NYFIAFARAN'IZAO TONTOLO IZAO

1. pasipasi ( 26/09/2005 18:05)
ry TANORA efa ahoana nyhevitra ny@ nyfiafaran'izao tontolo izao efa niomana ve sa ......mba valio
novalian'i Tanana ny 17/11/2005 05:04
2. xxx ( 26/09/2005 18:54)
efa miomana manao valizy ka! ny billet no tsy hay hoe rahoviana no ho azo!
ary ianao ve nefa mba efa niomana ihany sa? mila ny retraretra ve no miomana sa ny sasatsasany ihany?
3. Veloo ( 26/09/2005 19:24)
pasipasi inn moa no tianao lazaina e?
4. maditra ( 26/09/2005 20:05)
Miomana dieny mbola malaina fa rehefa mazoto tsy lasa intsony.:-D
5. Herimiafina ( 26/09/2005 20:21)
Za akia vonona foana an. Efa filamatra mintsy io, tsy maintsy vonona fa tsy efa eo ampotomoto vao andeha hiomana e.
6. toetra ( 26/09/2005 20:57)
Sarotra loatra ity resaka ity :
- izao tontolo izao;
- lanitra;
- finoana;
- fahafatesana sns
7. rahely ( 27/09/2005 05:38)
Tsy maintsy miomana aloha sao de tavela eo e!Sa aôna?! Koa mitovy @ manomana dia rhtr iany io koa.
8. mandrindra ( 27/09/2005 08:43)
lazao aloha hoe rahoviana dia amin'izay mety ho hita eo izay atao. fa izaho aloha raha fantatro hoe rahoviana ilay izy dia revy be gaigy mihitsy mandrapahatongany e !!
9. Nananie ( 27/09/2005 10:37)
Dia izay no atao we mourir en beauté ve:-D? Ny ahy tsy tiko ho fantatra ny farany. Sao tapaka lalandra mandrapahatongany eo za kou=)).
10. xxx ( 27/09/2005 13:16)
Aza mikoropaka fa mbola ho ela e!
11. ravakamalala ( 27/09/2005 14:11)
Hoy i xxx
Aza mikoropaka fa mbola ho ela e!


Sur am zany v enao an, miomana ihany fa sao ho hitan ny havany eo?
12. Veloo ( 27/09/2005 21:10)
ravaka ie wa retsy :wink:
13. jajaf401 ( 28/09/2005 09:51)
tsy misy fiomana ntsony fa eto miamby azy! :-D
14. Nananie ( 28/09/2005 14:04)
Carpe Diem !!!;-)
15. ari.malala ( 28/09/2005 14:09)
euh, miomana d zao avy no atao an, misasa madio tsara alo, d misolo akanjo d ny entana rehetra efa voaomana anaty valizy an! d refa mipaika ny ora d miakatra any anaty fiara d lasa zao!!!!! zay v?:°):°)
16. bichette ( 28/09/2005 14:11)
za vonona hatry ny ela, mandry ilay hoe PARTEZ fotsiny (a vos marques , pret, PARTEZ)
17. Veloo ( 28/09/2005 16:03)
ari.malala a afa ndray ny anjy zany kle :-D:-D:-D
18. fijo ( 28/09/2005 19:56)
bibi an nadraso ihany aho an.
ary ny pasapor ve tsy hilaina?sao averiny avy any ko.nefa any toa be afo hanaovana tonotono
19. sasa ( 29/09/2005 07:39)
aleo ry reto miomana ihany an, tena marina e, le taraiky anie no tena grave e, ilaozan'ny omby miahaka eo klé, za aloha tena miomana foana mintsy e,:-D
20. ari.malala ( 29/09/2005 09:48)
veloo, zany ko! hafa manin anjy njay ary ! njy an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9824