satana

1. diamondra27 ( 29/01/2006 16:58)
hono ho'aho mba fantatrareo ve oviana ny mot "satana" no apparut voalohany ao anty baiboly?
novalian'i marozevo ny 26/03/2006 01:16
2. Bariry ( 29/01/2006 22:28)
Inona njay ary no nitondran-javatra an'i Diamondra any amin'ny satana any.... Ao amin'ny genesisy aloha no hitako: Ilay bibilava tsy hoe satana!:twisted::twisted:
3. Herimiafina ( 30/01/2006 00:01)
Vade Retro Satanas!!!!!:-D:twisted::twisted:
4. marozevo ( 30/01/2006 00:27)
Herimiafina:

Vade Retro Satanas!!!!!:-D:twisted::twisted:



Teny inona ary ity ry zareo ah ? Sa angamba io no teny ampiasaina rehefa handroaka demony ve ?
5. Herimiafina ( 30/01/2006 00:37)
Io mihintsy no teny ampiasain'ireny exorciste ireny rehefa hanala demony izy. Tsy haiko na teny inona io na teny inona fa fandre matetika tamin'ny andro taloha fony mbola tamin'ny teny Latine ny fivavahana kristianina!
6. marozevo ( 30/01/2006 00:49)
Dia teny latinina izany koa inona indray. Fa amin'izao fotoana izao ve mbola misy exorciste eh? Za mba itadiavo... tsy hoe misy demony aho akory, fa mba consultation fotsiny. Gratuite ve ny consultation sa payante ? Araka ny hevitrareo ve mbola ilaina ny exorciste ankehitriny ?
7. diamondra27 ( 30/01/2006 02:17)
marozevo:exorciste?sao de oe: Mpiandry no ilazana azy any amintsika(Madagasikara)e!tsy de haiko loatra aloha ny @iny , miala tsiny.

Ny famoahana devoly aloha de ilaina isanandro isaminitra e!De isika ihany de afaka manao izany @ tenantsika

8. diamondra27 ( 30/01/2006 02:19)
Bariry:tsy nentin'i satana aho fa mba lasa fisainana e! ...
9. diamondra27 ( 30/01/2006 02:20)
HM:hay ve enao nanana dons ohatran'izao de tsy mba nilazalaza an!nefa ilaina mitsy io
10. diamondra27 ( 30/01/2006 03:12)
Zao ary e!

Ny teny hoe: satana de tsy hita ao @ Baiboly raha tsy efa any @ boky faha-13= ITantara21:1

T@ voalohany moa de iarahamalala fa noharian'Atra tahaka ny endriny isika = Genesisy 1: 24-28/31
ary koa ny biby rehetra fiompy sy mandady
di ny bibilava anisan'izany Genesisy 3:1

11. diamondra27 ( 30/01/2006 03:19)

Indraindray raha mijery film isika de tsy maintsy maharaka hatr@ voalohany raha tsy izany de tsy azo le film. Ny Baiboly de misy ifandraisany @izany , manomboka Genesisy ka hatr@ Apokalypsy.

Hita tao @ Genesisy 3:1 ny nanaovana azy ary nahoana no bibilava no biby FETSY indrindra t@ biby rehetra? apokalypsy 12:9




12. diamondra27 ( 30/01/2006 03:59)
La bible nous met sur la conséquence du mal mais non par l'origine du mal.

satan est...

- un ennemi implacable I petera 5:8
- il est rusé II KOR 11:3 5 (se déguise en ange de lumière)
- il est menteur Jaona8:44
- il est accusateur APOK 12:10

Le mot diable veut dire : calomniateur : celui qui raconte et accuse

MAIS...

Ses jours sont comptés APOK 20:10 /12:12

Tian'Atra mba hifantoka aminy isika fa tsy hisaintsaina ny devoly sy ny asany ROMANA 8:34

On ne détermine pas notre vie contre le diable mais concentrer sur DIEU


13. diamondra27 ( 30/01/2006 04:05)
Raha mahatsiaro tena isika fa ciblé par le diable de tokony tsy hatahotra na hanana ahiahy satria HEBREO 2:14

Noho izany de

- Tokony accepter le sacrifice du Christ pour vous = angataho mba hiditra ao @ fiainanao Jesosy sy qu'IL soit le Chef de ta vie

- Confesser vos fautes =
manitsy le ota madinidika ary aza avela hisy lalana ho an'ny satana fa mahay manangolango izy tahaka ny efa nataony t@i Eva
-Apprendre l'épreuve
Le Seigneur passe la formation afin de nous grandir
14. diamondra27 ( 30/01/2006 04:07)
NOUS AVONS BESOIN DE CONFIANCE EN DIEU POUR CONTRER L'ENNEMI

De izay 'zany no azoko atolotra momba ny satana
Misaotra ny efa namaly sy zay namaky

15. zama91 ( 30/01/2006 14:25)
hay ve misy satana ary devoly sy ny fanahy ratsy ahoana
16. Vahinala ( 30/01/2006 14:51)
:roll::roll::roll:
17. lapino ( 30/01/2006 15:47)
diamondra27:
Tian'Atra mba hifantoka aminy isika fa tsy hisaintsaina ny devoly sy ny asany ROMANA 8:34

Dia maninona eto ity dinika ity izany? Iza no nanokatra an'ity voalohany teo? :wink:
18. marozevo ( 30/01/2006 23:49)
Diamondra27 hoe :
Raha mahatsiaro tena isika fa ciblé par le diable de tokony tsy hatahotra na hanana ahiahy satria HEBREO 2:14

Dia tsy maintsy mitondra baiboly foana izany zahay rehefa manketo? Ny anay tsy mba any an-trano anie fa aty amin'ny cyber eh... Mba soraty ilay teksta lazain'ny referanzy rehefa fohifohy eh.
19. dadabe ( 31/01/2006 01:02)
Mpandefa : lapino [ Valio ] 30-01-2006 19:47:23
Lohateny : Re : satana
Hoy i diamondra27:
Tian'Atra mba hifantoka aminy isika fa tsy hisaintsaina ny devoly sy ny asany ROMANA 8:34

Dia maninona eto ity dinika ity izany? Iza no nanokatra an'ity voalohany teo?
Miverina ery


fa maninona no manao auto-question ianao??:-w:-w

diamondra > mahay manazava anie ianao izany e:wink:
20. diamondra27 ( 31/01/2006 06:03)
maarozevo: efa intelo naveriko nosoratana ireo vao nipoitra fa hay raha mijanona elaela manoratra de miala ny ps sy mot de passe de refa alefa le nosoratako de tsy voaray

de miala tsiny fa efa tsy nanampotoana itsony za t@ io e! azonao ifanampiana nge za e!

soraty le izy e! stp:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2459