mandrebireby ra-jodasy

41. Fiffi ( 21/04/2006 09:41)
zah indray aloha dia mba mamaly ny rehetra an! satria hitako fa mba afaka nanampy ny namana eto zah ! betsaka hiany ireny zavatra mba tadiavin'ny namana ireny nefa tsy mahita ry zareo , dia mba manampy aho @ fitadiavana , zany hoe : mamaly ny rehetra aloha aho , di hamaranako n fivavahana sy ny finoana mba tsy hifangaro ka hilako fotoana betsaka tokoa @ famaliana ny eto :)
42. marozevo ( 21/04/2006 20:47)
Izany koa no mba faniriako, fa ny olombelona manam-petra kooo
43. Fiffi ( 26/04/2006 05:31)
marozevo: soahiany fa manam-petra ny olombelona.
44. marozevo ( 27/04/2006 21:02)
Ka ny fetrako (mes limites) dia ny tsy fananana fotoana afa-tsy kely ihany ho an'ny loha hevitra hafa ivelan'ny fivavahana sy finoana.
45. Fiffi ( 28/04/2006 06:17)
zah zany mba te halala na te hafantatra hoe ahoana ny fijerin'ny nandefa ny dinika izay namalian'ny namana azy teto.
46. marozevo ( 28/04/2006 14:33)
Adino ny miresaka ilay loha hevitra ry tony eh !!!..
47. Fiffi ( 29/04/2006 06:47)
marozevo: ka hoy ny mapandefa ny dinika hoe tsy mila argument hono de isika sy ianao irery no nanohy ny dinika de normal raha nivadika kosa le izy eh! hihihi
48. marozevo ( 30/04/2006 08:43)
Ka ahoana izany ! Aleo ary hivalona koa aloha ity mandram-piverin'ilay nanokatra azy eeh... Sa hotohintsika sy ianao ihany.
49. Fiffi ( 30/04/2006 16:28)
marozevo: aleo angamba hajanona kely fa ho hita eo hiany raha mba mandalo eto ny mpandefa ny dinika na ny namana hafa .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0893