Fivavahana, finoana
tsimiandravola
(
27/09/2006 14:31)
Miarahaba ny rehetra indray aloha fa efa ela izao no tsy teto.Indro misy toe-javatra tsy dia vaovao loatra fa izao fotsiny aho vao nahita azy,ka inona ary izany?
-Misy pastera Amerikanna antsoina h...
tohiny
novalian'i prime ny 12/10/2006 06:17
soanja
(
27/09/2006 06:16)
Misy mpanaraka an'io finoana io ve eto azafady? Tsy izany mantsy fa tena manitikitika ny saiko be ny te hahafantatra ny ahoana i Jesoa amin-dry zareo. Anjely tokoa ve Izy sa zah no nandray vilana aza...
tohiny
novalian'i Azrael666 ny 15/04/2025 05:35
Jayaho
(
26/09/2006 13:16)
Mba andefaso scenario atao any ampiangonana @ krismasy ry reto a!!...
tohiny
novalian'i prime ny 13/11/2006 08:59
Zina
(
23/09/2006 03:02)
ahona ny hevitrareo?
http://www.mostamazingprophecies.com/portals/6/Catholic-Teachings.pdf...
tohiny
novalian'i prime ny 08/11/2006 12:49
akbaraly
(
22/09/2006 18:00)
Tsy manaratsy ny finoana silamo aho sanatria fa hanazava izay tokony. Ny nahatonga ireo arabo terroriste ireo anie de zao e: ts hamerina ny tantaran i Ben Laden tamin izy niasa tao amin CIA aho fa ham...
tohiny
novalian'i prime ny 04/10/2006 14:57
lapino
(
22/09/2006 05:07)
Niverina indray ny fikarohan-teny ao amin'ny baiboly.org, isaorana ny mpikarakara aloha
Fa ilay baiboly azo telecharger-na kosa no tsy ao indray. ...
tohiny
novalian'i prime ny 26/09/2006 10:40
balite06
(
21/09/2006 14:48)
Ny fivavahana dia fitaovana entina manjanatsaina mba ho entina hangoronana amin'ny fomba mihaja ny fanananolona,amporisihina ny olona mba tsy ho tia vola ary etsy andaniny efa asiana vata kely hand...
tohiny
novalian'i prime ny 27/09/2006 09:30
Achia
(
17/09/2006 09:03)
novalian'i prime ny 14/11/2006 10:28
boubounezy
(
17/09/2006 00:55)
zany wé Andrenaitr'ô! Andremanitr'ô! naona no mafoy ahy Enao. otrany somary toiny hevitry jimna ty hevitra ty satry ra ny falalako azy dé wé Jesôsy dé Andremanitra nitafy nofo, mba amonjena tsi...
tohiny
novalian'i prime ny 30/10/2006 07:15
zandikely
(
16/09/2006 04:03)
Niteraka resabe na hatezerana amin'ireo firenena silamo ny lahateny nataon'i Pape Benoit XVI raha nanatitratitra ny tsy fiarahana fivavahana sy ny herisetra ary naveriny tao ny phrase nolazain'i emper...
tohiny
novalian'i prime ny 10/10/2006 13:34
JOCH
(
14/09/2006 18:55)
Samy manao izay sai-patany ny olona mba ho tonga olomboavonjy fa ny ahy ity misy hafatra avy amin'Andriamanitra ambarako amin'izay mahay mihaino sy mitady an'Andriamanitra.
koa mangataka izay mamaky ...
tohiny
novalian'i prime ny 05/10/2006 10:17
ANARIM
(
12/09/2006 06:39)
tiako raha misy afaka manambara eto fa efa nahita, niaina, na nitrangana zavatra hafahafa (azon'ody hoy ny fitenintsika mahazatra azy) ka afaka izara amiko ny mety fitrangany, ny vokany, ny fomba naha...
tohiny
novalian'i prime ny 20/09/2006 09:09
jimna
(
12/09/2006 05:15)
raha ny Baiboly no vakiana dia milaza fa zanak'Andriamanitra i Jesosy, nefa maro @tsika...
tohiny
novalian'i prime ny 06/10/2006 09:59
hery
(
11/09/2006 08:52)
Ho an'izay mpamaky baiboly ao amin'ny baiboly.org http://baiboly.org dia mety ho gaga fa nanomboka androany dia misy "croix" menamena be eo amin'ny toerana hitadiavana toko sy andininy ao amin'ny baib...
tohiny
novalian'i prime ny 15/09/2006 13:09
majesty
(
08/09/2006 08:35)
Marobe ny olona no mino fa [b]ny lakroa[/b] dia famantarana ho an'ny kristiana (satria io no nanombohana an'i Jesosy)rehefa nandinika ny baiboly @ dikan-teny samihafa anefa aho dia mahita fa misy mila...
tohiny
novalian'i prime ny 10/10/2006 12:27
xxx
(
04/09/2006 13:17)
Inona marina ry modérateur ny tiana holazaina @ rubrique hoe "fivavahana sy finoana" eto @ serasera?
Matetika ny tsapako dia raha vao tsy manana firehan-kevitra kristiana no miteny hevitra eto dia...
tohiny
novalian'i prime ny 14/09/2006 15:16
majesty
(
04/09/2006 09:27)
Misy ireo olona izay fatra-pandinika fa isaky ny 2000 taona dia misy zavatra miseho foana eto amin'ity zao tontolo izao ity,ohatra nomen-dry zareo tamin'izany:
2000 taona voalohany:safo-dranon'i Noa
...
tohiny
novalian'i prime ny 22/09/2006 12:10
LazaDaddy
(
01/09/2006 05:01)
"Koa amin'izany aoka ho tanteraka hianareo toy ny fahatanterahan'ny Rainareo Izay any an-danitra." Matio 5:48
Amin'ny teny Anglisy dia hoe aoka ho [i]masina[/i] ianareo.
Tsy filam-boatsiary akory ...
tohiny
novalian'i prime ny 22/09/2006 12:01
rabeflorian
(
31/08/2006 10:27)
Faly miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'I Jesoa Kristy.
Manana asa lehibe ho fitoriana ny filazantsara izahay ary hatomboka amin'ny fitoriana ho an'ny mpiara mivavaka sy ny iray tanàna izany a...
tohiny
novalian'i prime ny 07/09/2006 11:15
bobone
(
30/08/2006 07:53)
:roll:Fa ahona angaha no asiana na rarahana toka gasy na tôka vazaha ny fiara hitondra ny razana halevina rehefa avy natao veloma farany ao am-piangonana.:roll:...
tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 11:02
