Fitsarana lehibe
1. Imahaka
(
27/11/2006 19:12)
Araka ny fahafantaranareo azy, Andriamanitra (Iaveh na Jehovah) mitsara araka ny asa sa araka ny finoana?
Raha ny hevitro aloha dia toa araka ny asa! nefa tsy haiko aloha fa za tsy Andriamanitra e, tsy haiko izay tena hataony refa tonga ny fotoana hitsarana ny velona sy ny maty.
Sao mba misy manan-kevitra?

novalian'i cutie ny 21/12/2006 14:42
6. Fiffi
(
27/11/2006 20:31)
Imahaka:de aleo zany hiandry an'io fotoana io . Amin'ny fomba ahoana moa no ahafantarantsika hoe mitsara @ inona Andriamanitra ?
tsy haiko izay tena hataony refa tonga ny fotoana hitsarana ny velona sy ny maty.
Ary avy any no hihaviany indray hitsara ny velona sy ny maty . (salamo 100 Jubilate Deo)
7. Zina
(
27/11/2006 22:23)
simplex [ Valio ] 27-11-2006 20:21:58
Lohateny : Re : Fitsarana lehibe
Hita taratra eo @ asa ny finoana. Ary ra tsisy finoana, tsisy asa manjary.
ka izay ilay izy ko
8. xxx
(
28/11/2006 04:08)
ny fitsarana ataon'Andriamanitra dia amin'ny asa rehetra zay nataonao, sy ny heritreritrao na dia mbola tsy natao aza fa eritreritra fotsiny, ny finoana dia entina ahatsara ny toetranao ety an-tany ihany, sy hanananao fanantenana ny amin'ny ho avy, ahafahanao mino fa manana drafitra Andriamanitra amin'ny fiainan'ny zanak'olombelona.
9. diamondra27
(
28/11/2006 04:17)
jereo ny la bonne semence adroany fa io indrindra no misoratra ao.
www.labonnesemence.com
hoe: misy fotoana ny zava-drehetra ... ary ho avy ny fitsaràna
Ekleziasta3:2 / 8:6
Jaona 5:24
www.labonnesemence.com
hoe: misy fotoana ny zava-drehetra ... ary ho avy ny fitsaràna
Ekleziasta3:2 / 8:6
Jaona 5:24
10. Rasiligaoma
(
28/11/2006 10:37)
fa na i Jesoa aza tsy nahafantatra hoe rahoviana fa iza moa no tsy mahalala hoe ho avy
11. prime
(
28/11/2006 14:36)
Tsy aleo ve ho Azy irery izany fa ny fankatoavana ny sitrapony no tokony imasoan'ny mpino...
13. Achia
(
28/11/2006 18:02)
Tena marina kosa aloha zany lazain'i prime zany e ! fa kosa eo @ ilay hoe sitrapony , eo no tena hifanazavana sy hiadiankevitra matetika ka mahatonga ny sasany izay tsy mahazaka hoe manenjika ny fivavahanay manaratsy , nefa ny sitrapon'ATRA no mba ezahana hifampizarana
16. Achia
(
28/11/2006 18:53)
ka ao kosa anie no base ry cutie e! sa aiza ndray no hitadiavana fahalalana , raha @ finoana kristiana zany a !
17. Zina
(
28/11/2006 18:57)
cutie [ Valio ] 28-11-2006 19:47:25
Lohateny : Re : Fitsarana lehibe
aza de variana loatra ao @ baiboly ao njy ry zina a
hihihih tsy mety retsy a tsy maintsy mandalo aho isika raha te-hanaraka ny dian'ny Kristy
Achia :wink:
18. Zina
(
28/11/2006 19:01)
saika adiniko ity,
isika dia misakafo mba ho velona,
dia mila sakafo ara-panahy ko mba ho velona
Il est écrit: L'homme ne vivra pas de pain seulement, mais de toute parole qui sort de la bouche de Dieu. (dia ny baiboly izany)

19. cutie
(
28/11/2006 19:10)
nefa ny sitrapon'ATRA no mba ezahana hifampizarana
ao @ baiboly daholo nga no ahalalana an;io :roll:
20. majesty
(
29/11/2006 04:46)
Hoy Imahaka:
"fa ny asa rehetra sy ny atao rehetra dia ho entina ho tsaraina eo anatrehan'Atra avokoa..."."Fa izay mino ny zanaka no manana ny fiainana mandrakizay ka tsy hohelohina (tsy ho tsaraina)".
Amin'ny asa rehetra izay natao no hitsarana antsika kanefa amin'alalan'ny finoana an'i Jesosy no amonjena antsika ho afaka amin'zany fitsarana izany.