Aôna ny hevitrareo ny @firaisana alohan'nymariage,Fahotana?
22. daran
(
21/07/2006 14:02)
Ny hevitro alou d fahotana lehibe ny fanaovana firaisana alohan'ny fanambadiana. ref mijery baiboly sika ao @ Deotoronomie 22:12-22 azo vakina hatramin'ny farany dia mazava fa tsy eken'Atra ny fanaovana firaisana alohan'ny fanambadiana. Notorahi-bato zay tratra t@ izany. Zao alou ny kristiana tsy toraha-bato intsony kanefa kosa mazava ny tenin'ny soratra masina fa tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra ny olona manao fahotana lehibe 1 KOritiana 6:9-10.
23. xxx
(
21/07/2006 14:25)
hoy xxx
ianao io koa alazako @ cecile :roll: , ianao aza efa papan'i sarika de mbola misary gaigy eto @ net eto8O
Mpandefa : xxx [ Valio ] 21-07-2006 18:42:29
Lohateny : Re : Aôna ny hevitrareo ny @firaisana alohan'nymariage,Fahotana?
Johan>> johanna iany oa ty
manota mitsy enao ty a
alazako am lianah
ianao io koa alazako @ cecile :roll: , ianao aza efa papan'i sarika de mbola misary gaigy eto @ net eto8O
24. Mifenty
(
21/07/2006 15:03)
DARA:
tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra ny olona manao fahotana lehibe
d aona ndray le oe
izay rehetra nandray Azy dia no meny hery ho tonga zanak'Andriamanitra dia izay mino ny anarany?
25. daran
(
24/07/2006 06:34)
ka ra mino ne ianao d mankato zay voalaza ao e indrindra fa ny tsy fanaovana fahotana lehibe
26. elsami
(
24/07/2006 09:12)
Tsy sitrak'Atra tokoa ny firasana alohan'ny mariage satria tsy izay mihintsy no nokendren'Atra raha nanao ny olombelona izy fa fitaovana iray nentina hampitomboina ny taranaka izay natokana ho an'ny mpivady ihany.Ny hoe fahotana be tsy avelan'Andriamanitra kosa angamba tsy dia azo ekena loatra satria ny fahafatesana no tambin'ny ota kanefa dia efa noresen'iJesoa te @ hazo fijaliana io ka tsy misy izay hoe fahotana tsy avelan'Atra rah vonona ny hanatona azy ka mifona eo anatrahany.
27. Mifenty
(
24/07/2006 12:11)
taiza ho aiza tam baiboly i adama sy eva no natao mariazy le
sa ry zareo reo dondé nanao be tsisy otranzany ?
28. xxx
(
24/07/2006 19:22)
Fahotana gaigy be fa aza itarina tsony! satria ve mlay de lazaina fa tsy izy, satria mantsy nareo efa tany de matahotra ny ho bedy an!
34. prime
(
01/08/2006 08:36)
Raha ara-tsoratra masina (baiboly) dia fahotàna ny firaisana alohan'ny mariage... fa raha ara-piaraha-monina, na ara-kolon-tsaina, na ara-pivavahana hafa dia tsy fahotàna izany...
Efa fantatrareo moa fa @ tena fomba malagasy dia tsy faka vady ny virijiny fa ny olona efa niteraka ihany??? Ifandrombahana mihitsy fahiny ny vehivavy tanora manan-janaka nefa mbola tsy vita vodiondry... Ary izany no nahabetsaka ny atao hoe "zazasary" nanomboka hatr@ fahagolan-tany ka hatr@ fanjanahan-tany... Izany no anisan'ny fototra ijoroan'ny fombafomba isankarazany (tsimandrimandry, valabe, valakely... @ fitampo-fandroana-alahamadibe-fanompoam-be...) mba ananan'ny sasany anjara, indrindra ireo maty vady tany an'ady sy t@ fanompoana ny andriana...

35. soanja
(
01/08/2006 14:12)
Amiko mila fantarina tsara ny ho vady. Raha tsy afapo ianao eo ampifidianana azy dia aza miditra mihitsy fa manjary mijanganjanga fotsiny rehefa aty aoriana. Zavadehibe ny firaisana aranofon'ny mpivady ary mila mifameno tsara ny filana fa tsy mitongilana. Ny resaka mihitsy sex no tiako resahina.
Fahotana tokoa io amin'ny baiboly ny firaisana alohan'ny mariazy saingy raha toa ka io resahina saingy raha te hanana tokatrano maharitra sy feno fifaliana ary fitiavana ka aorinao amin'Andriamanitra ilay izy rehefa avy eo dia tsy hitako ny mahaolana an'io. Toy izay hiafy am-panambadiana fotsiny eo.
Andriamanitra dia mihaino ary mamaly vavaka.

36. prime
(
02/08/2006 08:52)
Ka mila zaraina tsara ny fandinihina ity lohahevitra ity... Raha ara-tsoratra masina no anontanian'i gountera dia fahotàna ny valiny... Rehefa tsy ara-tsoratra masina dia tsy olana mihitsy izany...
Fa amiko, izaho mpino dia fantatrao ny hevitro izany...:lol:
Fa amiko, izaho mpino dia fantatrao ny hevitro izany...:lol:
37. soanja
(
02/08/2006 09:18)
Marina tsy iadian-kevitra amin'ny maham-pino.
Ny ahy kosa dia hoe miankina hoe inona no fototra tsara hampaharitra ny fanambadiana. Dia eo ianao mitady balance. Satria tsy misy tsara ny hoe miaina ao anatin'ny tokatrano milamina ka afaka midera an'Andriamanitra.
Mahatsapa aho fa toy ny biby fampitahorana Andriamanitra raha ny famakiko azy ao ambony ao. Fantatr'Andriamanitra ny zavatra katsahinao satria Izy mahafantatra ny zanany. Andriamanitra koa dia mpamela heloka, rehefa fantany fa manantona azy ianao dia ho faly izy.

38. prime
(
02/08/2006 10:24)
Ny ahy aloha ry soanja dia tsotra a! na mitady "équilibre" araka ny lazainao aza ny olombelona mbola hafa ihany izany hoe sahaza omen'Andriamanitra izany... Fa ny hoe tsy fahotàna ohatra ny firaisana alohan'ny fanambadiana, maro ny "théorie" manohana an'izany...
39. xxx
(
02/08/2006 14:16)
johan:
lety eh! tsy fahotana ranga zany ah! zay zany nanota?? :lol:
raha tsy ho alain'la vady le sipa de mety fahotana fa raha ohatra ka izy ihany no ho vadin'la dia ataoko hoe mba nakanaka avance kely zany eh! za klo naka avance eh! lol lol
Fa izay ataon'i johan angaha dia tsy fahotana?
40. soanja
(
02/08/2006 14:16)
Fahotana ny miray alohan'ny fanambadiana, Prime. Manaiky anio ianao zaho koa manaiky an'io. Saingy Fahotana koa ny mijangajanga sy ny mangalabadin'olona sns misy ifandraisana amin'ny sex. Ireo anefa matetika dia fototry ny olon'ny tokatrano ankehitriny . Ny antony dia tena tsy nahafapo anao ny safidinao talohan'ny hanambadiana. Ary miverimberina io fahotana io rehefa tafiditra izay. Ka iza no hitanao fa matomboka indrindra tsaboina voalohany.
Amiko aloha ry Prime , manambady aho fa ny izany firaisana izany tena base-ny rehetra raha ny resaka ara-nofo e raha vao tsy ampy io dia mibolila daholo ny rehetra.
Amiko aloha ry Prime , manambady aho fa ny izany firaisana izany tena base-ny rehetra raha ny resaka ara-nofo e raha vao tsy ampy io dia mibolila daholo ny rehetra.