pomme sa poire

1. diamondra27 ( 21/12/2006 16:41)
inona marina no nohanin'i Eva tao @ le sahan'i Edena?

Voankazo voarara fa inona ilay izy?
novalian'i prime ny 29/12/2006 12:18
2. booboo ( 21/12/2006 16:51)
tsy akondro kou e :°)...:arrow:
3. pissoa ( 21/12/2006 16:58)
Ny nohanin'i Adama no haiko fa paoma :-D:-D:-D

Nareo rankizy aza variana loatra amin'ny pitsopitsony tsy manova ny Famonjena efa natolony an :roll:
Asa kaloo e, nde tampoka atao oe zah no tsy kiriezy :oops:
4. dailynews ( 21/12/2006 17:09)
toa hoe aviavy hono..tsy tadidiko hoe iza no nilaza izany aloha, t@ fandaharana tele indray andro izay..nanaporofo azy fotsiny izy ireo t@ izay nijery ny lojikanjavatra fa raha ny porofo nolazainy tsy nisy tadidiko hafa tsy ny hoe, ilay ravina nanakonan i adama ny vatany dia toa hoe ravina aviavy angaha fa ravina aviavy ngeza? fa raha ravina poma toa kely loatra tsy mahatakona na inona na inona sns.......aza anontaniana hoe ahoana ny antony, tsy tadidiko...
5. simplex ( 21/12/2006 17:10)
za mino fa akondro io ;-)
6. pissoa ( 21/12/2006 17:11)
Sady ny ravin'akondro koa ngoza :-D
7. dailynews ( 21/12/2006 17:12)
simplex> inona no mahatonga anao miteny hoe "mino" nisy nanazava koa ve sa..? mba zarao
8. dailynews ( 21/12/2006 17:15)
hay ny fanazavana notenenindry zareo t@ izay koa dia hoe, niverenandry zareo hono tao edena, izay tsy tadidiko hoe firenana iza moa @ izao fotoana izao( toa iraq raha tsy diso aho..aza raisina aloha ny teniko fa mety ho diso aho an), dia nojerendry zareo daholo ny voankazo manodidina sns dia azo aviavy no tena betsaka...^:^
9. dailynews ( 21/12/2006 17:20)
asa aloha hoe ngeza @ nahoana loatra ity ravina ity fa de...angamba marina akondro??:D

http://images.google.com/images?hl=en&q=fig+tree&btnG=Search+Images
10. simplex ( 21/12/2006 17:28)
DN> ka zay le hoe safidy ho velona mandrakizay sa hanan-taranaka ka ho faty toy ny akondro. Tsy haiko aloha e.
Sady ny akondro koa misy mandava-taona ;-)

:arrow: Fa ny tena finoako: Adama sy Eva= Angano Angano 8)8)
11. jooko ( 21/12/2006 17:30)
nga eva nihinana voankazo e ? sa za tsy namaky tsara
12. soanja ( 21/12/2006 18:20)
Raha ny nianarako de hoe mety voaloboka hono le izy na wheat satria ireo poma sy poara ireo tsy maniry any amin'iny faritra notiavin'Andriamanitra manokana io.
Ka le wheat aloha tsy voankazo nefa de nahagaga fa de io no eritreretin'ny mpandinika fa nakana fanahy.:D Misy dikany anefa hono izany.
13. tslem ( 21/12/2006 18:42)
ary sao d lôdsy???
14. xxx ( 21/12/2006 18:46)
tslem:

ary sao d lôdsy???


=))=))
15. pissoa ( 21/12/2006 18:57)
tslem:

ary sao d lôdsy???

Sady ny lôdsy tokoa toa menamena ny lokony refa masaka e :roll:

16. tezitra ( 21/12/2006 19:09)
ity resaka ity mi-depasse ahy , fa izao ny fehiny dia tsy tsara ny vegetarien,

RAHA NOHANIN'NY ADAMA SY EVA ZAO LAY MENARANA FA TSY ILAY PAÖMA DIA TSY TOY IZAO ISIKA
17. tezitra ( 21/12/2006 19:11)
AMY MANARAKA MIHINANA MENARANA
18. soanja ( 21/12/2006 19:37)
tezitra:

ity resaka ity mi-depasse ahy , fa izao ny fehiny dia tsy tsara ny vegetarien,

RAHA NOHANIN'NY ADAMA SY EVA ZAO LAY MENARANA FA TSY ILAY PAÖMA DIA TSY TOY IZAO ISIKA



Fa angaha moa tsy lanin'i Eva le menarana refa avy eo?:roll:

19. simplex ( 21/12/2006 20:26)
tezitra:
fa izao ny fehiny dia tsy tsara ny vegetarien

eka ouz!
kay zay za vao nitovy hevitra t@ i tezitra :-*
20. cutie ( 21/12/2006 21:33)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0479