Fitsarana lehibe

21. Achia ( 29/11/2006 11:21)
cutie:

nefa ny sitrapon'ATRA no mba ezahana hifampizarana

ao @ baiboly daholo nga no ahalalana an;io :roll:


fa aiza koa no misy ry cutie :roll::?:
22. Rasiligaoma ( 29/11/2006 12:38)
Zina:

Il est écrit: L'homme ne vivra pas de pain seulement, mais de toute parole qui sort de la bouche de Dieu. (dia ny baiboly izany)


tsy voatery ho ny baiboly ihany.. sa tsy miresaka aminao insony andriamanitra raha tsy amin'ny alalan'ny baiboly ihany?? tsy miseho @ feon'ny fieritreretana? @ nofy? sns??


23. prime ( 29/11/2006 12:53)
cutie> mahita lalan-kely hafa an...:lol:
24. Zina ( 29/11/2006 20:01)
Rasiligaoma [ Valio ] 29-11-2006 13:38:05
Lohateny : Re : Fitsarana lehibe
Hoy i Zina:

Il est écrit: L'homme ne vivra pas de pain seulement, mais de toute parole qui sort de la bouche de Dieu. (dia ny baiboly izany)



tsy voatery ho ny baiboly ihany.. sa tsy miresaka aminao insony andriamanitra raha tsy amin'ny alalan'ny baiboly ihany?? tsy miseho @ feon'ny fieritreretana? @ nofy? sns??


marina zany ka

toute parole qui sort de la bouche de Dieu
andriamanitra dia miresaka amin-tsika a partir de la bible. zay aloha no itako oe
25. Rasiligaoma ( 29/11/2006 20:09)
ary raha miresaka amiko @ siainana andavanandro izy? manome signe ohatra?
26. Zina ( 29/11/2006 20:24)
ie marina mihitsy ko zany ka...:wink:
27. cutie ( 29/11/2006 22:25)
Amin'ny asa rehetra izay natao no hitsarana antsika kanefa amin'alalan'ny finoana an'i Jesosy no amonjena antsika ho afaka amin'zany fitsarana izany

mba tiako io hevitry i majesty io :lol:
28. cutie ( 29/11/2006 22:26)
Mpandefa : Achia [ Valio ] 29-11-2006 12:21:28
Lohateny : Re : Fitsarana lehibe
Hoy i cutie:


Voalaza teo :
nefa ny sitrapon'ATRA no mba ezahana hifampizarana

ao @ baiboly daholo nga no ahalalana an;io



fa aiza koa no misy ry cutie

za nga mahay :roll::roll::roll:
29. cutie ( 29/11/2006 22:27)
Achia, ohtra we ahona reny oul nahazo antso reny :lol::lol::lol::lol:
30. cutie ( 29/11/2006 22:28)
Mpandefa : prime [ Valio ] 29-11-2006 13:53:44
Lohateny : Re : Fitsarana lehibe
cutie> mahita lalan-kely hafa an...

lalan-tery :lol::lol::lol::lol:
31. Rainikarabo ( 30/11/2006 10:16)
malalaka
32. prime ( 30/11/2006 12:08)
rainikarabo, cutie> mifanaraha aloha nareo e... tery sa malalaka?:-D:-D:-D
33. Achia ( 30/11/2006 15:16)
cutie:

Achia, ohtra we ahona reny oul nahazo antso reny :lol::lol::lol::lol:


ka fantaro aloha ilay niantso e ! oe iza sao de tsy ilay tena ATRA mantsy , de ny baiboly no hijerena ny referansy na izy na tsy izy , efa maro anie ny fanahy ratsy tonga @ izao tontolo izao e ! eny fa efa misy mihitsy ny mitonona ho Jesosy kristy , ary io dia efa maro no efa nahita azy eny fa na dia tany M/car aza , nefa ahoana hoy Jesosy ao @ Matio 24 ao tandremo fa any amparany any dia hisy Kristy sandoka ,ka raha misy milaza hoe atsy Kristy na ary aza mino . Fa ahoana hoy izy @ fiaviny mba vakio e ! de mazotoa
34. Zina ( 30/11/2006 20:07)
cutie [ Valio ] 29-11-2006 23:28:04
Lohateny : Re : Fitsarana lehibe
Voalaza teo :
Mpandefa : prime [ Valio ] 29-11-2006 13:53:44
Lohateny : Re : Fitsarana lehibe
cutie> mahita lalan-kely hafa an...

lalan-tery

hummm sady sangy2 ity nefa koa tena marina raha ara-baiboly dia io:
Entrez par la porte étroite Mais étroite est la porte, resserré le chemin qui mènent à la vie, et il y en a peu qui les trouvent. Mat 7:14

Rainikarabo [ Valio ] 30-11-2006 11:16:19
Lohateny : Re : Fitsarana lehibe
malalaka

ny an'i Rainikarabo ndray dia ito:
Car large est la porte, spacieux est le chemin qui mènent à la perdition, et il y en a beaucoup qui entrent par là. Mat. 7:13

hahahahaha
35. cutie ( 30/11/2006 20:53)
Mpandefa : Achia [ Valio ] 30-11-2006 16:16:49
Lohateny : Re : Fitsarana lehibe
Hoy i cutie:

Achia, ohtra we ahona reny oul nahazo antso reny



ka fantaro aloha ilay niantso e ! oe iza sao de tsy ilay tena ATRA mantsy , de ny baiboly no hijerena ny referansy na izy na tsy izy , efa maro anie ny fanahy ratsy tonga @ izao tontolo izao e ! eny fa efa misy mihitsy ny mitonona ho Jesosy kristy , ary io dia efa maro no efa nahita azy eny fa na dia tany M/car aza , nefa ahoana hoy Jesosy ao @ Matio 24 ao tandremo fa any amparany any dia hisy Kristy sandoka ,ka raha misy milaza hoe atsy Kristy na ary aza mino . Fa ahoana hoy izy @ fiaviny mba vakio e ! de mazotoa

ahona akia no ahafantarako an'zany fa anontanio reny mpiandry sy ny tariny reny :lol:
36. cutie ( 30/11/2006 20:54)
hummm sady sangy2 ity nefa koa tena marina raha ara-baiboly dia io:

prime io zany ew :-D
37. Zina ( 30/11/2006 21:00)
an3 njy ko njy no nifidy lalana tery ka tsara anie zany e hihihih
38. cutie ( 30/11/2006 21:01)
zina :-D:-D:-D:-D
39. besoiiin ( 30/11/2006 21:09)
ny fihevitro tsy fihevitrareo hoy ny Tompo, misy ny nizotra t@ lalanigoudana foana kanefa teo @ ora farany dia nahazo ny famonjena satria nibebaka, ohatra ilay jiolahy teo anilan'i Jesosy t@ izy nofantsihina teo @ hazo fijaliana, t@ minitra farany izy no nahazo ny tapakila hidirana ny lanitra, tsy midika akoury izany we mandehana @ lalambe migodana d rehefa ho faty vao mitsofoka @ elakelatrano:D, fa ho avy toy ny mpangalatra aho hoy ny Tompo
40. Zina ( 30/11/2006 21:30)
besoiiin a
misy dikany tena hafa mihitsy anie io e.. sur aho fa fantatrao mihitsy
fa raha literalement dia io ilay izy.
i cutie nifidy lalana tery
dia
rainkabaro nifidy lalana malalaka...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078