RAMEAUX
101. marozevo
(
10/05/2006 19:16)
Ny taona 2000 aza tsy vitantsika ankizy "omaly" koo... nefa izany firaondraon'ny hira fahizany eh...
fa inona moa leitsy ry mifenty zao no idiran'izany resak'isika roalahy izany amin'ilay loha hevitra ?
fa inona moa leitsy ry mifenty zao no idiran'izany resak'isika roalahy izany amin'ilay loha hevitra ?
105. marozevo
(
14/05/2006 21:41)
fantatro fa mifanpitohy sy misy idirany le izy ry Ngah Mifenty fa inona le ifampitohizany sy ifandraisany eh !
109. marozevo
(
21/05/2006 09:00)
Raha voan'ny sery (serié) ary ngah, dia mba azavao kely io hoe "ankona marina ny Fiangonana" io.
