Fitsarana lehibe
66. prime
(
21/12/2006 12:47)
Voaendaka any fa ataovy eo ihany...:-D:-D:-D
Ny tenin\'Andriamanitra dia hentitra fa \"izay mino no hovonjena\" fa tsy izay miasa...:wink:
\"[Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina]\" Marka 16:16
\"Fa izao no sitrapon\'ny Raiko, dia ny hahazoan\'izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino Azy fiainana mandrakizay; ary Izaho hanangana azy amin\'ny andro farany.\" Jaona 6:40
\"Izay mino ny Zanaka no manana fiainana mandrakizay; fa izay tsy mino ny Zanaka dia tsy hahita fiainana, fa ny fahatezeran\'Andriamanitra no mitoetra eo aminy.\" Jaona 3:36
Ny asa vokatry ny finoana hafa, ny asa tsy misy finoana hafa...

67. cutie
(
21/12/2006 14:05)
Mpandefa : prime [ Valio ] 21-12-2006 13:47:56
Lohateny : Re : Fitsarana lehibe
Voaendaka any fa ataovy eo ihany...
misy mpanendaka nga any na @andro atoandro :-D:-D:-D
68. ikaretsaka
(
21/12/2006 14:30)
[quote-prime]Ny tenin'Andriamanitra dia hentitra fa "izay mino no hovonjena" fa tsy izay miasa...[/quote]
ny finoana tsy arahin'asa hono......
ny finoana tsy arahin'asa hono......