mandrebireby ra-jodasy

1. xxx ( 08/04/2006 10:02)
Rehefa tsy mari-pototra ny finoana fa mareforefo dia mora misavorovoro. I Matio dia nanoratra fa namono tena i Jodasy, ka inona no mbola hinoana boky voasoratra aman-jato taonany taty aoriana?

Gaga aho, raha mifindra faingana toy izao hianareo hiala amin'Izay efa niantso anareo tamin'ny fahasoavan'i Kristy ho amin'ny filazantsara hafa Galatiana 1:6

Betsaka ireo mpianatr'i Kristy no nanoratra 'epistily'. Matoa anefa tsy tafiditra tao anaty baiboly izy ireny dia tsy sitrak'Andriamanitra.

Fa na izahay, na anjely avy any an-danitra aza, no mitory filazantsara hafa aminareo afa-tsy izay efa notorinay taminareo, aoka ho voaozona izy. Galatiana 1:8

ml
novalian'i Fiffi ny 30/04/2006 16:28
2. Achia ( 08/04/2006 10:20)
:-D:-D:-D
3. Vaika ( 08/04/2006 10:46)
Tara train indray Ra-xxx !
Efa raikitra ny ady hevitra amin'io resaka io fa jereo tsara e !
4. xxx ( 08/04/2006 10:50)
tsy mila adihevitra io ry vaika fa lainga tsy mitototra a :lol: ny marefo finoana no misalasala sy miady hevitra amin'io.

omeko ohatra iray toi: naninona izy tamin'ny nataon'i Jesoa hoe oroka ve no amadihanao ahy tsy niteny hoe za nga mamadika anao? sa niara-nandainga niaraka taminy Jesoa?

ml
5. Vaika ( 08/04/2006 11:17)
xxx : hasio arguments ny lazaian'i toi fa aza teren-ko masaka ohatran'ny voalobo-jaza fotsiny e !
Mba topazo maso ny efa vita atsy am-badika dia avy eo vao atao ny fitsarana.
6. Fiffi ( 08/04/2006 11:21)
Betsaka ireo mpianatr'i Kristy no nanoratra 'epistily'. Matoa anefa tsy tafiditra tao anaty baiboly izy ireny dia tsy sitrak'Andriamanitra.
ahoana moa no hilazanao ry xxx fa raha tsy tafiditra tao anaty baiboly izy ireny dia tsy sitrak'Andriamanitra ? fa iza aloha no nanoratra ny baiboly raha fantatrao ? Tsy hitako koa izay mampivanitika @ zany!
ka inona no mbola hinoana boky voasoratra aman-jato taonany taty aoriana?
ianao angamba ry xxx no mino izany boky aman-jatony izany fa fantaro fa tsy misy afatsy boky iray hiany no hinoana dia ny BAIBOLY !
7. xxx ( 08/04/2006 11:22)
za oa tsy mila argument fa ny malemy finoana no mila an'izany. Ndana i Paoly tenenina hoe asio argument ilay Galatiana 1:8 =)) =)) =))
Fa na izahay, na anjely avy any an-danitra aza, no mitory filazantsara hafa aminareo afa-tsy izay efa notorinay taminareo, aoka ho voaozona izy. Galatiana 1:8
ml
8. Vaika ( 08/04/2006 11:44)
Mahay mitanisa Baiboly kosa aloha i toi e !
Fa toa ny eo ihany no miverimberina fa ovay kely indray ny disque e !
9. Fiffi ( 08/04/2006 12:52)
za oa tsy mila argument fa ny malemy finoana no mila an'izany.
raha tsy mila argument ianao ry xxx ka naninona no namoaka an'ity dinika ity ? ary iza hono zany malemy finoana zany ?
10. Vaika ( 08/04/2006 13:02)
Fiffi : :-*:-*:-*
Et bravo !!!
11. Fiffi ( 08/04/2006 13:12)
Vaika: :) :-* ka tsy hitako ben'hiany anie eh! alefa ny dinika , eo daholo mamaly ny heviny ny rehetra fa ny an'i xxx izay namoaka ny dinika dia milaza tsotra izao hoe "za oa tsy mila argument" faut savoir ce qu'on veut dans la vie " :wink:
12. Vaika ( 08/04/2006 13:16)
Fiffi : ka tany aminy mihintsy angamba no nagozohozo koh !
13. Fiffi ( 08/04/2006 13:21)
asa tokoa eh ? :-D
14. marengarenga ( 09/04/2006 12:27)
hafa koa zanyeee
15. Fiffi ( 09/04/2006 12:38)
hafa marina :wink:
16. dadabe ( 09/04/2006 13:12)
:°):°):°)
17. marozevo ( 10/04/2006 21:35)
Rehefa tsy mila argument i xxx dia avelao hidaboka any ity loha hevitra ity, satria toy ny ... ka ny tompony aza tsy tia.
18. diamondra27 ( 10/04/2006 22:46)
marozevoa: tsiky kely fotsiny moa e :D
19. Fiffi ( 11/04/2006 04:42)
DM: :)
20. marozevo ( 11/04/2006 10:45)
Merci diamondra de m'avoir redonné le calme devant cette étourderie de quelqu'un.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5655