Fivavahana, finoana
soanja
(
17/06/2006 16:20)
Mitondra soa ho an'ny olona iray ny fivavahana (n'inona n'inona io :kristianina, silamo, Judaism sns) raha mahay mampita ilay hevitra ny olona iray ka mahay mandray azy ny mpihaino iray ka mampiasa az...
tohiny
novalian'i soanja ny 23/06/2006 18:34
soanja
(
16/06/2006 12:38)
Amiko i Allah dia Andriamanitra ihany saingy araka ny hoe sarantsarahan'ny fotom-pisainana ao anatin'ny finoana AZY (Andriamanitra) ny olombelona dia samy mihevitra an'ireo olona roa ireo ho samihafa....
tohiny
novalian'i prime ny 10/07/2006 08:48
LazaRandri
(
14/06/2006 01:13)
* maninona no tsy tsapan'ny olona maro fa [b]ZAVA-POANA[/b] ny fiainana ara-nofo (materiels) raha tsy misy fiainana ara-panahy?
* raha tsapany indray izany, maninona izy no tsy mikatsaka ny hiaina ...
tohiny
novalian'i prime ny 10/07/2006 08:41
LazaRandri
(
14/06/2006 00:56)
Atreho miaraka amin'ny Tompo ny ankehitriny, ary ankino aminy ny ho avy.
Rehefa repotra be iny ny fandaharam-potoanantsika matetika dia manararaotra miditra ny fakam-panahy:
- Azafady fa rehefa ma...
tohiny
novalian'i LazaRandri ny 16/06/2006 03:33
Herimiafina
(
10/06/2006 12:46)
"ny zanaky ny haizina maranintsaian kokoa noho ny zanaky ny mazava" (ao amin'ny Luc 16).
Ny fahazahoako azy dia ao anatin'io zanaky ny aizina io avokoa: ny mpisoloky, ny tia kely, ny mpanao tsolotr...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/06/2006 18:47
Silo
(
08/06/2006 07:39)
Hono hoa ry reto, Inona kay no tena dikan'ny teny ity @ Baiboly ao no misy azy ity
" Handao ny rainy sy ny reniny ralehilahy ka hikambana @ vadiny ka ho nofo iray izy roroa "
Mba angatahako fan...
tohiny
novalian'i marozevo ny 13/06/2006 21:53
majesty
(
08/06/2006 02:58)
Fanontaniana mba ilana valiny kely amintsika rehetra tsy ankanavaka,"[b]Izao tontolo izao ve nisy namorona sa tongatonga ho azy sa efa teo hatry ny elabe[/b]?":?:...
tohiny
novalian'i majesty ny 14/06/2006 03:18
ftma
(
04/06/2006 18:32)
Efa mba haiko ihany ny dikan'ny Pentekosta fa ahoana ny hevitrareo amin'ity:
Pentekosta = nilatsahan'ny Fanahy Masina: ny fahatongavan'ny Fanahy Masina ao amin'ny tsirairay dia hahafahany mitory na ...
tohiny
novalian'i cutie ny 09/06/2006 16:41
boubounezy
(
02/06/2006 17:18)
ANDAO réoull mba anao fivavahana sera2 ho any zé dévoly tsisy tanjoka sy ho any zé mpiady lava eto mba ialanizany a! hihihi^:^...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/06/2006 19:26
rainisalama
(
02/06/2006 07:38)
-Araka ny bouddhisme dia tsy nisy ny fiandohana ary tsy misy fiafaran'izao tontolo izao,noho izany dia tsy misy Andriamanitra namorona.Andro lany fotsiny ny fitediavana hamaly an'io fanontaniana teo a...
tohiny
novalian'i Vaika ny 10/06/2006 16:17
lapino
(
02/06/2006 03:54)
Voalaza hono fa hoe misy fanahy ny olona. Mino izany daholo ny karazan'olona rehetra ity, hatrany amin'ny kely maso, mainty sy fotsy ary mena hoditra, na dia samy manana ny fandraisany azy aza.
Ny...
tohiny
novalian'i cutie ny 15/07/2006 16:36
diamondra27
(
01/06/2006 09:45)
ho avy tsy ho ela hono....
6 Juin 2006...
tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 10:08
majesty
(
01/06/2006 03:15)
Nahita an'ilay lahatsoratra teo ambany aho dia nieritreritra fa mety ho tsara raha mba hanokatra loha-hevitra vaovao somary mifanohitra amin'io nosoratan'i Ralay io,dia izao no fanontaniana tiko hapet...
tohiny
novalian'i prime ny 19/06/2006 11:39
LazaRandri
(
31/05/2006 22:20)
1- [u]Ho an'ireo mpino Kristianina[/u]: "Ry rahalahiko, aza dia samy ho mpampianatra be ihany hianareo, satria fantatrareo fa ho mafimafy kokoa no hitsarana anay mpampianatra" Jakoba 3:1
=> Tandremo ...
tohiny
novalian'i marozevo ny 15/06/2006 23:22
felampaiso
(
31/05/2006 06:56)
Tsy mba isan'ny mpino an'Andriamanitra izy, tsy tiany mihitsy izany hoe mivavaka any am-piangonana izany, raha vao mijery olona andeha hivavaka na avy mivavaka izy dia tezitra sy tafintohina ary indra...
tohiny
novalian'i bellla ny 08/06/2006 18:56
Ralay
(
30/05/2006 05:42)
Misy marina ve Andriamanitra fa amiko aloha dia tsy misy izy satria tsy mbola nisy nahita azy sady mbola tsy nisy ireo maty nilaza fa tsara na ratsy any andanitra any ohatra ihany ireo fa misokatra ny...
tohiny
novalian'i ranjafirmin ny 16/04/2016 17:33
Fiffi
(
27/05/2006 21:33)
[b]Mihobia ho an'Andriamanitra ry tany rehetra[/b]
Ny tany rehetra hiankohoka eo anatrehanao ka hànkalaza Anao , eny , hàankalaza ny anaranao izy. (salamo faha-66)
Ho Choralie mandrakizay an...
tohiny
novalian'i Zazabe ny 06/06/2006 01:57
victime101
(
26/05/2006 15:06)
TOLOKO.. TOMANY sy ratra manenika
eto an-tany ka be ireo rendrika rendrika
mila vonjy ka miantsoantso hoe: TOMPO O AIZA IANAO?
Aleo angamba io hiran'i HERY (ex NJILA) sy NIRY LANTO io no hirain...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/05/2006 04:04
jentilisa
(
26/05/2006 07:02)
Efa nananambady manko izy fa nisaraka dia izao hanamabady fanindroany izao.Ahoana ny hevitrareo amin'io?...
tohiny
novalian'i dadabe ny 10/07/2006 21:18
marozevo
(
25/05/2006 07:02)
Anio 25 mai 2006, 40 andro aorian'ny Paka, no anokafana ity loha hevitra ity mba hifampizarantsika indray, hanampy ireo lohahevitra maro efa mandeha eto.
Mbola ho avy ny Tompo.
Efa tonga Izy, ta...
tohiny
novalian'i dadabe ny 09/07/2006 11:31
