Fitsarana lehibe

41. besoiiin ( 30/11/2006 22:01)
Zina> marina izany
42. ikaretsaka ( 01/12/2006 03:01)
ny lalana aza tsy misy mahafantatra hoe ny an'iza no malalaka sy tery afa tsy Andriamanitra irery ko!
43. majesty ( 01/12/2006 11:42)
fa maninn ary nareo raha any amin'i ravalo no miresaka an'zany lalana tery sy malalaka zany fa tonga d amboarin'lery milay zany:D
44. prime ( 01/12/2006 12:56)
cutie> tsara rehefa mahay mifidy ny tery...:lol:
ikaretsaka> ie Izy ihany no nahafantatra dia avy eo nambarany ampahibemaso, toa io an-dalany noraisin'i zina io...
majesty> ka ny an-dra8 mankany @ tiko kooo...:°)
45. Zina ( 01/12/2006 17:50)
besoiiin [ Valio ] 30-11-2006 23:01:47
Lohateny : Re : Fitsarana lehibe
Zina> marina izany

besoiiin :-*
46. Imahaka ( 01/12/2006 17:51)
47. cutie ( 01/12/2006 21:03)
iza no hiaraka amiko any @lalan-tery aza e :lol::lol::lol:
48. Achia ( 02/12/2006 06:51)
nga njy zao efa mahatsapa fa tery ny lalana haleanjiko e !? :-D
49. cutie ( 02/12/2006 20:15)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
50. Zina ( 03/12/2006 00:28)
lozany mime ndray re ndrekakiko...
51. cutie ( 03/12/2006 20:06)
:lol::lol::lol::lol:
52. Achia ( 04/12/2006 07:32)
tokony tsy natao cutie ngamba ny ps n'i cutie ka ! :-D:-D:-D
53. cutie ( 04/12/2006 20:28)
:-D:-D:-D:-D
54. prime ( 07/12/2006 11:40)
cutie> lalana terinao izany aloha mankaiza e???:lol::-D:-D
55. Achia ( 07/12/2006 17:32)
mba mila ny valiny mazava sy mahitsy izahay ry cutie a ! :°):-D:-D:-D
56. cutie ( 07/12/2006 21:24)
:-D:-D:-D:-D:-D
57. Achia ( 08/12/2006 16:22)
Tompo ô mi:°) fotsiny ndray re ny havako e !:-D:-D
58. cutie ( 08/12/2006 18:36)
vakio ny baiboly :-D
59. Achia ( 08/12/2006 18:42)
ka mba omeo referansy moa ny namana e !:-D:^);-):°)
60. cutie ( 08/12/2006 18:47)
jereo ao @ baibnoly :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0081