secret medical

21. fijo ( 11/10/2007 20:48)
raha hampionona toa izay ny finoana dia tsara
22. Mandefitra ( 12/10/2007 04:55)
fijo:
raha hampionona toa izay ny finoana dia tsara
:)
Tsara io ra fijo a, refa tena mino an'i Kristy dia mikatsaka ny tsara mandrakariva, satria Izy Tsara, sady Mpanao ny tsara.
23. moi ( 12/10/2007 05:48)
Ny fahanginana eo anatrehan'ny marary fantatra fa ho faty ?
Raha marary fantatra fa ho faty dia aleoko tsy afenimpenina. Mety tsy ho ilay marary no iresahako fa ny fianakaviany tena akaiky.(anti-secret médical klo izany e)
Fanahin'olona efa eo an-dàlana hiroso amin'ny fiafarany mandrakizay ve dia ambony noho izay secret médical ?
Ny mety angamba dia asiana imprimé fenoin'ny marary na ny fianakaviany mihitsy misy ny fanehoan-keviny hoe manaiky na tsy mila ampandrenesina raha ho faty tokoa ilay marariny.
Na izany aza dia tsy tompon'ny aina akory ny olombelona fa vinavina amin'ny maha dokotera ihany ny toa izany.
24. fijo ( 12/10/2007 21:08)
safidy wa teo,ka ny azy izay no nofidiany.
mandefitra an,tsy milayletsy io fa manadala fotsiny an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2833