RAMEAUX
81. Fiffi
(
29/04/2006 07:46)
fa misy inn ry fiffifa fintina inona aloha izany eh ? fa tena tsy arako mihintsy fa ianao sy dadabe no miresaka hoe "zay marina kle , fintino aloha ataovy andalana 5 , fa omeko naoty ndry fa inona ilay fintinina aloha ? tsy arako mihintsy ny resakareo.
aiza le fintina am andalana 6 ra kely indrindra ary 10 ra be indrindra e?
82. marozevo
(
30/04/2006 08:49)
Ilay site natolotrao ho "jerena eto" no asain zalahy fintinina, hono. Ohatran'ny hoe mila voa-tsy-hary izany kosa ry zalahy raha izany. Hatramin'izay tsy nisy namintina site, na dia lava be ohatran'ilay naotolotr'i dadabe tamin'ilay resaka 666 aza, koa nahoana kosa i Fiffi no asainareo mamintina ?
84. Fiffi
(
30/04/2006 19:12)
ka le resaka anie nivadika koa eh! izay no nahatonga ahy tsy aharaka satria hoy i dadabe hoe "marozevo > misy mihitsy ny antokom-pivavahana mankalaza io andron'ny hallowen io , izany hoe mankalaza sy mivavaka ny 1 er novambra , de andraso aza fa mbola omeko demonstration bestsaka ianao rehefa @ 1 er novembre " de nanjarynivadika hoe "maninona raha fintinina " ? de zah mamaly hoe "tsy hiandry zany 1er Novambra zany fa alefaso dien'izao" de lasa tsy arako intsony....
87. marozevo
(
01/05/2006 22:32)
Anisan'ny fitaovam-piadian'ny "athéisme" vaovao io hallowen io raha tsy fantatr'Ingahy ry dadabe. Tsy Ingahy akory no lazaiko amin'izany fa ilay concepteurn'ny site.
92. marozevo
(
03/05/2006 23:18)
Sao dia mba azon'i Fiffi ny tian'i mifenty ho lazaina eo eh !!... Lery manko tsy niverina hamaly
95. marozevo
(
04/05/2006 14:55)
Ka mba soraty tsara moa ry mifenty fa izahay izao dia nihevitra fa "ringa" fanaovana boxe no nolazain'ingahy !
96. Mifenty
(
05/05/2006 10:10)
hahaha
za kou aza nataon 'ol an'io d ozy teniko oe kaika zao ny fanoratra anle iz d naveriko taminareo kou
97. marozevo
(
05/05/2006 23:25)
raha mpampianatra aho, ry mifenty, nomeko 0,5/20 ingahy satria nandany fotoana nanoratra, nefa ny soratra tsy azon'ny prof akory. Fa za tsy mpampianatra dia io 0,5 io no esoriko amin'ny 20, ka manjary 19,5 sur 20 ny naotin-dRangahy.
99. marozevo
(
08/05/2006 15:08)
Ary zaho mba manao "rangahy" an'ialahy, dia ataon'ialahy "le" ndray anh !
Ankizy ankehitriny mpanangana ny ho avy.
Ankizy ankehitriny mpanangana ny ho avy.
