Fivavahana, finoana
zozefa
(
22/04/2006 05:15)
Lasa ny saiko hoe inona re no mety ho nataoko raha mba anisan'ireo nanatrika ny fanombohana an'i Jesoa teo amin'ny hazo fijaliana aho e?
hijoro tamin'ny fahamarinana ve? zany hoe niezaka mba hiaro an...
tohiny
novalian'i prime ny 31/05/2006 04:03
zandrikely
(
16/04/2006 18:55)
io no saika nosoratana fa azafady o...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/04/2006 08:35
zandrikely
(
16/04/2006 18:54)
ny fitiavanao ry tompo no naha toy izao anay
io fitiavana io tompo o no mampandefitra ahy
ahoanany fahazoanareo an'ireo
[i]Nahitsin'i lanto[/i]...
tohiny
novalian'i marozevo ny 21/05/2006 08:55
Ragadona
(
15/04/2006 21:31)
Tratry ny paka daholo nareo...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/05/2006 07:17
zozefa
(
15/04/2006 06:17)
[b]" Arabaina tratry ny paska 2006, de mirary anao ..."[/b]
izany no matetika tenenin'ny oll, ary mahafinaritra aloha ny mihaino azy, fa asa raha nitondra inona marina ho antsika ny paska 2006?
...
tohiny
novalian'i marozevo ny 21/05/2006 08:57
rabeflorian
(
13/04/2006 09:19)
Didy lehibe faharoa izany "fitiavana ny namana tahaka ny tena" izany raha ny fanambaran'I Kristy. Ny fanontaniana mipetraka dia hoe: MOA TIA NY TENANTSIKA VA ISIKA? Raha tsy tia ny tenantsika isika di...
tohiny
novalian'i marozevo ny 08/05/2006 15:06
Fiffi
(
10/04/2006 09:08)
"Fa izao no nitiavan'Andriamanitra an'izao tontolo izao: Nomeny ny Zanany lahy Tokana , mba tsy ho very izay rehetra mino Azy , fa hanana fiainana mandrakizay" (Jaona 3:16)
Noho izao fahatongavan'n...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/04/2006 12:17
xxx
(
08/04/2006 10:02)
Rehefa tsy mari-pototra ny finoana fa mareforefo dia mora misavorovoro. I Matio dia nanoratra fa namono tena i Jodasy, ka inona no mbola hinoana boky voasoratra aman-jato taonany taty aoriana?
[i]G...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/04/2006 16:28
Fiffi
(
08/04/2006 08:36)
Dimanche des Rameaux
et de la Passion du Seigneur
"Ce jour, l'Église entre dans le mystère de son Seigneur crucifié, mis au tombeau et ressuscité, qui par son entrée à Jérusalem a donné le p...
tohiny
novalian'i prime ny 31/05/2006 09:58
Fiffi
(
07/04/2006 20:04)
Nijery vao2 tao @ TF1 20h aho dia naheno an'ity: "Ce n'est pas Judas qui a livré Jésus mais c'est Jésus lui même qui a demandé à Judas de le livrer" Ahoana indray ary io ? nefa dia nomena vola i...
tohiny
novalian'i marozevo ny 08/05/2006 15:10
texe
(
06/04/2006 09:27)
isika namana ao anaty serasera ve alo
mba tia fivavahana? ary inona moa no ato hoe?mivavaka
ilaina ve ny fivavahana eo amin'fianana
enao ve r...
tohiny
novalian'i marozevo ny 16/05/2006 21:17
texe
(
06/04/2006 08:28)
novalian'i marozevo ny 08/05/2006 15:12
Fiffi
(
06/04/2006 05:46)
"Vovoka no niandohanao ary vovoka no hihafaranao."
Raha tena heritreretina sy dinihina ity voalaza io dia maha-lasa saina hiany ny olona mangataka ny hanaovana "L'incinération (crémation)" satria...
tohiny
novalian'i marozevo ny 08/05/2006 15:16
LazaRandri
(
05/04/2006 05:30)
Samy mahavita fahagagana na ny olon'Andriamanitra na ny olon'i Satana. Ny iray herin'ny fahazavana moa ny iray herin'ny haizina.
[i]"Ahavita fahagagana mihoatra noho izaho ianareo"[/i] hoy i Jesoa....
tohiny
novalian'i jimna ny 15/05/2006 05:49
lapino
(
04/04/2006 22:44)
Tsy teo ambony rano hono no nandeha i Jesosy, fa teo ambony lagilasy. Izany indray no [b]TEORIA[/b] navoakan'ity profesera amerikana, http://go.reuters.com/newsArticle.jhtml?type=scienceNews&storyID=1...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/05/2006 11:01
mandalo
(
04/04/2006 13:06)
maro no mihevitra fa mora ny mandresy ny fakam-panahy.???
amiko dia inoako fa avy amin'ilay ratsy io ary izy no mikendry mandrakriva ny handavo antsika amin'izany; raha ny herintsika irery anefa tsy ...
tohiny
novalian'i marozevo ny 10/05/2006 19:19
lemenakely
(
03/04/2006 20:08)
Raha nandinika aho dia mihamahazo vahana ny SECTE ao MADAGASIKARA ao ,tsy hanonona aho hoe iza no secte ary iza no tsy secte sao miteraka polémique ....fa na any @ toerana ambanivohitra tsy ampoizina...
tohiny
novalian'i aly ny 01/06/2006 17:21
LazaRandri
(
03/04/2006 02:01)
"Ary Jehovah Andriamanitra nanao hoe: [b]Tsy tsara raha irery ralehilahy[/b]" Jenezy 2:18a...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/05/2006 10:50
xxx
(
31/03/2006 10:41)
Maha lasa saina ahy ry zareo miala tsiny aloha raha misy tafitohina fa zavatra hitako izy ity teto @ tanàna .Nisy olona voan'ny épilepsie na andro be dia sendra hitan'ilay mpiandry dia niantso ny na...
tohiny
novalian'i prime ny 26/05/2006 12:28
marozevo
(
30/03/2006 23:00)
Anisan'ny loha hevitra nafàna ny momba ny resaka Sabata, nefa indrisy fa navadiky ny pejy. Tsy fitia te-hifamaly amin'i dadabe sy ry Fiffi akory raha mamerina izany etoana.
Manaja ny Sabata : Tafid...
tohiny
novalian'i Achia ny 26/05/2006 18:44
