pomme sa poire

21. soanja ( 21/12/2006 21:40)
Andriamanitra tsy de mahazohazo loatra ireo olona mihinana hena hono , misy an'izany ao amin'ny baiboly ao saingy tsy hitako sady tsy mahatady aho, indrindra fa ny KISOA :wink::-*:-*:-*
22. diamondra27 ( 21/12/2006 21:48)
Toa i Eva no nampoeisika an'i Adama hihinana le voankazo de avy eo ry zareo ve tsy niara-nihinana fa tsy voalaza ao anaty baiboly izany fa tokony ho fantatra satria nahiratra ny maso fa nitanjaka izy ireo
Izay mihinana ilay voankazo voarara no mahalala ny voa fahalalana ny tsara sy ny ratsy. Donc izy mitsam no nihinana azy.

Fa ny mbola tsy voavaly izany aloha dia hoe: inona marina le izy?

Simplex: akondro toakoa v le izy?

Tezitra: tsy hihinana le menarana i Adam et Eve satria manjary tsy misy mpanolo-tsaina.

Menarana ngah tsy mitovy @ amalona ihany ny tsirony?

23. soanja ( 22/12/2006 00:48)
diamondra27:

Toa i Eva no nampoeisika an'i Adama hihinana le voankazo de avy eo ry zareo ve tsy niara-nihinana fa tsy voalaza ao anaty baiboly izany fa tokony ho fantatra satria nahiratra ny maso fa nitanjaka izy ireo
Izay mihinana ilay voankazo voarara no mahalala ny voa fahalalana ny tsara sy ny ratsy. Donc izy mitsam no nihinana azy.


Menarana ngah tsy mitovy @ amalona ihany ny tsirony?




Diams, just FYI fotsiny aky dia misy karazany roa ny amalona any anaty ranoboka/ranomamy. Misy ny vandana ary misy ny maitso. Ny vandana no be fady azy satria mitovitovy amin'ny menarana hono ny tsirony na famille na menarana mihitsy angamba io , iza no mahalala?. Ny maitso kosa dia matsiro toy ny tsy haiko. Efa ela aho no tsy nihinana saingy dia ataoko hoe hafa noho ny rehetra ny tsirony.


24. pissoa ( 22/12/2006 05:28)
soanja:

Andriamanitra tsy de mahazohazo loatra ireo olona mihinana hena hono , misy an'izany ao amin'ny baiboly ao saingy tsy hitako sady tsy mahatady aho, indrindra fa ny KISOA :wink::-*:-*:-*

Aaa, Andriamanitra mihitsy aza nanoro ny famonoana an'le zanak'ondry amin'ny paka knou ! :roll:
25. booboo ( 22/12/2006 10:10)
26. soanja ( 22/12/2006 10:17)
pissoa:

soanja:

Andriamanitra tsy de mahazohazo loatra ireo olona mihinana hena hono , misy an'izany ao amin'ny baiboly ao saingy tsy hitako sady tsy mahatady aho, indrindra fa ny KISOA :wink::-*:-*:-*

Aaa, Andriamanitra mihitsy aza nanoro ny famonoana an'le zanak'ondry amin'ny paka knou ! :roll:


Atao inona hono zany zanakondry zany? tsy hoe atao sorona?
Nazavainy tao koa ve ny fomba fandrasandrasana azy sy ny hihinanana azy? Mazotoa mihinankena re fa mba sangisangy fotsiny iny an. Ilay resaka hena aloha dia tena misy mihitsy io amin'ny baiboly an


27. simplex ( 22/12/2006 10:22)

kay, nitombo 1 ny vezetarianina! nihena 1 ny vezetarianina. Miady ny bolina 8)8)

soanja: azo hanina ny henakisoa ka, saingy hoe ny nofony ihany fa ny taviny beurkkk! :-P

diams: hitanao ihany ny fitiavan'ny vevavy an'le akondro e :b:°)
28. lapino ( 22/12/2006 10:29)
tezitra:
RAHA NOHANIN'NY ADAMA SY EVA ZAO LAY MENARANA FA TSY ILAY PAÖMA DIA TSY TOY IZAO ISIKA
Dia nidiran'ny devoly ry zareo, fa nisy devoly nge le menarana e! :D


29. pissoa ( 22/12/2006 10:34)
OK - vive lapino ; aleo iany oa vezetariana fa manjary idiran'ny devoly :-D:-D:-D
30. pissoa ( 22/12/2006 10:40)
Soanja, tadidiko fotsiny ampahan-tantara iray io ... toa misy fanoroana ny hihinanana azy mitsy ao (fa za koa tsy mahay baiboly akory sady tsy mpihinan-kisoa :-D:-D:-D )
31. soanja ( 22/12/2006 10:48)
pissoa:

Soanja, tadidiko fotsiny ampahan-tantara iray io ... toa misy fanoroana ny hihinanana azy mitsy ao (fa za koa tsy mahay baiboly akory sady tsy mpihinan-kisoa :-D:-D:-D )


Ka refa misy moa de soa izay fa dia mazotoa daholo ary. Ny hoe hikaroka azy ao amin'ny baiboly koa aloa de asa be tokoa ry Pissoa fa de aleo izay tadidintsika no arahina. Ny kisoa aloha dia mazava be miitsiny. I Dadabe tena mahay manazava an'io tsara mitsmitsiny. :wink::wink:
Ny ondry indray de te hihinana ihany aho , toy ny te hihinanako buffalo saingy le tsiro plus fofona ao tena misy tsy ao tsara zany de tsy laniko indray.


32. lapino ( 23/12/2006 03:01)
Raha vezetariana dia mihinana fakam-panahy ko !
Tokony hoe i Eva no nohanin'i Adama dieny tsy nihinana an'ilay voankazo.8)
33. pissoa ( 23/12/2006 09:53)
:-D:-D:-D
34. Fiffi ( 23/12/2006 21:23)
35. soanja ( 23/12/2006 23:15)
Inona ihany zany ny valiny e? Paoma sa poara sa eva sa akondro sa adama mihitsy no lany tao?:roll::wink:
36. ikaretsaka ( 23/12/2006 23:21)
hahahahahaha... tsy hay intsony e...
37. soanja ( 23/12/2006 23:55)
Ndao indray horesahina le Hazon'aina. Naninona no de nasiana anjely mihitsy nitazona afo sy sns niaro azy nony fantantr'Andriamanitra ny adin'i Adama sy Eva tao. Inona marina le mystery ao e.
38. ikaretsaka ( 23/12/2006 23:57)
eo indrindra isika izao....
andraso aloha hanazava ry zalahy baibolista:wink:
39. soanja ( 24/12/2006 00:03)
ikaretsaka:

hahahahahaha... tsy hay intsony e...


Zah mino fa lanin'i Eva tao i Adama de tezitra Andriamanitra.


40. Zina ( 24/12/2006 02:50)
Tsy misy mahafantatra ny anaran'ilay vohankazo nohan;i Eva satria tsy voalaza ao @ baiboly...(izany no fantatro)

mamaky ny resaka rehetra aho fa dia tena mampime mihitsy...

soanjo a ny "wheat" ve aky tsy karazana vary a ny ble avec accent @ tenin'ny frantsay...

Ny sakafo nohanina talohan'ny safo-drano dia marina fa vegetalien ry zareo tsy ovo-lacto na vegetarien...
Nihinana hena tokoa moa i Noa sy ny fianakaviany satria nisy fotoana izay tsy nisy ny voly...
ary Andriamanitra dia tian'ny olona izay mihinan-kena fa mitandrina antsika fotsiny izy mba tsy hihinana izay rarany satria tsy MAHA SALAMA antsika matoa izy niteny...jereo Levitikosy 11.
anjaran-tsika no manaraka sy ny tsy manaraka izay lazainy..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1011