Kristianisma sy ny famadihana! 
Lohahevitra : Fivavahana, finoana
Fitohizan'ny hafatra : Kristianisma sy ny famadihana!
Valiny : 133
Fitohizan'ny hafatra : Kristianisma sy ny famadihana!
Valiny : 133
xxx - 10/06/2007 10:38
|
![]() Maro ihany mantsy ny milaza ho kristiana nefa manatanteraka ireny fomba isan-karzany ireny ka io no mahalasa ny saiko! |
Rafotsy - 10/06/2007 11:29
|
![]() |
marozevo - 10/06/2007 12:23
|
![]() |
Fiffi - 10/06/2007 12:36
|
![]() |
marozevo - 10/06/2007 12:37
|
![]() |
Fiffi - 10/06/2007 12:41
|
![]() |
xxx - 10/06/2007 14:12
|
![]() Ohatra: taloha rehefa hamadika dia maka dadarabe hamaritra ny andro sy ny sisa. Maro ny fombafomba atao tsy dia tena kristiana loatra aloha, ekeko izay. Ao koa ny fandanina be mihopapana sns... Ireo no esorina sy havaozina, hifanaraka amin'ny Evanjely. Izay no antsoina hoe: inculturation. Fanamarihana: - hahatarafana ny finoana ny FITSANGANAN-KO VELONA ny famadihana. - Mampibebaka ny olona izy ary mampiray ny rehetra. Eo am-pahitana ny vatana zary vovon-tany sy taolana vitsivitsy eo dia maro ny sintom-panahy mahazo ny olona ka mitondra azy hitodika any amin'Andriamanitra. Ampio izahay ry Jesoa mba hahita anao amin'ny zavatra rehetra. Amen |
Fiffi - 10/06/2007 15:47
|
![]() |
marozevo - 10/06/2007 15:51
|
![]() Anisan'ny endrika iray anehoana fanajana ireo efa nialoha làlana ny famadihana. Io fanajana io dia iombonan'ny olona rehetra, na aiza na aiza, na iza izy na iza. Saingy ny fisehony no samihafa. Ny an'ny Malagasy sasany dia ny famadihana no endrika noraisiny. |
Fiffi - 10/06/2007 15:56
|
![]() |
marozevo - 10/06/2007 16:01
|
![]() Diniho kely ange e... Tsy maintsy misy fomba hafa any ho any. Tsy voatery ho ny famadihana akory no endrim-panajana. |
pissoa - 10/06/2007 16:33
|
![]() |
marozevo - 10/06/2007 16:55
|
![]() Io angamba no tian'i xxx holazaina. Tokony ho lanjalanjaina tokoa io. |
ikaretsaka - 10/06/2007 17:30
|
![]() amiko dia marina ilay voalazan\'i XXX manao hoe Aza ny lafy ratsiny foana no jerena 1)Ny olona nody mandry dia hoe akaikin\'Andriamanitra, na rehefa manao ferapara aza isika dia hoe lasan\'Andriamanitra no fiantsoantsika azy! ny famadihana azy dia mampatsiahy antsika ny oha piainana niainany fony fahavelony 2)Fiffi, raha tsy fomba tsy maninona ka, fa raha fomba koa tsy maninona (amiko io an) 3) raha miteny hoe tsy araka baiboly io dia araka baiboly io ka... ry maria madelenina raha saika handeha hanosotra zavatra ny fatin\'ny tompo anie ka saika hamadika koa raha dinihina e! |
naughtyboy - 10/06/2007 17:53
|
![]() ny rakimpahatsiarovana mitoetra ao ampony ny velona ny mamy navelany reo lasana ka tsaroana foana zay misy no lanjany koko amiko noho ny fandalana reny fomba reny,manatitra vonikazo ngaha de ekeko safidy zay na tsy azo sakanana aza ny hafa anitatra ndray oe manary ny mahagasy ![]() |
tynah - 10/06/2007 19:14
|
![]() |
andry44 - 10/06/2007 19:53
|
![]() Fa rha @ mahakiristiana,ny hevitro de tsy misy tokony hanovana ny famadihana zany!zao mantsy:eo anivon'ireny famadihana ireny de tsy maintsy misy maka kely ny vovoky ny maty na tsy vovokany aza fa lay tsihy namosana azy iny de entina mody fa hoe hahazoana fahasoavana sy fitahiana!!Fanompoantsampy izany raha @ lalàna kristiana satria @alalan'i Jesosy Kristy irery ihany^:^^:^ no tokony hinoana fa ahazoana fitahiana sy fahasoavana! |
pissoa - 10/06/2007 20:12
|
![]() :-D:-D:-D tsisy hoe tsy maintsy izany ka ! Izahay izao manao famadihana fa tsy maka vovoky ny maty akory ! Ny tsihy indray entina mody koa ariana aiza indray moa rehefa mbola azo ampiasaina ?! Ny fandaniana dia izao : raha zakan'ny fiankaviana ny fanasana fokontany iray manontolo (na mihoatra izany aza), tokony ho olan'ny mpitazana ve izany ? Toy ny mariage ihany io na ny vola lany, na ny raharaha ... Omenareo tsiny ve ny mpanankarena raha manasa olona 600 amin'ny mariaziny ? :-D:-D:-D Amiko rehefa hain'izy mianakavy ny mifandamina amin'izany, tsy misy ady avy eo ny resa-bola, tsy misy mitafy voro-kitsay ary tsy mifady hanina ry zareo ... tsy hikota ze problem, vola mihodina ho an'ny mpivarotr'omby, mpivaro-damba, mpivaro-pary (hihi) sns io ka hadalan'izay miondana volany fotsiny fa tsy te hiara-mifaly amin'ny iray tanàna ! |
marozevo - 10/06/2007 20:25
|
![]() Ilay hoe manatitra voninkazo : Endrika iray hanajana ny olona efa nialoha lalana izany, ka tsy misy maharatsy azy mihitsy fa tena tsara. Raha amin'ny maha fanajana azy izany dia mitovy tsy misy valaka amin'ny famadihana ilay izy. |
xxx - 10/06/2007 20:28
|
![]() Marina koa ny tenin'i pissoa. Ekeko e! Misaotra anao! Ho aminao hatrany anie ny Fahasoavan'Andriamanitra! Amen. |