resaka secte
1. arialy
(
18/12/2007 19:12)
Za manana olana be, misy olona akaiky ahy tafalatsaka anaty ny secte, izany 3F izany ao Antananarivo, fa tena niova tanteraka, lasa tsy mety miditra amin'ny fiangonan'ny sasany, manao teny tsy voahevitra tena mampalaelo sy ny sisa.
Lasa olona hafa mihitsy, raha mba misy manana hevitra afaka hampiova azy ireo de mba ampio rey olona ô

novalian'i ikaretsaka ny 22/12/2007 16:23
2. simplex
(
18/12/2007 20:04)
Ahitsio @ izay tsy mety ataony izy, resaka cas pratika no tiako tenenina :)
Mivavaha ho azy ary mivavah ho anao ahitanao fika handresena lahatra azy :P
3. fijo
(
18/12/2007 22:08)
ny rahalahiko koa tafiditra amin'io,fa ny zavatra ratsy indrindra dia ny mamela azy irery.atao fantany eny foan afa misy havana izy,fa raha hialana dia vao miha very tanteraka
4. LazaDaddy
(
18/12/2007 23:05)
1) Tsy miditra ny fiangonan'ny sasany ahoana aloha? Sao kosa dia tsy fiangonana fa sanatria "sinagogan'i Satana"?
Raha izaho manokana ohatra, raha vao eo an-tokonambaravaran'ny "trano" fiangonana iray no asiana mikasika na miankohoka @ sampy dia tsy hiditra ao mihitsy aho.
2) inoako fa tsy noterena izy niditra tany @ ilay secte
3) Inona no atao hoe secte? Rehefa tsy FFKM ve dia secte?
4) io voalazan'i fijo io tadidio.
5) tandremo ilay hoe "ahitsio" voalazan'i simplex fa matetika tsy mahatsara zavatra. Ny fanehoam-pitiavana tsara indrindra azonao atao dia fampisehoana azy ny marina (aoka Andriamanitra sy ny Teniny ihany no hanatsikafona ny ratsy)

5. Papoose
(
19/12/2007 03:32)
1) esory ao anatin'ny saina aloha ilay hoe rehefa tsy ffkm dia sekta
rehefa tsy salady de laisoa!
2) ny fijeriko azy manokana, ireo mody tsy sahy miteny ny "denominations" sy ireny manao fanatisme be hoe mody mino an'i jesosy ireny anefa mi contrer ireo "mino koa an'i jesosy" ka tsy mifanaraka amin'ny fomba fanaony (ohatra: tsy mandeha mitory teny, tsy mampiasa andalana baiboly, tsy manery ny mpiangona ao aminy amin'ny 1/10 m-pananany, sy manery azy ireo amin'ny fomba ankolaka mba haha be "kil" ny ao ampiangonana
3) avy eo raha misy iray leo na sorena ao amin'io fikambanana io dia manao vaovao indray ka manao anankiray vaovao izay manaraka io nolazaiko io fa novainy kely fotsiny ilay firafitra izay tsy tiatiany tao amin'ilay nialany!

6. hari253
(
19/12/2007 06:08)
Ny toro hevitra tsara indrindra azoko omena anao d ny oe: mivavaha mafy ho azy fa tsy misy zavatra tsy hain'Atra manao akory.
Manaraka izany, dia tokony hihiano azy ianao @ zay fanazavana entinay aminao momba an 'ilay finoany vao2 dia a partir an' zay enao no afaka manitsy azy. Fa ra vo forcer-na be koa izy de vao maika miditra lalina any @ ilay secte.
Ary isika FJKM koa anie tokony handini-tena iany fa isika dia manosika ny mpino ao amintsika handeha any @ secte e. ohatra: tsy mahazo manao mariazy any am-piangonana raha tsy mpandray, tsy afaka manao batisa ny zaza raha tsy vita mariazy am-piagonana ny ray sy reniny... sy ireo lalana maro hafa izay henjana loatra ka mahatonga ny olona mahatsapa oe any @ secte izy ireo dia raisina an-tanandroa.

7. niryna
(
19/12/2007 07:22)
hari253:

mitovy hevitra aminao koa aho.Sarotra be ny hitsara ny olona hoe kristiana ity sa tsia.Tsy anjarantsika izany fa raha afaka miresaka aminy fotsiny isika dia avelao izy hitantara izay fivavahany any,fantatrao eo amin'ny fiteniny eo ihany na tena kristiana izy na tsia.Anjarantsika no mivavaka ireny olona ireny.
18 Raha hoy Izaho amin'ny ratsy fanahy: Ho faty tokoa ianao! ary tsy mananatra azy ianao, na miteny hananatra ny ratsy fanahy, hialany amin'ny lalany ratsy hamonjena ny ainy, dia ho faty amin'ny helony ihany ilay ratsy fanahy; nefa hadiniko amin'ny tananao ny ràny.19 Fa raha mananatra ny ratsy fanahy kosa ianao, ka izy no tsy mety miala amin'ny faharatsiany sy amin'ny lalany ratsy, dia ho faty amin'ny helony ihany izy; fa ho voavonjinao ny fanahinao.Eze 3:18-19
Raha mahafantatra izany hianao fa mivadika tsy mino an'i kristy izy fa zavatra hafa ilay izy ,dia mila mivavaka ary ahitsy ilay olona,raha mihaino izy dia efa afaka ny adidinao,tsy mihaino moa izy dia azy sy Atra no hifandahatra amin'ny andro farany.
8. arialy
(
19/12/2007 09:15)
misaotra anareo namaly
ny mahatonga ahy milaza oe secte anie dia :
rehefa resahina ny fivavahan'ny hafa izy dia tezitra fa milaza fa devoly daolo ny olona hafa fa ry zareo mpiara mivavaka iany no ho avotra amin'ny andro farany, milaza izy fa tsy afaka ny hifandray amin'ny fiangonana hafa intsony fa tsy mety ireny, ary ny loza dia noraisina ho mpandray ny zanaky ny rahavaviny dia nasaina izy dia nolaviny fa hoe tsy mety amin'ny fivavahany, mampalaelo ilay izy fa tsy manafitohina intsony.
Niezaka fona aho ny hanitsy sy manazava azy fa tsy mety, miala maraina be ao antrano ny lahady de tsy miverina raha tsy ny alina, na dia misy adidy toy ny inona tsy maitsy atao aza, milaza koa izy fa tsy afaka hamonjy fahoriana ( mamangy, mandevina).
Tena very hevitra izahay mianakavy.

9. ratonga
(
19/12/2007 09:21)
Sao kosa dia tsy fiangonana fa sanatria "sinagogan'i Satana"?
Rehefa tsy FFKM ve dia secte?
:-w:-w tsy naman'ny manompa ny tsy mitovy finohana aminao ihany vé izao ry LazaDaddy:-w:-w:-w
10. rabilabila
(
19/12/2007 09:25)
ratonga:
Sao kosa dia tsy fiangonana fa sanatria "sinagogan'i Satana"?
Rehefa tsy FFKM ve dia secte?
:-w:-w tsy naman'ny manompa ny tsy mitovy finohana aminao ihany vé izao ry LazaDaddy:-w:-w:-w
Eka ouzy:-w:-w:-w
11. rabilabila
(
19/12/2007 09:27)
fijo:
ny rahalahiko koa tafiditra amin'io,fa ny zavatra ratsy indrindra dia ny mamela azy irery.atao fantany eny foan afa misy havana izy,fa raha hialana dia vao miha very tanteraka
Ka marina any izany!!!
12. arialy
(
19/12/2007 09:36)
aza atao sangisangy le resaka ry reto fa tena marina anie io e, tena very hevitra mihitsy aho ny ahiko aza hanary anay havany ilay olona fa efa milaza oe raha manelingelina anareo ny fivavahako dia hiafina tsy ho hitanareo intsony izahay.:cry:
13. rabilabila
(
19/12/2007 09:42)
arialy:
aza atao sangisangy le resaka ry reto fa tena marina anie io e, tena very hevitra mihitsy aho ny ahiko aza hanary anay havany ilay olona fa efa milaza oe raha manelingelina anareo ny fivavahako dia hiafina tsy ho hitanareo intsony izahay.:cry:
Tsy misy sangisangy mihitsy ny resako na kely aza fa iombonakoamin'i Fijo ilay FITIAVANA+FITIAVANA+FITIAVANA+FITIAVANA..............ary fadio ny FITSARANA+FITSARANA+FITSARANA+FITSARANA
dIA MAZOTOA!!!
14. arialy
(
19/12/2007 10:09)
lazaiko kosa fa tsy misy fitsarana izany.
Matoa ny tena milaza sy malahelo dia tena mahita tsy fetezana sy fiovana, ary inoako fa tsy izaho irery no tratry ny io fa izay manana havana tafalatsaka amin'ireny secte ireny koa matahotra tahaka ahy.

15. Valala
(
19/12/2007 10:35)
izahay koa izany efa sendran'ny cas otranzao, ary tena tsy laitra norarana mintsy ilay havanay izay, ny farany moa d tsy nifandraindray tamin'ny fianakaviana intsony izy, satria sady tsy afaka manatrika zavatra ao amin'ny fianakaviana surtout any ampiangonana, no mifady sakafo betsaka, no mbola tsy mandé amin'ny toerana misy maty, eny fa na d ny havany akaiky indrindra aza d tsy tonga izy satria hono maloto ny faty no sady be devoly . Tsy hitanay intsony izay hevitra d najainay ny safidiny. nandé teny ny volana sy ny andro satria izy lasa nandé nanao pasteur tany am toerana lavitra be izay,narary tany izy, nefa tsy nisy nikarakara mintsy, ny niafarany d tonga nody, ary nidodododo tamin'ny fianakaviana ihany, ary niverina tamin'ny finoany izy amzao.
Arialy ka ny zavatra azonjy atao d ny mivavaka ho azy, satria izay izany no efa safidiny, aza rarana mintsy izy fa refa mitory teny izy na miresaka d henoy fotsiny,aza manome moral an'azy koa fa vao maika miha mandé lavitra anareo izy, refa misy zavatra atao fotsiny amin'ny fianakams d hilazao foana izy, ka refa tsy ho tonga izy d'efa afaka ny, adidinareo.aza avahana amin'ny fianakaviana izy fa atovy mitovy foana d amzay ho tsapany ihany fa mbola tia azy ianareo ary tsy manary an'azy nin nin finoana sy fivavahana ataony.

16. rabilabila
(
19/12/2007 10:42)
Tsy azon'i Arialy mihitsy ny tiako lazaina;
Manontany ianao hoe : inona no tokony atao?
dia mamly ahoe hoe : Omeo fitiavana bediabe izy ,amin'ny maha-izy azy ary aza asiana fitsaràna rehefa miresaka aminy .
Inona no dikan'io ?
Aza asiana resaka akory ilay hoe tsy mety miditra amin'ny fiangonana hafa fa aminy io "teny tsy voahevitra "izany hoe : eviter-o tanteraka ny mitsara ny finoany ,ny attitude-ny amin'ny maha-olona azy no tsindrio ( ny fisarahany amin'ny fianakaviany sy ny namany ) ;izay no mahatonga ahy miteny hoe : fitiavana +fitiavana+fitiavana...
Dia mazotoa!! (expérience no zaraiko ry Arialy fa sanatria tsy hanihany akory ,efa nandalovana e!! Izy ihany no nitsiriritra farany rehefa mahita ireo firaisan-kinan'ny mpianakavy ..)

17. tynah
(
19/12/2007 10:44)
Mandehana miaraka mivavaka aminy any dia eo no hahitanao hoe zao zany no antony mahatonga azy manao izao toetra vaovao izao dia eo no hahitanao hevitra hanarenana ilay toetrany. Mahereza:-*
19. ari.malala
(
19/12/2007 13:08)
tsy hoe refa mankany anie de hanaraka ny ataony e, raha tsy hoe malemy saina angaha ka mety ho voasarika...
20. ikaretsaka
(
19/12/2007 17:19)
Sekte ilay fivavahana raha:
-Raha tamin\'ny alalan\'ny toriteny miaro fampitahorana no nahatonga anao ho tao: karazan\'ny hoe \"efa ho avy ny farany e, mpanota be ianao ka mila mibebaka ee e, Mila manao izao sy izao ianao dia avotra e e, ny fiainanao zao ka mila an\'izao ianao mba ho izao e... ilay culpabilisena be be ireny izany e: ilay cote negatif tao aminao no nodomidominy ka nampientana ny fonao\"
-Raha nisy probleme teo @ fiainanao (sentimental,Physical, emotional) fa nolambolamboiny ianao t@ iny nisy probleme iny indrindra
-Tsy sahy na manao fanahy milaza aminao dia ny mialoha izy hoe INONA no denomination misy azy, raha tsy sahy milaza izy hoe izao na izao mazava tsara fa mody takonany hoe kristianina ohatra, baiboly ohatra, sy ny sisa...
-Tsy fantatrao mazava hoe lasa aiza marina ny vola takiany mba aloanao , raha hoe nanavaozana tafon-tranom-piangonana ohatra dia tena nihavao tokoa ve ny tafom-piangonana..sns!
-Rehefa zavatra hafa fa tsy ianao intsony no mibaiko ny tenanao hanao zavatra (i.e olona , boky, ideolojia,sns...) .. \"Mind controlled\"
- Tsy nohazavaina sy tsy fantatrao mazava ny anaovana ireny fivoriana sy karazam-pivavahana sy fandehandehanana etsy sy eroa (mitety trano sns..._ ireny fa de hoe hanaparitaka ny (izay inoany) : hampiasa anao hitady kil ho azy izy manao an\'io
- Raha vao tsy manaiky ny hevitr\'ilay membre ao ianao dia lazainy fa anti(an\'izay inoany) sy lasa fahavalony!
-Raha vao ahenan\'ilay olona ao na rarany ny sainao hikarokaroka sources hivelarany amin\'ny zavatra sy univers rehetra ankoatran\'ilay fivavahana (ohatra: tsy mahazo mijery TV, Radio,fa ferana information \"tsara\" momba azy ihany, tsy avela miresaka amin\'ny olona tao ka niala sns)
_Raha foanany ny Individualism sy ny toe-tsaina critique ao aminao!
dia tsy avelany miresaka amin\'ny olona any ivelany intsony ianao, indrindra ny \"tsy izy\" sao
-Ampitahorina sy decourager-na mafy ny fanapaha-kevitrao ny hiala tao rehefa tsy azoazonao ilay izy
Jereo sy diniho akaiky ireo sy ny tenanao.. raha vao misy \"Eny anankiray\" @ ireo dia efa mailomailo!