Fivavahana, finoana
gountera
(
18/07/2006 12:20)
mapisalasala mants toy ny oe Sabatan'nyJehovah satri ny Romana 14 de mlaza fa tsy manin fa mtovy avoko ny andro naf ny zvt mapsalasal ao de ts mten oe sabat ny context eo.de mis mpanompon'A/tra mamaly...
tohiny
novalian'i prime ny 01/08/2006 08:47
gountera
(
18/07/2006 11:57)
Tô mapsalasala iany mants le iz ts mis tenin'Andiamantr direct mants oe ny firaisan aloh ny vady dia mijangajanga fa ny mis de oe mijangajanga ny mapirafy ny efa vadiny no défini ao!de nefa ve rah o...
tohiny
novalian'i zo6 ny 18/08/2016 09:49
tsiahi
(
18/07/2006 05:36)
manao ahoana daholo. Mitady fichier midi- an'ireny hirampivavahana gasy ierny aho, indrindra ny fihirana fanampiny .misaotra e...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 18/07/2006 16:02
rabaradaka
(
17/07/2006 11:02)
Misy ifandraisany tokoa ve ny osy sy ny asan-devoly ?...
tohiny
novalian'i prime ny 18/07/2006 12:22
LazaDaddy
(
17/07/2006 03:52)
Midera anao Andriamanitro
Fa lehibe, fa lehibe
Midera anao Andriamanitro
Fa lehibe, fa lehibe
Mba mila an'io tononkira io aho azafady tompoko.
Misaotra mialoha! :-*...
tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 18/07/2006 02:46
soanja
(
15/07/2006 00:37)
Miovaova be ny fahitan’ireo mpandinika taloha ny momba ny fianan-koavy (Life after Death). Ao amin’ny Genesis 3: 17-19 dia milaza fa nohon’ny fahotan’ny Adama sy Eva dia ho faty isika ary tsy ...
tohiny
novalian'i prime ny 30/08/2006 08:06
rakaroka
(
13/07/2006 04:54)
Fa maninona ange no mitrotrongy, mitrosona ohatr'izao ny firenena raha izay vavaka natao sy
fiandrandrana ny ho avy mamiratra izay?... Toa variana miandrandra ny lanitra ny mpivavaka ahiana hanadino ...
tohiny
novalian'i prime ny 04/09/2006 10:12
majesty
(
12/07/2006 13:00)
Mba efa nisy nahita maso an'ireo voatanisa eo ambony ireo ve ianareo,toa malaza mantsy fa misy izy ireo nefa hatramin'zao aho mbola tsy nahita olona sahy nilaza fa tena nahita maso na mba hoe misy sar...
tohiny
novalian'i tojofifaliana123 ny 03/07/2018 08:23
soasoafy
(
11/07/2006 06:36)
Ahoana ny hevitrareo mikasika ilay fivavahana fanasitrahana natao eny atsimondrano(Antanikatsaka) tarihin'le Pasteur Docteur vazaha .
Raha ny fijeriko de to resy lahatra ihany ny ankamaroan'le ol man...
tohiny
novalian'i prime ny 28/07/2006 09:16
soanja
(
10/07/2006 23:48)
Mahavariana ahy fa misy itovizana be dia be amin’ny zavatra eritreretin’I Jiosy ny fomba handraisantsika ny fanahy indrindra ny an'i Prime. Ny antony moa izany matetika dia hitambarantsika aminâ€...
tohiny
novalian'i prime ny 01/08/2006 07:21
soanja
(
10/07/2006 22:44)
Sao mba misy mahalala hoe: Inona no fitafy mendrika tian'Andriamanitra hotafiantsika na lehilahy na vehivavy ary azo ampiharina amin'ny toerana rehetra ve io sa miankina amin'ny toeana misy?
Raha ar...
tohiny
novalian'i prime ny 16/08/2006 12:18
soanja
(
10/07/2006 22:40)
Inona no tokony ataon'ny Kristianina iray amin'ny maha Kristianina azy hanampy ny tsy mitovy finoana aminy hitodika amin'ny hinoany?
Ary koa ny inona ny fomba iray hiarovana ny finoanao tsy ho hitsak...
tohiny
novalian'i prime ny 19/07/2006 12:40
Mifenty
(
09/07/2006 14:49)
Ndray andro sendra naita andian'olona nivorivory Jesoa dia nanantona.
Tsatsa manko ilay makorelina (mpivaro tena mou zany e).
Araka ny lalà na anefa dia toraham-bato ny sahaza ny vehivavy toy i...
tohiny
novalian'i prime ny 12/07/2006 09:12
soanja
(
08/07/2006 15:53)
Inona no fihevitr'Andriamanitra momba an'io azafady? Resabe mantsy io aty aminay satria nisy Mpampianatra Katolika nanao an'io mantsy taty aminay dia niteraka telo ka nony fantatry ny mpampiasa (ecole...
tohiny
novalian'i prime ny 12/07/2006 09:17
JOCH
(
07/07/2006 14:16)
hoy ny tenin'Andriamanitra hoe aza manaraka ny fanaon'izao tontolo izao.
Izany hoe ny fanaovana izany de fialana amin'Andriamanitra, izany hoe ota satria ny ota de fandikana ny tenin'Andriamanitra.
...
tohiny
novalian'i prime ny 07/08/2006 10:25
soanja
(
07/07/2006 13:25)
Ny Tranon'Andriamanitra
Toy izao ny tantaran'i Silamo momba ny Ka'aba: Rehefa nandika ny lalan'Andriamanitra i Adam dia noroahina tao anatin'ilay paradisa ka teny antampon- tendrombohitra ny India ...
tohiny
novalian'i prime ny 31/07/2006 14:22
LazaDaddy
(
06/07/2006 03:09)
Mbola averiko indray fa [b]maloto ny politika[/b]. Na franc-macon ny anaran' io na rose croix na fjkm na inona na inona; [b]rehefa politika dia maloto[/b]! hahaha.
"Omeko anao izao tontolo izao rah...
tohiny
novalian'i prime ny 31/07/2006 14:15
rabaradaka
(
03/07/2006 10:45)
dadatoa a, sendra hitako ity dia mba asio commentaires kely hoe : Les Illuminatis sont des Membres des loges du Grand Orient qui ont été initié dans " L'Ordre et la secte des Illuminatis ". Ils son...
tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 11:33
rabaradaka
(
03/07/2006 10:39)
Nahaliana ahy ilay fran maçon teo iny ry zareo a, hitanao fa tanavo moa ny tena. Fa misy ifandraisany ve ireto malaza be ireto toy ny lions club, vao tsy ela no teto amintsika ny président internati...
tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 11:21
ranini
(
30/06/2006 11:15)
aona ny fijerinareo anio fa toa malaza mitsy izy @ secte kely ireny ,moa ireo mpivavaka ao aminy de voambaka tanteraka mitsy.Ireo mpitondra fivavahanna toa lasa metimety daolo ny fianainany noho io fo...
tohiny
novalian'i soanja ny 18/07/2006 11:20
