RAMEAUX
1. Fiffi
(
08/04/2006 08:36)
Dimanche des Rameaux
et de la Passion du Seigneur
"Ce jour, l'Église entre dans le mystère de son Seigneur crucifié, mis au tombeau et ressuscité, qui par son entrée à Jérusalem a donné le présage de sa gloire"
Zah ry zareo dia isan-taona dia tsy mety mihintsy fa tsy maintsy mitomany foana mahita ireto ankizy manao ny "la passion du Christ" ao am-piangonana . maha-ontsa ny fo tanteraka io. Raha mijery ny vao2 koa aho dia maro ny olona mihaina @ io fijalian'ny Tompo io , ohatra any Roma zao , maro no mampijaly tena @ fikapohana ny vatana hatramin'ny latsa-drà mihintsy. Asa raha mba misy mahavita an'izany @ tsika ? mba lazao raha mba nisy nanao an'ireny. Misaotra.

novalian'i prime ny 31/05/2006 09:58
2. xxx
(
08/04/2006 19:21)
Izaho aloha tsy nanao fikapham-batana fa io miankina @ tsi-1-1 fa ny zava-dehibe koa dia ny mibebaka e. Rehefa ontsa sy mitomany toy izany dia tokony arahina fiezahana mba hanao fiaina-baovao e. Fa ny fampijalian-tena aloha mety hanampy amin'ny fiombonana amin'ny fijalian'i Kristy fa mila indrindra koa ny fibebahana e.
5. Fiffi
(
09/04/2006 03:41)
Rehefa ontsa sy mitomany toy izany dia tokony arahina fiezahana mba hanao fiaina-baovao eO ! ry xxx tsy sahy miseho masoandro aahh !! fa inona no idiran'ny fihezahana mba hanao fiainam-baovao @ zany ? i xxx zany tsy mba malahelo na kely aza mahita ny fampijaliana ny Tompo teo @ hazo fijaliana ? tsy mba maha-ontsa an'i xxx fa novonohina ny Tompo ho antsika ? Tena tsy hitako izay idiran'ny fanaovana fiainam-baovao @ io , mba fara-faharatsiny raha mba miteny i xxx hoa hampio fivavahana hanampy anao mba tsy hitomanizana sy tsy maha-ontsa fa dia hoe hanaovana fiainam-baovao!!!
6. dadabe
(
09/04/2006 03:48)
Fiffi > anotanio i mifenty fa hainy tsara le hira hoe "E rankizy , e rankizy
midera ny Tomponao...":D
midera ny Tomponao...":D
7. Fiffi
(
09/04/2006 03:55)
nga i dadabe tsy mahay an'io ? Mba tsarovinao fa Izy no mba fiharovanao. He , Hosana ! ny anarany hajao.
He! navelany ny lasa , Mba hakany nofonao.Ka ny voninahitra aza , foiny hamonjena anao.He! Hosana ! no hatao ny hiranao.:)
aiko tsara io hira io ka! :)
He! navelany ny lasa , Mba hakany nofonao.Ka ny voninahitra aza , foiny hamonjena anao.He! Hosana ! no hatao ny hiranao.:)
aiko tsara io hira io ka! :)
8. dadabe
(
09/04/2006 03:58)
fa Fiffi ve ahoana e:wink:
mbola misy ihany koa le hoe
" ny dera sy ny laza..ho anao mpanjaka oo, izay nohirain'ny zaza , mba hiderana anao ...":wink:
(tohizo hoe raha hainao ?) @ procession manko izy io
mbola misy ihany koa le hoe
" ny dera sy ny laza..ho anao mpanjaka oo, izay nohirain'ny zaza , mba hiderana anao ...":wink:
(tohizo hoe raha hainao ?) @ procession manko izy io
9. Fiffi
(
09/04/2006 04:02)
Mpanjakan'Israely , Hianao , ry Jesoa ô , anaran'ny Isaorana no nihavianao.....
10. dadabe
(
09/04/2006 04:11)
=D=D=D=D
raha tsy diso aho dia ilay fihirana 222 matetika ihany koa atao rehefa prosesiona:wink: haindry koa ve ?
raha tsy diso aho dia ilay fihirana 222 matetika ihany koa atao rehefa prosesiona:wink: haindry koa ve ?
12. Mifenty
(
09/04/2006 07:53)
kay le
Avia ry zazakely
rankizy mba avia
mahaiza re midera
ny tompo be fitia
"aoka tsika androso amim-piadaaaaanaaaanaaaaaaaaaaaa"
Fiffi kou nga besôpy le
14. xxx
(
09/04/2006 11:09)
Tsy vitan'ny sentom-po fotsiny ny fiainana ry Fiffi an. Ahoana moa aho no tsy halahelo an'i Jesoa maty ho an'ny olombelona ??? Fa ny fanamaivanana ho an'i Jesoa ankehitriny dia ny fiovana ho tsara ataon'ny tsirairay e.
Ilay hoe tsy sahy miseho masoandro..!!! Aoka hajaina amin'ny liberté-ny ny olona e.Afaka maneho pseudo aho, afaka koa tsy mampiseho.
Ilay hoe tsy sahy miseho masoandro..!!! Aoka hajaina amin'ny liberté-ny ny olona e.Afaka maneho pseudo aho, afaka koa tsy mampiseho.
15. Fiffi
(
09/04/2006 12:44)
xxx : afaka tsara mihintsy ka! ary manaja marina tokoa moa izany fa mba jerena sy dinihina tsara kosa izay zavatra lazaina.Tsy vitan'ny sentom-po fotsiny ny fiainana ry Fiffi an.fa angaha moa zah nilaza hoe sentom-po fotsiny ny fianako ? Ny maha tonga ahy misento na latsa-dranomaso dia rehefa tonga ny andro ohatraan'ny androany "rameaux" izay nampijaliana ny Tompo teo @ hazo fijaliana , rariny kosa angamba raha misento na latsa-dranomaso @ io aho an!
19. xxx
(
09/04/2006 14:17)
Tsy dia hoe anie mifanipaka ny hevitra fa tsy nifankahazo fotsiny e. Ny tiako lazaina dia ilay hoe ankoatry fahontsan'ny fo dia zava-dehibe koa ilay fibebahan'ny olona e (ny olona an-kapobeny io). OK, tsy hiteny intsony aho. Hiaina ny herinandro masina indray izao.De Joyeuse Paques
20. Fiffi
(
09/04/2006 15:24)
Tsy dia hoe anie mifanipaka ny hevitra fa tsy nifankahazo fotsiny e.marina izany , ary soahiany fa afaka mifanazava , tsy misy olona tsy manao fahadisoana eto an-tany fa rehefa mifanazava dia tsy hisy ny olana.
OK, tsy hiteny intsony aho.fa nahoana no tsy hiteny intsony ? aza raisina tahak'izany fa fanadihadian-kevitra ny eto sa ahoana ?
Hiaina ny herinandro masina indray izao.De Joyeuse Paquesmarina ny anao ka enganie ka ahitantsika tsirairay avy soa sy fanambinana hatrany ary hampitombo hatrany ny finoantsika koa, ka ny Tompo anie Homba sy Hitahy antsika lalandava. Dia Joyeuses Paques koa ianao sy isika rehetra ary misaotra anao ko!:):-*