NYFIAFARAN'IZAO TONTOLO IZAO

21. mamzelkely ( 29/09/2005 12:15)
za efa vonona efa hatram ela fa ts nety lasa mits de ts haiko ra efa vonona njay zao..:roll:
22. Veloo ( 29/09/2005 14:56)
ari.malala a,
ka na ny valizin-njy ary tsy ho zakajyn knou :-D:-D:-D
23. fijo ( 29/09/2005 19:42)
za aloha aleo hilalao fa maika hoaiza ary;
24. Herimiafina ( 30/09/2005 00:30)
Fa rôvina tokoa moa no hifarana izao tontolo zao e. Mpanandro be daholo njay nareo tato ho ato an, dadarabe isany. hehehehehehehehe :-D:-D:-D:-D
25. mandrindra ( 30/09/2005 12:55)
herimiafina, mifarana izao tontolo izao rehefa tapitra.
26. fijo ( 30/09/2005 19:35)
ouiii marina be.fa aza maika hoa.
27. Herimiafina ( 30/09/2005 19:42)
Hehehehehe, rôvina kay no tapitra izao tontolo zao e. hehehehehehe, tsy meko eo le akoholahy mena sy le vola roapolo an. hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
28. xxx ( 04/10/2005 08:47)
samia mankafy ny fiainana daholo ary fa mbola tsy ho fantatra izy ity. Mihinàna de misotroa de mandihiza daholo. Izay mbola tsy nanam-bady aoka izy hanam-bady...fa izaho aloha ry reto mahalasa saina ahy ihany ireto cataclisme naturel be dia be mitranga @ izao ary nifanesisesy izy izay...angamba mila misotro ràn'olombelona be be kokoa ny Devoly!
29. boubounezy ( 17/10/2005 14:55)
za alou miomana iany e! iza no mahalala kou jereo fotsiny ary ny zavamiseho erantany!!!


pasipasi:

ry TANORA efa ahoana nyhevitra ny@ nyfiafaran'izao tontolo izao efa niomana ve sa ......mba valio



30. Veloo ( 17/10/2005 17:05)
boubounezy a marina ny anjy zay mihitsy no tokony atao retsy a. Mila manaika an'i jesosy isika fa namonjy antsika izy teo @ hazo-fijaliana an:wink:
31. boubounezy ( 18/10/2005 21:03)
@ko a, ra ny arabaiboly no jereko dé lanitra sy tany vao2 ny iafarany zao tontolozao ho any izay nanaiky anA/tra ho tompo sy kristy ka nanaraka ny volazany baiboly. ra ara tsiantifika kosa ndray nefa dé ho may kila ty tany ty ra ny polution ny fandrosony zanakolombelona no jerena, dé mifindra any @ volana dôly ny alou zé manakarena, dé refa mésimba bé ny tany de mety ho lasa gratuit @zay ny mandé any @ la lune ho any zé tsy navita nando vola bé andeanana any.



pasipasi:

ry TANORA efa ahoana nyhevitra ny@ nyfiafaran'izao tontolo izao efa niomana ve sa ......mba valio



32. Tanana ( 17/11/2005 05:04)
iza amintsika ry reto no afaka manampy 1 seconde amin'ny durée de vie any? iza @ isika no mahalala izay hitranga afaka 5 mn ?

Ka noho izany MIBEBAHA ISIKA, raiso JESO aza mangatan-kandro, tapao ny hevitra fa tena TIA ANAO JESO
:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2081