RAMEAUX

21. vale ( 09/04/2006 15:26)
Fiffi: misy koa aza olona misy ra mivoaka eo @ tanany ny tongony dia tandrifin'ny fony, rehefa tonga ny andron'ny paska! tena marina io fa hitako t@ télé! mahagaga an!!!!dia mba lasa ny eritreritro ny @ireny olona mbola tsy mino fa zanak'Atra i Jesoa (toa ireo zay manantena an'i mahomet ohatra!:roll:)
22. Fiffi ( 09/04/2006 16:13)
vale: indrisy akia fa tena mbola misy tokoa ireny an! tsy hita eh!
23. cutie ( 09/04/2006 17:35)
fiffi nahatsiaro an-jy za androany fa mba niditra m-pengonana kay sampakazo androany:P
24. Herimiafina ( 09/04/2006 18:34)
Ahan :@:@
Mba niditsa ampengonana. Allelouia fa avotsa ny fanahin'ny bavikeliko! Ahan :@:@
25. majakely ( 09/04/2006 19:28)
za de tsy mba nandehh ,,,narahako tam tele fotsinn le fivavahana avy any roma ,,,:oops:
26. Mifenty ( 09/04/2006 20:03)


"... aoka tsika androso am fiadaaaaaaaaanaaaaaaaaanaaaaaaaaaannn"


io ry bedada a. hihihihi
27. Fiffi ( 10/04/2006 04:12)
cutie: ndryyyyy :-*:-*:-*
majakely: ndryyy :-*:-*:-*
28. marozevo ( 10/04/2006 21:42)
Araka ny fomba nifandovàna ao amin'ny Fiangonana,hono, dia ireo sampan-kazo (Sampan'oliva no d'0rigine fa tsy sampan-drofia) amin'ity taona ity no tehirizina tsara dia dorana rehefa tonga ny Alarobian'ny lavenona amin'ny taona ho avy, dia lasa lavenona ahosotra amin'ny mpino amin'izay fotoana izay.
Ahoana re no mety hahatonga izany eh? Inona no mety hifandraisan'ny Sampankazo sy ny lavenona manaraka? Mosokatra ny fifanakalozana.
29. Fiffi ( 11/04/2006 04:50)
amin'ity taona ity no tehirizina tsara dia dorana rehefa tonga ny Alarobian'ny lavenona amin'ny taona ho avy, dia lasa lavenona ahosotra amin'ny mpino amin'izay fotoana izay.
ny ahy aloha ry marozevo dia tsy hoe @ ity taona ity hiany no fanaovako azy tahak'izao , ny fandorana azy sy ny fanosorana lavenona fa hatramin'izay mihintsy. Rehefa tonga ny Alarobia lavenona dia hentiko io lavenona io satria misy fotoam-pivavahana ny hariva izay handraisan'ny mpivavaka lavenona dia ny ahy hentiko.
Ahoana re no mety hahatonga izany eh? Inona no mety hifandraisan'ny Sampankazo sy ny lavenona manaraka?
io aloha dia samy manana ny fombany . Ny mety hifandraisan'ny Sampakazo sy ny lavenona manaraka , aleo aloha hiheritreritra tsara aho alohan'ny hamaliako anao izay mba fantatro.
30. marozevo ( 11/04/2006 10:48)
Ary tena tsy azon'i Fiffi ilay lazaiko raha izany. Tsy hoe amin'ity taona ity ihany anie eh... fa efa hatrizay, izany hoe ny sampankazo notsofina rano tamin'ny taona iray no manjary lavenona amin'ny taona manaraka an'iny. Efa fomba hatrizay io, ary izaho koa efa mampiasa izany, fa ny fanontaniako dia ny hoe, inona no mety ho nahatonga io fomba io.
31. Fiffi ( 11/04/2006 13:42)
marozevo: miala tsiny ary! @ manaraka dia tsy hamaly manarak'hefa fotsiny aho satria voarebirebin'ny teo aloha , tsy eto an! fa atsy ambadika dia nahazo fakam-panahy ratsy tsy handinika tsara ny voalaza alohan'ny hamaliana. :oops:
32. marozevo ( 11/04/2006 18:13)
Ny an'i Fiffi kosa izao zavatra madinika kely rehetra izao ve dia hoe fakam-panahy daholo. Fahadisoana kely amin'ny maha olombelona fotsiny iny.
33. Fiffi ( 12/04/2006 04:37)
marozevo: hihihihhi mba hasiana fihomezana kely kosa anie indraindray eh! sa ahoana hoy ianao ? :)
34. Mifenty ( 12/04/2006 11:33)


le resaka lavenona ve le tena fan tanina ry marozevo le. hihi

sa le oe maninn ra tsy atao sampan kazo le iz fa sarbô oatra no dorana d le laveennn am niny no raisina sa oe inn tsara?
35. Fiffi ( 12/04/2006 12:06)
Mifenty ko tsy namaky tsara an! :):wink:
36. Mifenty ( 13/04/2006 08:03)
fa santa inn i fiffi e.
37. Fiffi ( 13/04/2006 08:54)
Mifenty: inona moa ity "santa" ?
38. Falzar ( 13/04/2006 10:28)
Mitovy akia isika ry Fiffi a!, ia isak'zay mijery (na mihaino fotsiny ary)'le "PASSION DE CHRIST" iny de tena ontsa ery ny foko, in-1-1 aho hotrany menatra an'Atra 'zany noho ny fahotana vitako T@, mila hanongo tena mihintsy e!
Tena marina ny an'i XXX fa ny mibebaka no tokony hatao rehefa hotran'zay de ny miezaka mandrakariva miala @ ratsy fanao taloha sy manao ny tsara BB kokoa hatrany.
39. Fiffi ( 13/04/2006 13:59)
Falzar: fa rahampitso akia no tena andro henjana koa an! satria hanao ny "la passion" ny alina ka rehefa vita io dia rehefa milaza ny pretra hoe "andeha isika , tsy hisy hanao veloma , tsy manao kotaba fa @ fahanginana fa misaona ny fiangonana" tena.......:(
40. Mifenty ( 14/04/2006 08:44)
santa mira saint na olomasina e


le androany manomboka am rombefolo iny no tena gaigy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0746