le mariazy fanambadiana resahina eto ve dia le any ampiangonana sa le vodiondry fotsiny? ra ny ankamaroan'ny mpivady malagasy mantsy indrindra ireo Ray amandreny mpivady taloha d tsy mba natao mariazy, zan oe tsy mbola antsoina oe mpivady zan izy ireo râ ara baiboly??? mbola mijangajanga zan ry bébé sy dadabe niteraka ireo taranany?
Ny hevitro alou d fahotana lehibe ny fanaovana firaisana alohan'ny fanambadiana. ref mijery baiboly sika ao @ Deotoronomie 22:12-22 azo vakina hatramin'ny farany dia mazava fa tsy eken'Atra ny fanaovana firaisana alohan'ny fanambadiana. Notorahi-bato zay tratra t@ izany. Zao alou ny kristiana tsy toraha-bato intsony kanefa kosa mazava ny tenin'ny soratra masina fa tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra ny olona manao fahotana lehibe 1 KOritiana 6:9-10.
jereo ny Deo 22:28-29 fa tsy nanameloka ho faty A/tra fa nodidiany mba hivady ary tsy isaraka,