Nakaiza ny hafatro?

1. niryna ( 15/12/2007 18:07)
MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRY NY ANDRO FIRAVORAVONA DIA NY NAHATERAHAN'ILAY KRISTY MPAMONJY NY REHETRA.
MISAOTRA AN'NY TOMPO FA MBOLA NOMENY HERY HIANTSO ,HIDERA ARY HANKALAZA NY ANARANY HATRANY.
HO AZY IRERY IHANY ANIE NY VONINAHITRA,NY FIADANANA KOSA DIA HO ANTSIKA TSIRAIRAY AVY.

Raiso izay fantatrareo fa marina ary izay tsy marina dia ario.Tsy ny anarako na ny hafa hinoana fa I KRISTY IRERY ,IZY NO NANIRAKA NY TSIRAIRAY AVY hitory ny tenin'Atra.TSY IZAHO NA RABE NA RAKOTO NA RALAY NO ARAHO FA I KRISTY IRERY IHANY.

Saika andefa sujet aho omaly dia izao no nitranga:
1- efa im-betsaka no nofafan'ireo tompon'andraikitra ato amin'ny serasera foany ny valin-teniko ary tsy afaka mamaly ny olona aho.Tsy misy izay tsy mahalala izany ny rehetra :cry: but I (l) hery :D and I ^:^ for you that God uses us to preach his word in this web.
Enga anie ka tsy ho fitaovana am-piasain'ny satana intsony ity fivavahana ity fa mba ho voninahitra,famonjena ny mpiara-belona sy ny rehetra.Ampy izay ary tsy misy na iray aza hanala ny fitiavan'Atra ao amin'ny tsirairay na tsy avelan'ireo tompon'andraikitra azy ny fitoriana ny teniny ato
.
2- nandefa hafatra tany aminy aho alina ary indroa fa tsy mahazo mandray anjara amin'ny fandefasana sujet aho fa nomeny 743842 mn vao afaka manoratra na mamaly amin'ny fivavahana.:^):^)
3- nofafany indray ny sujet nalefako omaly mikasika ny Ezekiela mampianatra antsika fa anjaran'ny kristiana no manampy ireo tsy mahalala na manao adisoana eo amin'ny fiainana satria raha manafina isika dia any amin-tsika no hianjeran'ny hatezeran'Atra ka ho adinina amin'ny ran'ireo olona ireo isika izay mahalala kanefa tsy miteny.

IZAY FA MAHEREZA DAHOLO,ENGA ANIE KA ITY SEHATRY NY FIVAVAHANA ITY HO HANJAKAN'NY FAHAMARINANA ,FITIAVANA,FAHALALAHANA AMIN'NY FINOANA AN'ILAY KRISTY MPANDRESY.
AMENA
2. niryna ( 15/12/2007 18:30)
MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRY NY ANDRO FIRAVORAVONA DIA NY NAHATERAHAN'ILAY KRISTY MPAMONJY NY REHETRA.
MISAOTRA AN'NY TOMPO FA MBOLA NOMENY HERY HIANTSO ,HIDERA ARY HANKALAZA NY ANARANY HATRANY.
HO AZY IRERY IHANY ANIE NY VONINAHITRA,NY FIADANANA KOSA DIA HO ANTSIKA TSIRAIRAY AVY.

Raiso izay fantatrareo fa marina ary izay tsy marina dia ario.Tsy ny anarako na ny hafa hinoana fa I KRISTY IRERY ,IZY NO NANIRAKA NY TSIRAIRAY AVY hitory ny tenin'Atra.TSY IZAHO NA RABE NA RAKOTO NA RALAY NO ARAHO FA I KRISTY IRERY IHANY.

Saika andefa sujet aho omaly dia izao no nitranga:
1- efa im-betsaka no nofafan'ireo tompon'andraikitra ato amin'ny serasera foany ny valin-teniko ary tsy afaka mamaly ny olona aho.Tsy misy izay tsy mahalala izany ny rehetra but I hery and I for you that God uses us to preach his word in this web.
Enga anie ka tsy ho fitaovana am-piasain'ny satana intsony ity fivavahana ity fa mba ho voninahitra,famonjena ny mpiara-belona sy ny rehetra.Ampy izay ary tsy misy na iray aza hanala ny fitiavan'Atra ao amin'ny tsirairay na tsy avelan'ireo tompon'andraikitra azy ny fitoriana ny teniny ato.
2- nandefa hafatra tany aminy aho alina ary indroa fa tsy mahazo mandray anjara amin'ny fandefasana sujet aho fa nomeny 743842 mn vao afaka manoratra na mamaly amin'ny fivavahana.
3- nofafany indray ny sujet nalefako omaly mikasika ny Ezekiela mampianatra antsika fa anjaran'ny kristiana no manampy ireo tsy mahalala na manao adisoana eo amin'ny fiainana satria raha manafina isika dia any amin-tsika no hianjeran'ny hatezeran'Atra ka ho adinina amin'ny ran'ireo olona ireo isika izay mahalala kanefa tsy miteny.

IZAY FA MAHEREZA DAHOLO,ENGA ANIE KA ITY SEHATRY NY FIVAVAHANA ITY HO HANJAKAN'NY FAHAMARINANA ,FITIAVANA,FAHALALAHANA AMIN'NY FINOANA AN'ILAY KRISTY MPANDRESY.
AMENA
3. rijadolly ( 15/12/2007 19:29)
Dia gaga koa aho ry niryna nitady io loha hevitra io.taiza moa no nandefako hevitra tahaka iza,nanonofy angamba za hoy aho,kay moa voafafa ity izy nanonofy angamba=))=))
mba manotany an' hery aho hoe inona ny fandikana nisy tamin'iny forum iny satria dia nisy hevitrao tsara mantsy tamin'izy iny raha tsy diso aho.
4. xxx ( 15/12/2007 19:31)
rijadoly :

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47641a54cac6a#m476422d93b8f6
5. rabilabila ( 15/12/2007 21:25)
Nisy " maintenance" ny forum omaly , fa aza dia tonga dia mivatravatra be toa io e!!:oops::-D
6. soanja ( 16/12/2007 00:09)
Mila ampiasaina lalandava ny faharetana sy ny fitoniana raha te hanana ny Fanahy Masina mitoetra miasa. Ireo no anisany ambony indrindra satria io no mariky ny fitiavana. Na tsy miodina amin'ny ilanao azy aza ny fiodin'ny zava-drehetra dia mahatoky ianao fa ao Andriamaniytra mitantana, indrindra ka raha tsy nanao ratsy.
Ity resaka fivavahana sy finoana dia natao koa ho modely tsara voatra ho n'ireo izay mizara izany teny mahasoa izany.
Mazotoa daholo!
7. cutie ( 16/12/2007 00:14)
hihihihihi soanja
amen :-*:-*:-*:-*:-*
8. soanja ( 16/12/2007 00:21)
Cutie> "Ampitiavana hatrany" Sa io moa le mehezanjy ahy foana. :):-*:-*:-*:-*
9. cutie ( 16/12/2007 00:39)
non ka
taiza koa za no mbola nihomehy an-jy hihihihi
10. soanja ( 16/12/2007 01:17)
cutie:

non ka
taiza koa za no mbola nihomehy an-jy hihihihi


Efa elabe tsy tadidiko tsony. De tsy tezitra akory aho an fa hozy aho hoe lanin'i Cutie tsenjery izy izany fa mila manova filamatra zah. hihihihi. De tsy de nampiasa an'io tsony zah.
Fa tsy olana anie zany e. Vao maika tsara aza, zah mahita zavatra hosoratana hafa ndray zao. Manjary diska loka mantsy raha atao kitoza lava eo e! Bisous be ndry ka. :-*:-*(l)


11. rakapy ( 16/12/2007 02:42)
O Ra NYRINA OOO!!!Raha izao no hoatra anao dia manova pseudo no mety fa tena silaka be le pasinao. Hatrany @ finoan'olona no tediavinao baikona ka hatr'ato @ machine mikarakara ny forum. Izay le mbola averiko eto indray fa ianao dia anisan'ireo Kristianina tsy mahay manja ny hafa.Tsy mahay mandinika ary tsy misy fandeferana fa tonga de izay lalana fantatrao ihany no heverinao fa mety. Ka raha sendra misy sampona kely ny zavatra dia tonga de milaza fa misy manao asan'i satana ao.Nefa mety ianao mihintsy no tena satana fa tsy tsapanao izany.:-@:-@:-@:-@:-@:-@
12. cutie ( 16/12/2007 20:33)
Efa elabe tsy tadidiko tsony. De tsy tezitra akory aho an fa hozy aho hoe lanin'i Cutie tsenjery izy izany fa mila manova filamatra zah. hihihihi. De tsy de nampiasa an'io tsony zah.
Fa tsy olana anie zany e. Vao maika tsara aza, zah mahita zavatra hosoratana hafa ndray zao. Manjary diska loka mantsy raha atao kitoza lava eo e! Bisous be ndry ka.

hihihihihi
ohatran'ny tadidiko tampoka , fa laniko tsianjery tokoa fa tsy nataoko fimehezana zany alou e:D
13. soanja ( 16/12/2007 23:23)
Cutie> Ka tsy nataondry kosa fimehezana anie e! diso kosa ra izay fa hoe laninjy tsenjery hoa.
Aleo ary e! Ampitiavana hatrany ho andry alo. De ataovy tsara ny Noel sy ny reveillon eeeee!!!! :-*:-*(l) Ndao hiaraka amiko any Las Vegas!
14. cutie ( 16/12/2007 23:31)
@ rahovian njy no ho any Las Vegas, za manko te ho any hihihihi. Na tongava aty @ reveillon e :-*:-*:-*:-*
15. tendry77 ( 17/12/2007 01:21)
rakapy:

O Ra NYRINA OOO!!!Raha izao no hoatra anao dia manova pseudo no mety fa tena silaka be le pasinao. Hatrany @ finoan'olona no tediavinao baikona ka hatr'ato @ machine mikarakara ny forum. Izay le mbola averiko eto indray fa ianao dia anisan'ireo Kristianina tsy mahay manja ny hafa.Tsy mahay mandinika ary tsy misy fandeferana fa tonga de izay lalana fantatrao ihany no heverinao fa mety. Ka raha sendra misy sampona kely ny zavatra dia tonga de milaza fa misy manao asan'i satana ao.Nefa mety ianao mihintsy no tena satana fa tsy tsapanao izany.:-@:-@:-@:-@:-@:-@

-Marina ny teninao rakapy nefa aleo tsy izany no atao,-ary hoy aho amn'nyrina tano ny ps-nao fa angamba efa io no nandaharana anao tto;ovaina ny fijery ,ny tendropo tsy mba namana.
-[(mamela ny elokay tahaka n namelanao ze nanao ratsy tamnay)],de ataon'n ray ahoana moa ny hamela ny elotsik rah ts mba namela akory sik,masina @ finoany avy eeeh;-);-);-)

16. rakapy ( 17/12/2007 02:06)
Tena marina ny teninao Ratendry. Avelako ny elony satria tsy Kristianina ny tenako. Miala tsiny Ranyrina.
17. mbaliana ( 17/12/2007 18:47)
:D:D
18. cutie ( 17/12/2007 21:38)
nankaiza aza nyrina.
:D
19. rijadolly ( 18/12/2007 15:29)
5. Mpandefa : soanja [ Valio ] 16-12-2007 01:09:30
Lohateny : Re : Nakaiza ny hafatro?
Mila ampiasaina lalandava ny faharetana sy ny fitoniana raha te hanana ny Fanahy Masina mitoetra miasa. Ireo no anisany ambony indrindra satria io no mariky ny fitiavana. Na tsy miodina amin'ny ilanao azy aza ny fiodin'ny zava-drehetra dia mahatoky ianao fa ao Andriamaniytra mitantana, indrindra ka raha tsy nanao ratsy.
Ity resaka fivavahana sy finoana dia natao koa ho modely tsara voatra ho n'ireo izay mizara izany teny mahasoa izany.
Mazotoa daholo!
izany hevitry ny mpino mahafinaritra voninahitra ho an'Andriamanitra
irery ihany.Tsy manenjika be fahatany.Manoro ny namana.:-*:-*:-*:-*
Ra izaho manokana dia tsy hitako ny anomezana tsiny an'Niryna.Betsaka ny loha hevitra very teto tsy fantatra hoe ahoana.Nafinaritra anié iny lohahevitra iny é tena hitako nisy hevitra zaraina tsara andresen-dahatra ny tsy mpino dia avy eo tsy hita fa naninona za aza nanana heritreritra hoe za lé nanohitra ny hevitry hery ve no nahatonga iny sa ahoana.Misaotra ny mpikarakara aho satria nahatsapa ny fahasahirananareo mamela ahy raha diso ny hevitro fa kosa mamela anareo koa aho raha marina izany.Dia hoy ianao hoe maninona raha averina?
soanja:
Na tsy miodina amin'ny ilanao azy aza ny fiodin'ny zava-drehetra dia mahatoky ianao fa ao Andriamaniytra mitantana
20. hery ( 18/12/2007 16:18)
rijadoly>

Raha misy hevitra tsy nivoaka teto dia omeo ahy fa avoakako :-) Matoa tsy hitanao eto dia mety efa tsy nisy namaly ela loatra tsy nisy namaly (ny hevitra rehetra io fa tsy resak'i niryna loatra), na tsy tafiditra mihitsy.

Tsy misy hevitra tafiditra ka nesorina raha toa ka manaraka tsara ny fitsipika... ary ny fitsipika dia ireo voalaza eto ireo ihany.

Izaho koa dia kristianina, na dia mpanota kokoa noho ianareo aza. Koa raha sanatria hamafa zavatra eto aho dia izay tsy kristianina no ho nofafaiko voalohany... kanefa hitanareo fa misy hevitry ny tsy mpino, misy hevitry ny silamo sns. eto. Tsy ny hamafa ny hevitr'i niryna mihitsy no mahamaika ahy eto.

Farany, ahoana no fomba hamafana ny hevitr'i niryna raha tsy fantatro akory izay ao anatiny? Eny, tsy mamaky (intsony) izay lazain'i niryna aho satria betsaka ny zavatra mahaliana ahy kokoa. Inoako fotsiny fa tsy mivoaka ny fitsipika izy dia avelako hanoratra izay tiany hosoratana ao.

Dia izay. Aza matahotra fa tsy mbola mahamaika loatra ny hamafa ny hafatr'i niryna :-)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0679