resaka secte

41. ikaretsaka ( 20/12/2007 23:38)
izay anaovana azy ry arialy an.. rehefa eo izy dia arahabao fa havana.. rehefa miavonavona sy variana dia lazaivo koa eto koa ange izahay mjanomoi sy mankalaza izay tompoinareo sy ankalazainareo any e.. ny anay aza @ fomba malalaka fa ilay jesoanay tsy manery ary inoanay fa ny ohatranay mpanota aza no nahatongavany
42. arialy ( 21/12/2007 08:34)
misaotra daolo fa hataoko izay torohevitrareo izay , enga anie ka hiova izy any andro iray
43. fijo ( 21/12/2007 21:40)
tsy vetivety io fa aza mora kivy
44. ikaretsaka ( 22/12/2007 16:23)
Izay an'i fijo izay koa important be mihitsy amin'io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0071