Nakaiza ny hafatro?

21. Ralay ( 18/12/2007 16:44)
Rehefa lasa fanatisme ilay zavatra atao dia tsy mi-raisonentsony ny saina hany ka lasa manaonao foana na miteny² foana.
:lol:
22. niryna ( 19/12/2007 06:55)
Ralay:

Rehefa lasa fanatisme ilay zavatra atao dia tsy mi-raisonentsony ny saina hany ka lasa manaonao foana na miteny² foana.
:lol:



:cry:
23. tendry77 ( 19/12/2007 11:30)
Nankaiza ny hafatro teto ?-Lanin'ny virus
Virus inona?-cheval de 3
Nankaiza ny lalany?-teto izy de naketo de
tsaiko mety tao @ star(sovaly telo);-);-) .......
vita topko!!!^:^^:^^:^
24. ikaretsaka ( 19/12/2007 18:35)
Tendry> lazainy fa devoly sy satana eo koa ny soavaly 3 fa!8):-D:-D:-D

Rehefa lasa fanatisme ilay zavatra atao dia tsy mi-raisonentsony ny saina hany ka lasa manaonao foana na miteny² foana.:lol:


Mba lasa tany koa ny saiko... fa soa fa Ralay no niteny azy voalohany!

'Vetivety aho hitanareo... vetivety aho tsy hitanareo"
25. ikaretsaka ( 19/12/2007 23:30)
soanja:

Mila ampiasaina lalandava ny faharetana sy ny fitoniana raha te hanana ny Fanahy Masina mitoetra miasa. Ireo no anisany ambony indrindra satria io no mariky ny fitiavana. Na tsy miodina amin'ny ilanao azy aza ny fiodin'ny zava-drehetra dia mahatoky ianao fa ao Andriamaniytra mitantana, indrindra ka raha tsy nanao ratsy.
Ity resaka fivavahana sy finoana dia natao koa ho modely tsara voatra ho n'ireo izay mizara izany teny mahasoa izany.
Mazotoa daholo!


namaste Zoky
26. niryna ( 20/12/2007 06:09)
tendry77:

Nankaiza ny hafatro teto ?-Lanin'ny virus
Virus inona?-cheval de 3
Nankaiza ny lalany?-teto izy de naketo de
tsaiko mety tao @ star(sovaly telo);-);-) .......
vita topko!!!^:^^:^^:^



:D
27. ari.malala ( 20/12/2007 06:46)
Anatin'ny fahaiza-manetry tena ngamba ny fahaizana miala tsiny refa nazava ny antony tsy nahitana ny hafatra, tsy mbola nahita nefa aho hoe iny fa nisy niryna nanoratra niala tsiny na taiza nisy an'ity hafatra mivatravatra ity na taiza, amzay izay dinika rehetra idirana misy azy daolo... aiza ilay fanetren-tena toriana isanandro ry niryna a!
28. soanja ( 20/12/2007 17:53)
Namaste hatrany Ika!
29. ikaretsaka ( 27/12/2007 15:19)
ari.malala:

Anatin'ny fahaiza-manetry tena ngamba ny fahaizana miala tsiny refa nazava ny antony tsy nahitana ny hafatra, tsy mbola nahita nefa aho hoe iny fa nisy niryna nanoratra niala tsiny na taiza nisy an'ity hafatra mivatravatra ity na taiza, amzay izay dinika rehetra idirana misy azy daolo... aiza ilay fanetren-tena toriana isanandro ry niryna a!



gaga T@ io koa aho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1708