Fivavahana, finoana

ainaheri ( 26/02/2005 11:26)
[quote]De aona ndray i JP II io zao?[/quote]... suite
répondu par dadabe le 09/04/2005 14:40
eisy ( 23/02/2005 08:52)
De za zany lasa saina ihany hoe ato anaty kozikozy malalaka be ato ve misy namana mbola tsy mino na mandà ny fisin4andriamanitra? satria aho mahafantatra namana hafa izay tsy ato de minia ny handa ny... suite
répondu par dadabe le 11/04/2005 04:14
eisy ( 22/02/2005 12:01)
De tena mampihomehy ahy reolona ny fikan'ilay Kôfa mpitarika ireo mpivorivory ao amin'ilay Fikambanana Apokalipsy! Manala devoly hono lery de 1-Tondrony ny olona de raha vao misy devoly hono de mi... suite
répondu par dadabe le 31/03/2005 16:02
ikaretsaka ( 21/02/2005 22:31)
Tsetsatsetra tsy aritra ihany ity ary tsara ho fantatra: -ny dikan'ny teny hoe baiboly/ bible dia avy amin;ny teny grika hoeBiblios (tsy boblosy an =))) .. izay midka hoe boky maromaro natambat... suite
répondu par marozevo le 29/04/2005 00:03
fmr ( 21/02/2005 09:08)
inona no mahasamihafa ny mino an'Andriamanitra sy ny tsy mino an'Andriamanitra satria samy ho faty daholo ihany ?... suite
répondu par mandrindra le 29/04/2005 15:45
tsaragasy ( 20/02/2005 03:41)
araka ny hevitrareo izay mahalala tokony atao batemy\batisa ve ny zaza raha mbola kely. Satria mantsy araka ny voalazan'ny baiboly hoe:"mino zay vao atao batisa", nefa ny zaza tsy afaka hino, ary na f... suite
répondu par flmlot92 le 11/11/2012 11:33
Lallah ( 19/02/2005 20:04)
Est-ce possible ? Choisir le chemin pour [b]soit-disant [/b]servir davantage Dieu, en profitant tous les intérêts personnels en particulier les bien matériels, en abandonnant le service au derni... suite
répondu par marozevo le 11/04/2005 02:59
yonikafopl ( 17/02/2005 21:59)
Nahalasa saina ahy ihany ny zava -nitranga taty aminay ny andron'ny saint valentin, nahafatesan'ny praiminisitra libanais t@ attentat . Misy namana Gasy manko miasa ao amin'ny zanany, ka nifampiresak... suite
répondu par annie le 08/04/2005 22:30
intelligenzia ( 16/02/2005 00:48)
Tsy sanatria hiteraka fikorontanana, ary tsy misy fanavakavahana no antony hanoratako an’ito lahatsoratra ito fa milaza ny marina amin’ny fo madio. Efa hatry ny ela no nahazo ny “fahaleoven-tena... suite
répondu par marozevo le 29/04/2005 00:33
ikaretsaka ( 11/02/2005 02:18)
HO an'ny katolika dia nanomboka t@ alarobia teo ny vanimbortoanan'ny karemy. tsy ny fifadian-kanina ihany fa ao koa ny sacrifices isan-karazany ary ny fandinihantena indrindra indrindra. samy hahav... suite
répondu par annie le 08/04/2005 22:40
sahary ( 10/02/2005 04:15)
Fa inona no antony nahatonga ny anarana hoe protestant ?... suite
répondu par sahary le 13/04/2005 04:18
jeff ( 09/02/2005 13:45)
Iza no afaka manome ny famaritana hoe "CONVERTI"????????? :( ... suite
répondu par jeff le 24/02/2005 09:52
felampaiso ( 08/02/2005 11:15)
maraina ny andro dia samy miala ao an-tranony avy izahay sy rafilipo mivady ,isa-maraina dia mifandrangitra foana satria ny anton-dian'izy mivady dia hilahatra atsy @ kiosque fangalana torohevitra @ c... suite
répondu par dadabe le 23/02/2005 13:39
ikaretsaka ( 05/02/2005 01:28)
[b]APETRAKA NY ALA TSINY ALA FONDRO ALA SATROKA... TSY NATAHO HAMPIADY NY ARA PINOANA ITY FA ERITRERITRA TONGA TATO AMIKO FOTSINY.. KA AOKA INDRINDRA TSY HI RAISINA @ IZANY[/b] mba reflexion sy eritr... suite
répondu par pitchou le 25/02/2005 20:27
notron ( 04/02/2005 10:06)
Nisy takelaka iray nosoratako momba ilay antokom-pivavahana mahavita miracle fa na fiarakodia aza angatahina dia mety ho azo. Nisy namazivazy moa hoe kou manin rah rôplana no angatahina? (andramo e! ... suite
répondu par felicia le 11/04/2005 00:26
bichette ( 04/02/2005 07:49)
Misy olona ato mety manana finoana hafan'ny kristianisma, azonao ambara ve hoe inona ny tena doctrine ? ohatra, mormon, musulman sns.... :wink: ... suite
répondu par sonwin le 04/03/2005 12:09
booboo ( 30/01/2005 17:51)
Narary ny foko raha nandehandeha t@ asabotsy teo namaky boky teny an-dalana teny momba ny lapidation des femmes sy ny pendaison publique misy any Iran ( miaraka @ sary :{ :{ :{ ). Nisy ado vao 16... suite
répondu par sonwin le 15/03/2005 14:43
( 24/01/2005 06:31)
zavatra nanaitra ahy tany mada dia izao.ny pasitera rehetra dia maro anaka.( tsy latsaky ny 3 na 4 ny ankabeazany) satria ve hoe miteraha ka mamenoa ny tany sa dia fitiavana ilay zavatra tsotra izao... suite
répondu par annie le 15/04/2005 12:58
( 20/01/2005 09:13)
voatery ve ny vehivavy hanaraka ny finoany vadiny refa manambady? mazava ho azy aloha hoe tsy mitovy finoana a! ... suite
répondu par sonwin le 11/04/2005 17:43
hery ( 17/01/2005 08:00)
Misy namana 5600 eo ho eo isika no mpikambana ato. Inoako fa samihafa finoana daholo :-) Nisy resaka natsipin\'ikaretsaka izay anefa hoe toa resaka kristianina (na indrindra fitsikerana kristianina)... suite
répondu par sonwin le 21/03/2005 18:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.2439