RAMEAUX

61. marozevo ( 22/04/2006 22:22)
dadabe:

de ahoana kalou izany le volana sy andro hafa e, ohatra hoe :volana jona-jolay oktobra???

dia marina ve ny misy fiangonana mankalaza ny fetin'ny halloween ( 1er novambra )fa atao @ fomba hafa ??


mifenty > aiza tokoa izao rain-deka e??efa teraka hono i lery:-D

"..aoka isika handroso @ fiadananaaaaaaaa...."



Koa io efa lazaina io koa inona indray ? raha vitantsika, dia isan'andro isika no antsoin'Andriamanitra hibebaka.

Halloween ??? !!! Taiza no nahenoan'i dadabe an'izany? Any amin'izay nahenoanao azy ianao no tokony hametraka ny fanontaniana. Misy ange ry dadabe ny olona dia manararaotra eh... Ary matetika dia io no araraotin'ny sasany.

62. Mifenty ( 23/04/2006 10:02)
"..am anaran kristy ameeeeeeeennn"

ataovy sizé refa akaiky 1er novembre nenlah fa aza manao sizé volamena eo (or sizé hihihi)
63. dadabe ( 24/04/2006 04:47)
hay tokoa moa mbola rameau isika :roll::roll:

alahady -1 manaraka ny andro paska :D

marozevo > misy mihitsy ny antokom-pivavahana mankalaza io andron'ny hallowen io , izany hoe mankalaza sy mivavaka ny 1 er novambra , de andraso aza fa mbola omeko demonstration bestsaka ianao rehefa @ 1 er novembre
64. Mifenty ( 24/04/2006 07:10)
mba meo zany antokom-pivavahana zany fa otrany mety amiko lesy le.

De ra misy anle oe

"..andeha isika hivoky fitia mandra parainan'ny andro reny kou" araka ny okin'ny ohabolana d vao maika mety amiko le antokom-pivavahana.

mba meo adresy kle
65. marozevo ( 24/04/2006 23:40)
Sady ny adiresin'olona avy any Chine any zao mety ho tsara... ny olona avy any Chine manko eh... Mba omeo adiresy i Mifenty ry dadabe ah... dia mba omeokoa aho. Fa za anefa tsy mahay teny Shinoa.
Eny ary fa dia miandry an'i dadabe hanome site eh. Nefa nahoana moa no hiandry premier novembre vao hanome an'izany.
Ary inona aloha ilay hoe Hallowen eh ?
66. Mifenty ( 25/04/2006 07:05)
miandry zay ry dadabe ah


sady efa roa be zao v lesy ny mambra vaovao le.

Mahazo bonus né elah eh.
67. marozevo ( 25/04/2006 18:43)
Haingana ry dadabe ah. Efa maika hanoratra aho marina. Manoratra fotsiny fa tsy miteny.
Dia atomboka amin'ny hoe : "Ho anao irery ry Sinoa havako". Dia aza avela ho vakiany mafy.
68. Fiffi ( 26/04/2006 05:34)
misy mihitsy ny antokom-pivavahana mankalaza io andron'ny hallowen io , izany hoe mankalaza sy mivavaka ny 1 er novambra , de andraso aza fa mbola omeko demonstration bestsaka ianao rehefa @ 1 er novembre
dadabe: tonga dia alefaso aloha dien'izao zany fa nahoana no handrasana @ 1er Novambra ? tena liana de liana tokoa aho hahita an'io.
69. Mifenty ( 26/04/2006 08:51)


sasa miandry anlah lety ry bedadany futurs disciples a
70. Fiffi ( 26/04/2006 09:06)
de mba jereo hatramin'ny farany fa somary lava hiany.
http://cnah.ifrance.com/pages/pdvc_pp.htm
71. dadabe ( 26/04/2006 14:50)
ka efa hoe lava be ve de....:roll:
72. Mifenty ( 27/04/2006 08:11)
lava mitsy
73. Fiffi ( 27/04/2006 08:27)
dadabe: de nahoana no natao tato ? miandry anao koa anie izahay fa aza hampendrasana amin'ny 1er Novambra zany an!
74. marozevo ( 27/04/2006 21:05)
Tsy voavakiko ilay asain'i Fiffi jerena, fa enregistreko dia any ambony aho mamaky azy milamina. ka amin'ny manaraka manome hevitra. Misaotra amin'ilay site ...
75. Fiffi ( 28/04/2006 06:18)
ny ahy ny andrasako dia izay lazain'i dadabe fa tsy handriko aloha le hoe amin'ny 1er Novambra an!
76. Mifenty ( 28/04/2006 08:31)



maninn ra fintinina le iz fa lava loatra e
77. dadabe ( 28/04/2006 13:48)
zay marina kle , fintino aloha ataovy andalana 5 , fa omeko naoty ndry
78. marozevo ( 28/04/2006 14:37)
Omeo ny hevitr'ingahy ry dadabe ah !
Asa any aminareo raha fiteny ny hoe "ingahy", fa any aminay io no teny atao rehefa mba tsy atao "ialahy" ilay olona.
Ny hevitra momba ilay hallowen izany no andrasan'ny mpianatra. Tsarovy fa ny adidin'ny mpianatra dia mahazo izay lazain'ny prof, fa tsy voatery hitovy hevitra amin'ny prof ny mpianatra akory.
79. Fiffi ( 29/04/2006 06:49)
aiza ry dadabe sy Mifenty ahhh!
80. Mifenty ( 29/04/2006 07:14)


>marozevo

mapmé kou le oe ialahy sy ingahy kou

nen'ny sasany aza itena ny firesaka nen'ny sasany iho kou. Ny zava dehibe de fantatr'ilay tenenina oe izy ilay resahina


fa misy inn ry fiffi

aiza le fintina am andalana 6 ra kely indrindra ary 10 ra be indrindra e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0961