Aôna ny hevitrareo ny @firaisana alohan'nymariage,Fahotana?

1. gountera ( 18/07/2006 11:57)
Tô mapsalasala iany mants le iz ts mis tenin'Andiamantr direct mants oe ny firaisan aloh ny vady dia mijangajanga fa ny mis de oe mijangajanga ny mapirafy ny efa vadiny no défini ao!de nefa ve rah ohatr oe olotinao ef sur fa ho vadik de manot ve rah manao firaisan alohan'mariage any am-piangonana?Haja
novalian'i zo6 ny 18/08/2016 09:49
2. prime ( 18/07/2006 12:33)
gountera:
Tô mapsalasala iany mants le iz ts mis tenin'Andiamantr direct mants oe ny firaisan aloh ny vady dia mijangajanga
tena misy mihitsy ao @ eksodosy miteny ny mahaota ny firaisana alohan'ny fanambadiana, ary raha sendra nisy tsinahy izany na an-tery na an-tsitrapo no nahatonga azy dia didin'Andriamanitra ilay tovolahy hampiakatra an-dravehivay... Izany no olana teo @ josefa sy maria raha tsy fantatrao satria samy nitandrina ny tenin'Andriamanitra izy ireo nefa i maria bevohoka mialohan'ny fanambadiana...
Ny hoe sur fa efa ho vadinao dia aza mitompo teny fantatra fa maro no efa eo am-panamasinana, @ ora farany no nihemotra ny andaniny na ny ankilany...:°)
3. johan ( 18/07/2006 13:14)
lety eh! tsy fahotana ranga zany ah! zay zany nanota?? :lol:
raha tsy ho alain'la vady le sipa de mety fahotana fa raha ohatra ka izy ihany no ho vadin'la dia ataoko hoe mba nakanaka avance kely zany eh! za klo naka avance eh! lol lol
4. prime ( 18/07/2006 13:24)
Azo lavina foana ny ota... fa ny tenin'Andriamanitra tsy midivitra ny amin'io... Azo lavina koa fa tsy ota ny mandaingalainga kely fa mety hahasoa, azo lavina koa fa tsy ota ny fivazavazana @ ray aman-dreny satria hoe mety diso ny heviny (ohatra ireo)... Fa izay lazain'ny soratra masina ihany no mitombina... Ota ny firaisana alohan'ny fanambadiana... Fa Andriamanitra tsy nijanona teo dia nanozona fa mbola namindra fo ka mandidy izay manao izany hampiakatra ilay tovovavy...
Ny hoe sur fa efa ho vadinao dia aza mitompo teny fantatra fa maro no efa eo am-panamasinana, eo amin'ny alitara @ ora farany no nihemotra ny andaniny na ny ankilany...
5. booboo ( 18/07/2006 13:34)
na tsisy fitiavana akory ara ve dia tsy maintsy vadiana fa hoe ni-crac crac tamin'ilay vehivavy ? henjana koa zao Andriamanitra zao !
6. Herimiafina ( 18/07/2006 13:38)
F'angaha ry booboo misy mi-crac crac tsy misy fitiavana? :wink:
7. booboo ( 18/07/2006 14:39)
Herimiafina > raha sendra nisafidy ny hisaraka izy roa dônky tsisy fitiavana tsony dia tsisy fika fa tsy maintsy mivady satria hoe efa ni-crac crac ? zay ilay tiako tenenina @ hoe tsisy fitiavana tsony fa nisy hevitra hadinoko dia nanova be ilay tiako tenenina teo ambony :oops:
8. Herimiafina ( 18/07/2006 14:41)
Fa maninona no ni-crac crac nefa izany hisaraka? crac-crac ihany angaha ny azo atao hoe fitiavana sy fiarahana?
9. booboo ( 18/07/2006 14:53)
Anontanio an'ireny mpisipa efa nisaraka reny ny antony nisarahan-dreo fa hahazo valiny vrakiny booooobaka beee isa-karazany ianao.


10. Herimiafina ( 18/07/2006 14:57)
Mora anie ny misaraka e, azo hamoroanna karazana antony tsy toko tsy forohina mihintsy. Saingy sarotra ny hiaiky hoe tsy hanao crac crac raha tsy vita mariazy. hehehehe:-D
11. booboo ( 18/07/2006 15:00)
dia io noteneninao farany io no sujet kouh ! non ?
12. xxx ( 18/07/2006 15:00)
slt ,tsy haiko na mivoaka ny sujet na manampy azy fa angamba mba manontany aho inona no atao hoe mariage ilay any mairie ve sa ilay any ampiangonana?
fa misy zokiko manambady efa vita tany à mairie fa tsy mbola église de tsy mety faire l' amour vadinazy fa miandry mariage à l' église hono nefa efa 6 ans zareo nisoratra izany ve hoy nareo tsy ampirisihina hiaraka olona hafa razoky sa mba ahoana hoy nareo ???
13. Herimiafina ( 18/07/2006 15:48)
Ny atao hoe vady na misoratra na tsy misoratra dia rehefa voafatotra ary misy contrat verbal na ecrit mampanantena fiarahana miaina sy fiarahana ho antitra.
Juste formalité sisa ireny any amin'ny Mairie ireny sy ireny any amin,ny Eglizy ireny, satria tsy mahatoky ilay fihanihanana verbal ny fiaraha-monina noho ny fitobahan'ny mpisoloky ankehitriny.
Tsy ny vola ihany mantsy no misy mpisoloky fa ny fitiavana ihany koa.
ka tokony mba manaiky ny hanao lamoro ramatoa noho izany saod ai dilan'ny ela sy ny ela ka tsy vonona ny hitondra azy any amin'ny Eglizy tsony rangahy fa nisy namatotra tany ankafa. :wink:
14. xxx ( 19/07/2006 07:25)
johan:
lety eh! tsy fahotana ranga zany ah! zay zany nanota??
raha tsy ho alain'la vady le sipa de mety fahotana fa raha ohatra ka izy ihany no ho vadin'la dia ataoko hoe mba nakanaka avance kely zany eh! za klo naka avance eh! lol lol




alazako am johanna an!!!!


:-D:-D:-D:-D
15. Mifenty ( 19/07/2006 07:27)
xxx:
slt ,tsy haiko na mivoaka ny sujet na manampy azy fa angamba mba manontany aho inona no atao hoe mariage ilay any mairie ve sa ilay any ampiangonana?
fa misy zokiko manambady efa vita tany à mairie fa tsy mbola église de tsy mety faire l' amour vadinazy fa miandry mariage à l' église hono nefa efa 6 ans zareo nisoratra izany ve hoy nareo tsy ampirisihina hiaraka olona hafa razoky sa mba ahoana hoy nareo ???


ra gasy klou d vita vodiondry ny atao oe mpivady e, donc diso be vadinazy ra tsy mety mifandray tendro am zany

(aza mitari bady tsy lasam bodiondry ony, zany oe refa lasa ny vodiondry de efa vadinazy zay)
16. cutie ( 19/07/2006 11:04)
Mpandefa : gountera [ Valio ] 18-07-2006 16:57:31
Lohateny : Aôna ny hevitrareo ny @firaisana alohan'nymariage,Fahotana?
Tô mapsalasala iany mants le iz ts mis tenin'Andiamantr direct mants oe ny firaisan aloh ny vady dia mijangajanga fa ny mis de oe mijangajanga ny mapirafy ny efa vadiny no défini ao!de nefa ve rah ohatr oe olotinao ef sur fa ho vadik de manot ve rah manao firaisan alohan'mariage any am-piangonana?Haja

tsy fahotana:lol:
17. johan ( 20/07/2006 03:56)
xxx : iza io kay azafady?
ka i johanna nge zany sipa zany eh! hihihi
18. Herimiafina ( 20/07/2006 14:23)
cutie:

Mpandefa : gountera [ Valio ] 18-07-2006 16:57:31
Lohateny : Aôna ny hevitrareo ny @firaisana alohan'nymariage,Fahotana?
Tô mapsalasala iany mants le iz ts mis tenin'Andiamantr direct mants oe ny firaisan aloh ny vady dia mijangajanga fa ny mis de oe mijangajanga ny mapirafy ny efa vadiny no défini ao!de nefa ve rah ohatr oe olotinao ef sur fa ho vadik de manot ve rah manao firaisan alohan'mariage any am-piangonana?Haja

tsy fahotana:lol:


=))=))=))=))
19. cutie ( 20/07/2006 15:16)
tsy hitako ze mahatapatsinay @ io :-D:-D:-D:-D
20. prime ( 21/07/2006 09:21)
Mitovy hevitra @ Herimiafina tanteraka ny tenanay...
Ny tiako marihina fotsiny dia raha miresaka fahotàna izany isika dia aoka ny tenin'ny soratra masina ihany no handrefesana azy fa raha tsy izay dia mazava be fa tsy fahotàna daholo tokoa ny voalaza ireo ambony ireo... :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1044