pomme sa poire
41. soanja
(
24/12/2006 02:58)
Ie tena karazam-bary mbazaha i fa de gaga zah hoe io hono le namitahana an'i Eva hoy ny karazana fikambanana Jiosy izay. De ry zareo manana ny antony nilazany izany hono.
42. Zina
(
24/12/2006 03:11)
Ie tena karazam-bary mbazaha i fa de gaga zah hoe io hono le namitahana an'i Eva hoy ny karazana fikambanana Jiosy izay. De ry zareo manana ny antony nilazany izany hono
zany ve? mba hafahafa ndray zany...hihihihi.
ka zay zany ko.
43. ikaretsaka
(
24/12/2006 03:33)
Ndao indray horesahina le Hazon'aina. Naninona no de nasiana anjely mihitsy nitazona afo sy sns niaro azy nony fantantr'Andriamanitra ny adin'i Adama sy Eva tao. Inona marina le mystery ao e.
fa ahoana tokoa?
ilay wheat aloha efa henoko koa hoe io no voankazo voarara e.. saingy natahotra aho sao tsy biblika io de hanakorontana indray
44. diamondra27
(
24/12/2006 08:00)
Zina:
Tsy misy mahafantatra ny anaran'ilay vohankazo nohan;i Eva satria tsy voalaza ao @ baiboly...(izany no fantatro)
mamaky ny resaka rehetra aho fa dia tena mampime mihitsy...
soanjo a ny "wheat" ve aky tsy karazana vary a ny ble avec accent @ tenin'ny frantsay...
Ny sakafo nohanina talohan'ny safo-drano dia marina fa vegetalien ry zareo tsy ovo-lacto na vegetarien...
Nihinana hena tokoa moa i Noa sy ny fianakaviany satria nisy fotoana izay tsy nisy ny voly...
ary Andriamanitra dia tian'ny olona izay mihinan-kena fa mitandrina antsika fotsiny izy mba tsy hihinana izay rarany satria tsy MAHA SALAMA antsika matoa izy niteny...jereo Levitikosy 11.
anjaran-tsika no manaraka sy ny tsy manaraka izay lazainy..
za koa akia tena toran'ny hehy be ato ah! misy akondro tampoka 'zany ve? hihihi:-D
za mba nihevitra hoe: poire sa pomme?
Dia mistery koa 'zany 'ty raharaha 'ty raha ireo rehetra ireo no jerena.
Aleo aloha mbola hanao fikarohana ihany na dia izany.
Simplex: marina ny anao.
Za manokana dia tia akondro satria iny siora fa mamy foana fa ny pomme indraindray misy marikivy.:wink:
45. prime
(
26/12/2006 10:56)
pissoa:=D=D
...Nareo rankizy aza variana loatra amin'ny pitsopitsony tsy manova ny Famonjena efa natolony an...
50. ikaretsaka
(
26/12/2006 22:17)
tena ndao mihitsy rangaha anontaniana ry zareo fa zany ko no hiandia-kevitra eto
