Fivavahana, finoana
diamondra27
(
12/01/2006 06:01)
Rehefa miresaka @ manodidina ahy aho dia betsaka ny olona tsy mahalala ny branches misy ao amin'ny Protestant. Ny tiako tenenina dia hoe: ny protestant dia mizara maromaro ka izay mba afaka manazava d...
tohiny
novalian'i marozevo ny 30/01/2006 00:37
diamondra27
(
11/01/2006 16:13)
1° inona no atao hoe: sectes?
2° Iza avy ireo fiangonana lazaina fa sectes?
3°De ahoana no ahafantarana azy sy ny methode-ny?
4° Ahoana no atao mba hisorohana tsy hirona @io ny membre n...
tohiny
novalian'i Achia ny 11/03/2006 05:20
zarbi
(
10/01/2006 07:14)
nisy viavy tsy mino an ANDRIAMANITRA na i BOUDHA na tou les otres Dieu ke vous connaisser
tao @nay ka lasa fanalana ny tsy finony
ny mahagaga anefa dia catolika ny papany
ary ny mamany maty
io fa...
tohiny
novalian'i marozevo ny 08/02/2006 00:41
dadabe
(
06/01/2006 11:57)
araka ny resaka nandeha tao ambadika tao dia indro hosokafako ilay resaka mikasika ny sabata :
fepetra:
1-lazao ary hoe inona no atao hoe sabata? omeo ny porofo?
2-taiza no nipoiran'ny teny hoe s...
tohiny
novalian'i ISMAH ny 31/01/2019 12:09
olona
(
05/01/2006 14:11)
Nisoratra anarana ato aho mba te hifanerasera amin'ireo zay shabbatiste mety ho membre ato!
Raha liana ianao dia manorata amin'ity adiresy ity
akory2005-namana@yahoo.fr . Misaotra anao!...
tohiny
novalian'i dadabe ny 11/01/2006 09:14
tsimiandravola
(
05/01/2006 08:47)
Indro ary ny blog tsimiandravola ka dia mazotoa mamaky,ary mirary taom-baobao 2006 sambatra sy mahomby ho antsika mianakavy.
NB:io blog io dia tsy tsara ho an'ny noana sy mavesatra entana,ka dia ialÃ...
tohiny
novalian'i tsimiandravola ny 13/01/2006 21:38
diamondra27
(
28/12/2005 13:19)
ahoana indray ny hevitrareo @ity resaka hoe: fanakatonana fiangonana MRE, FAAK, APOKALIPSY... ity...
tohiny
novalian'i dadabe ny 03/03/2006 15:57
jentilisa
(
22/12/2005 06:10)
Izaho ry zareo mieritreritra hoe ireo zavatra roa ireo no tena manimba ny fetin'ny noely tsy ho fetim-pivavahana fa lasa fetin'izao tontolo izao ( raha izay moa no filaza azy).
Any amin'ny tany mis...
tohiny
novalian'i zazakely ny 04/04/2006 06:24
LazaRandri
(
21/12/2005 23:54)
[size=12][i]"Izao no fivavahana madio sady tsy misy loto eo anatrehan'Andriamanitra Ray: ny mamangy ny kamboty sy ny mpitondratena amin'ny fahoriany, sy ny miaro ny tena tsy hisy pentimpentina avy ami...
tohiny
novalian'i adam ny 07/01/2006 20:36
rakekely
(
16/12/2005 06:41)
raha mankalaza izao Xmasy izao ianao dia tsarovy fa fahasoavana sy famonjena ho anao izany.
Te-hiaina ao anatinao sy hiara-honina aminao mandrakariva Andriamanitra.
Tsy mba manavaka Izy fa ny fonao ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 10/01/2006 22:45
bichette
(
15/12/2005 08:49)
(miala tsiny raha amin'ny teny vahiny)
le courage de'admettre votre erreur vous libèrera de votre frustration tandis que votre entêtement ou la peur vous maintiendront prisonnier de vos illusio...
tohiny
novalian'i dadabe ny 14/01/2006 07:53
vetsoko
(
13/12/2005 15:01)
après analyse sy recoupement dia ireto no voahangoko,(mpanao gazety aty ampita ny tenako):
.50 000 eo ho eo no mpivavaka tao @ fpvm
.16 no isan'ny sampana ary au moins misy 200 ny membres isaky ny ...
tohiny
novalian'i pissoa ny 19/12/2005 13:51
lapino
(
13/12/2005 06:05)
Halefa any am-piangonana protestanta any Alemaina hono ny lalao amin'ny fiadiana ho tompon-daka eran-tany amin'ny baolina kitra!
Tokony ho mety ve izany?...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 23/12/2005 13:31
ravatorano
(
08/12/2005 05:42)
Ny evekan'Ambanja no hisolo ny Kardinaly Gaetan Razafindratandra.NY Mgr OdonRazanakolona no anaran 'ilay kardinaly vaovao ho an 'ny fiangoanan katolika eto madsagasikara.Izy dia efa sakretera jeneral...
tohiny
novalian'i marozevo ny 07/02/2006 00:49
diarie
(
07/12/2005 17:51)
Manao ahoana tompoko oh! Aty ampitandranomasina ny tenako ka mahatsiaro mila aimpanahy, mila dinidinika kristianina, koa raha misy Mpitandrina na mpiandry na mpitondra fivavahana protestanta mahita iz...
tohiny
novalian'i marozevo ny 28/02/2006 00:41
LazaRandri
(
06/12/2005 22:54)
Misy andraikitry ny Kristianina ihany koa ny mahatonga ny olona sasany tsy mamonjy ny fiaraha-mivavaka.
...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2005 04:53
bichette
(
05/12/2005 16:23)
[b]Si Jesus est réellement le Messie, où donc est la paix ?[/b]
La paix qu'apporte le Messie est une paix du coeur selon la Bible, surpasse [u]l'entendement humain[/u]
[i]Je vous laisse la pai...
tohiny
novalian'i Veloo ny 13/01/2006 19:59
jentilisa
(
03/12/2005 14:28)
Asa raha efa nofoanana ilay lalà na tamin'ny andron'i Augagneur nahatra teto madagasikara fa tsy mbola nandre ny fanafoanana azy aho. Tsy azo atao ny mivavaka miaraka any an-trano. Maninona raha foana...
tohiny
novalian'i tivinah ny 31/01/2006 12:17
fiaritiana
(
02/12/2005 19:29)
raha tsy mankany am-piangonana mihitsy ve enao dé hoe tsy mivavaka izay?...
tohiny
novalian'i Veloo ny 20/12/2005 20:38
eprom
(
02/12/2005 05:33)
Taorian'ny Eurd sy ny FPVM de nifanontany ny rehetra hoe iza indray ny manaraka. Re ary izao fa norarana tsy hivavaka ao Andravoahangy intsony ny Rhema. Marihina fa tsy fanakatonana akory izy ity fa f...
tohiny
novalian'i ndrena ny 07/12/2005 15:01
