao mba tsy ho zioga ho anao izany rehetra izany
mahereza an!:-*:-*

4. Mandefitra
(
08/10/2007 13:07)
diamondra27:
Marina fa hoe: tokony hovonjena ny fanahiny, fa izy zany ve tena mbola tsy nahare ny filazantsara mihintsy sa ahoana?
Mahalala izy ka, sady efa mpandray ny fanasan'ny Tompo.
Fa rehefa ao anaty aretina mo ianao, indraindray miteniteny foana (mi-delire), ndraindray kizitina ka tsy haiko ...
Na tsy nahalala aza izahay fa zany ny aretiny, efa naka mpiandry ihany fony izy tany @ hopitaly, efa niasa sy nampahery azy 3 andro ry zareo.Avy eo mo ny mpiandry niteny hoe mandehana maka pasitora, sabotsy za nankany, nilaza ny pasitora fa tsy afaka fa be raharaha refa sabotsy, alahady neny maty.
Talata ny fiangonana no namangy anay, zay vo latsaka ny ranomasoko ...
Tsy manome tsiny an'iza n iza aho fa mba fanontaniana natikitika ahy io.
Misaotra anareo mampahery
5. ari.malala
(
08/10/2007 13:28)
Mirary fiononana feno hoanao sy ny fianakavianao. TSarovy ilaytenin'i JEsoa hoe "handeha aho ary hanomana toerana ho anareo ary rehefa lasa aho ka voaomana ny toerana ho anareo dia hoavy indray aho haka anareo hoany amiko, ka izay hitoerako no hitoeranareo koa; dia io no hampiononako anao, efa any @ toerana nomaniny i neninareo. courage foana e!
6. Rasiligaoma
(
08/10/2007 14:14)
aza mifanome tsiny fa tapitra andro izany neninao. Sarotra ho antsika ny mitsara ary nafarana ary isika tsy hanao izany.
Dia aza adino ny mivavaka na hoan'i doko na ho an'i neny. Mijery anao foana i neny any amin'izay misy azy any.
Dia aza adino ny mivavaka na hoan'i doko na ho an'i neny. Mijery anao foana i neny any amin'izay misy azy any.
7. majesty
(
08/10/2007 15:49)
efa misy mpitsabo maromaro aty Mada milaza rehefa hitany fa sarotra ny raharaha,dia mampiomana ny fianakaviana mihitsy.
8. pissoa
(
08/10/2007 17:45)
Mirary fiononana sy faherezana ho anao sy ny fianakaviana :wink:
Neveriko ohatra hoe voan'ny AIDS no tsy tenenina ny olona ... fa tsy hoe izany ! Tsy haiko aloha fa tamy Neninay dia niteny ony ilay dokotera e :)
Neveriko ohatra hoe voan'ny AIDS no tsy tenenina ny olona ... fa tsy hoe izany ! Tsy haiko aloha fa tamy Neninay dia niteny ony ilay dokotera e :)
9. tywa68
(
08/10/2007 18:35)
Mandefitra : tsy maintsy malahelo foana enao na notenenina aza satria tsy vonona @izany fahoriana izany mihitsy, fa zara aza moa efa niala nenina nitsabo. Na i neninao aza mety efa nahafantatra fa ho lasa t@izay ary aza kivy fa mbola hifankahita any aoriana e :-*
10. vavolombel
(
08/10/2007 18:45)
mitondra teny fiononana ho anao sy ny fianakaviana de mahereza,tombon-dalana ny azy fa lalana tsy maintsy ho diavin-tsika rehetra io de mahaiza mionona fa izao no lahatra
11. mbaliana
(
08/10/2007 19:39)
Mandefitra> aza ny ety ivelany fotsiny no jerena e.. mety efa fantatry Neninao hoe efa akaiky ny ora farany handaozany an'ity tany ity..dia mety efa niomana tamin'izany izy...
fa Ho antsika velona dia ataovy ao an-tsaina fa tsy ny marary ihany no tokony hieritreritra ny ora farany...fa hoy Soratra Masina hoe HO AVY TOY NY MPANGALATRA AMIN'NY ORA TSY AMPOIZINA IZY KA MIAMBENA ARY MIVAVAHA :-*:-*:-*

12. pisoah
(
08/10/2007 20:39)
Asa fa ny aty France dia manana zo ny marary ahafantatra mazava ny aretina manjo azy, ary tsy maintsy mitantara ny mpitsabo hoe izao ny aretina, izao ny fizahana, izao ny fitsabona. Ary tsy maintsy milaza ny marina izy fa tsy izany no atao hoe "secret médical na professionnel"
Fa ny zava-dehibe dia ny maha-Kristiana, fantatrin'i Tompo foana ny any am-po tsy miloaka, mino aho fa efa eo anilany ny havantsika fa mahereza indrindra!
Fa ny zava-dehibe dia ny maha-Kristiana, fantatrin'i Tompo foana ny any am-po tsy miloaka, mino aho fa efa eo anilany ny havantsika fa mahereza indrindra!
13. xxx
(
09/10/2007 01:24)
Dokotera mianakavy ny ao an-trano ka ny atao hoe secret medical araky ny filazandrizareo dia ny tsy fitenenana ny aretin'olona afatsy @ olona iantraikany izany ihany.
Izany hoe mamanareo tokony nahalala fa ianareo zanany tsy voatery mahafantatra raha izay no sitrapony.
Mirary fiononana feno.
Izany hoe mamanareo tokony nahalala fa ianareo zanany tsy voatery mahafantatra raha izay no sitrapony.
Mirary fiononana feno.
14. Mandefitra
(
09/10/2007 04:45)
majesty:
efa misy mpitsabo maromaro aty Mada milaza rehefa hitany fa sarotra ny raharaha,dia mampiomana ny fianakaviana mihitsy.
Io zao ohatra... @ maha dokotera kristianina zany no tiako hahatongavana.
Inona no anjara andraikiny eo @ ara-panahy, rehefa tsapany fa voafetra ny fahalalany ka tsy voatsabo ilay marary?
Raha zohiana le tantara mantsy, 10 taona talohan'io izy no efa fantatra fa nisy cancer, notarafina ary nodidiana.Nolazaina taminay t@ zany fa "afa-doza" izy.
Ary nisy anadahiny dokotera ko nanatrika an'io.
Hay zany le biby nisy afaka nitsoaka ka nihinana azy miadana.ARy zay no antony nanaovany controle isan-taona.
Efa nahafantatra ko zany le dahin-dreny dokotera fa tsy maintsy ho avy zay andro handaozany ny ety, noho ny aretina tsy voafehy.Kristianina (Mpampianatra SA)ko ra-Tonton, inn no tokony andraikitra noraisiny?
Misaotra @ fampiononana, sady efa nionona rahateo satria efa 4 taona nge izy no lasa ... fa mba hakana lesona @ ho avy na ho an'ny manana ny marary, nefa indrindra ho an'ny dokotera mpitsabo kristianina no antony nitondrako ny tantaran'ny neny teto.
15. pissoa
(
09/10/2007 18:00)
Raha izay no tian'i Mandefitra ho fantatra dia araka ny hevitro tsy misy olana amin'ny ara-panahy ny resaka secret medical.
Ny mahaKristianina dia tsy atao vonjy tavan'andro hoe toa efa ho faty hono ozy radoko fa mifona amin'ny namana manana alahelo sao lasa any amin'ny afobe !!! Tsia, tsy izay. Fiainana ny mahaKristianina ... ary ny isan'andro no tokony hiainana azy. Rehefa izay no fiainana eo anatrehan'Andriamanitra ... heveriko fa na sanatria maty tampoka aza tsisy koi zany amin'ny resaka fanahy ! :-D:-D:-D

16. fijo
(
09/10/2007 21:19)
za aloha tsy manome tsiny ilay dokotera.satria misy zavatra mifehy azy amin'ny asany.amin'ny maha kristianina azy ve,tokony sa tsia?safidy io,ka izay no nosafidiany.ny asa aloha .de ekeo amin'izay ary mahereza
17. rabilabila
(
09/10/2007 21:53)
J'informerai les patients des décisions envisagées, de leurs raisons et de leurs conséquences. Je ne tromperai jamais leur confiance et n'exploiterai pas le pouvoir hérité des circonstances pour forcer les consciences.
je respecterai les secrets des foyers et ma conduite ne servira pas à corrompre les mœurs. Je ferai tout pour soulager les souffrances. Je ne prolongerai pas abusivement les agonies. Je ne provoquerai jamais la mort délibérément. Je préserverai l'indépendance nécessaire à l'accomplissement de ma mission. Je n'entreprendrai rien qui dépasse mes compétences. Je les entretiendrai et les perfectionnerai pour assurer au mieux les services qui me seront demandés.
Extrait du serment d'Hippocrate.
Mahereza!!
Ny hany zavatra mba tiako lazaina amin'i Mandefitra dia aza arahina regrets mihitsy . Avance ,raha manan-janaka ianao dia aza adino fa ianao ny "avenir"-ny fa tsy ny Neninao ,noho izany ,araky ny finoanao dia anjarany sy Andriamanitra no manao ny règlements de compte raha ilaina izany ,fa tsy anjaranao .Ny anjaranao dia ny miahy ireo rehetra eo anoloanao .
Raha ny lojika dia izao : Raha nanao ny tsara ny Neninao ( ary mino aho fa izay no nataony raha tsy izany ianao tsy niahiahy toa izao ) dia tsy hitako izay olana . Ataovy ny deuil dia atreho am-pitiavana ny lahàsa miandry anao eo anivon'ny ankohonana sy ny mpiara-belona.
18. Mandefitra
(
10/10/2007 05:08)
Voavakiko tsara ny valin-teninareo fa misaotra.
Tenin'olon-kendry tokoa, ary ampisainana sy ampitiavana. :-*
Tenin'olon-kendry tokoa, ary ampisainana sy ampitiavana. :-*
19. fijo
(
10/10/2007 20:32)
le avy dia mitsara no tsy mety ry namana.marina fa malahelo,fa na dia izany aza jereo daholo ny zavatra misy.
20. prime
(
11/10/2007 10:54)
mandefitra> raiso amin'ny fitiavana ny nataon'i dokotera dia raiso amin'ny fitiavana ihany koa ny lahatra rehetra dia hitan'Andriamanitra ny anehoany fitiavana anao... sady efa somary (nisy efa-taona moa?) lasa ilay tranga... dia mifamelà raha nisy alahelo na mety hatezerana mihitsy aza, fa aoka ny ho avy no banjinina ka ezahina ho tsara lavitra noho izay vita, sady ise rahateo olona mpino fa tsy hoe tsy mino tsy akory...
Hoy ny tenin'Andriamanitra mantsy :
"Tezera, fa aza manota; ary aoka tsy ho tratry ny masoandro milentika ny fahatezeranareo." Efesiana 4:26
Hoy ny tenin'Andriamanitra mantsy :
"Tezera, fa aza manota; ary aoka tsy ho tratry ny masoandro milentika ny fahatezeranareo." Efesiana 4:26